sangetaka sa kidikidy sa sangisangy
1. bmw307
(
20/08/2006 19:29)
marobe ny mpisandetaka, ary tsivitsy koa ny misangy , ny kidikidy mafiloatra no mampiady ny mpiranotra.
répondu par kala le 29/08/2006 07:01
2. loharanoniaina
(
21/08/2006 09:42)
inona ny tian'ny mpanoratra ho lazaina???mapa sanganeana be le izy:):)
5. kala
(
22/08/2006 12:40)
tena fanina zà ry bmw :roll::roll::roll:
hoatr'ireny mandeha BM reny ve kou! :-w:-w:-w:-w
tsy lasa f'aleo antsoina i fasaly hanao pilote dia mbô zà no co pilote :wink:
fasaly ê! aiza toi =))=))=))=))
hoatr'ireny mandeha BM reny ve kou! :-w:-w:-w:-w
tsy lasa f'aleo antsoina i fasaly hanao pilote dia mbô zà no co pilote :wink:
fasaly ê! aiza toi =))=))=))=))
7. kala
(
23/08/2006 06:38)
kiali > ka enao miova loko ihany de tsy hitako zay marina :oops::oops: zà tsy saro-piaro ka! aza matahotra =))=))=))=))
9. kala
(
24/08/2006 08:47)
miala any be zesta fa nahazo plasy voalohany:twisted::twisted::twisted::twisted:
tairo ary aloha fa zao koa no tsy be mpandalo :* :* :* :*:* :*
aza hitako mandalo eto i pissoa fa tsy mianatra dia manao detektiva privé. :-* andry ry pissoa
tairo ary aloha fa zao koa no tsy be mpandalo :* :* :* :*:* :*
aza hitako mandalo eto i pissoa fa tsy mianatra dia manao detektiva privé. :-* andry ry pissoa
14. kala
(
28/08/2006 15:36)
kiali > aza miasa saina ny amin'izany hoa :wink:
tairo ndray aloha ny :*:*:*:*:*:* fa mbola maika hisidina kely ny namanao
tairo ndray aloha ny :*:*:*:*:*:* fa mbola maika hisidina kely ny namanao
16. kala
(
29/08/2006 07:01)
kiali > tsy mahay emoticône le mitsôda ange zà ê!
sady sao bedy eto ka! aleo môlômôlô ihany :-D:-D:-D:-D
sady sao bedy eto ka! aleo môlômôlô ihany :-D:-D:-D:-D