sangetaka sa kidikidy sa sangisangy

1. bmw307 ( 20/08/2006 19:29)
marobe ny mpisandetaka, ary tsivitsy koa ny misangy , ny kidikidy mafiloatra no mampiady ny mpiranotra.
novalian'i kala ny 29/08/2006 07:01
2. loharanoniaina ( 21/08/2006 09:42)
inona ny tian'ny mpanoratra ho lazaina???mapa sanganeana be le izy:):)
3. ikalakintina ( 21/08/2006 15:51)
4. enteme ( 22/08/2006 07:44)
:(:(:(in hon' zany lazainy????
5. kala ( 22/08/2006 12:40)
tena fanina zà ry bmw :roll::roll::roll:
hoatr'ireny mandeha BM reny ve kou! :-w:-w:-w:-w
tsy lasa f'aleo antsoina i fasaly hanao pilote dia mbô zà no co pilote :wink:

fasaly ê! aiza toi =))=))=))=))
6. kiali ( 22/08/2006 16:57)
zah eto ko fasaly no antsoina! tssss!
7. kala ( 23/08/2006 06:38)
kiali > ka enao miova loko ihany de tsy hitako zay marina :oops::oops: zà tsy saro-piaro ka! aza matahotra =))=))=))=))
8. kiali ( 23/08/2006 20:29)
enao ihany kala-keliko ny voalohany an:*:*:*
9. kala ( 24/08/2006 08:47)
miala any be zesta fa nahazo plasy voalohany:twisted::twisted::twisted::twisted:

tairo ary aloha fa zao koa no tsy be mpandalo :* :* :* :*:* :*

aza hitako mandalo eto i pissoa fa tsy mianatra dia manao detektiva privé. :-* andry ry pissoa
10. kiali ( 24/08/2006 18:56)
kala an! i pissoa efa misy tompony fa injy zao tsisy ! lol
11. kala ( 25/08/2006 09:18)
kiali > sûr amin'izany ve enao :-D:-D:-D

kay moa enao no izy ê!:*:*:*:*:*
12. pissoa ( 25/08/2006 16:54)
kala - ngah kala tsy siroa :x:-D:-D:-D
13. kiali ( 25/08/2006 19:07)
kala an! pissoa wa efa an'i H....
14. kala ( 28/08/2006 15:36)
kiali > aza miasa saina ny amin'izany hoa :wink:

tairo ndray aloha ny :*:*:*:*:*:* fa mbola maika hisidina kely ny namanao
15. kiali ( 28/08/2006 16:31)
kala an! tsy leo orokoroka ve toi eh? tsoda indray omena
16. kala ( 29/08/2006 07:01)
kiali > tsy mahay emoticône le mitsôda ange zà ê!
sady sao bedy eto ka! aleo môlômôlô ihany :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989