sary
1. fasaly
(
18/08/2006 05:12)
hummmm! tena mba hevitra tsara sy tena manja mahintsy lay signaturekely hoe:SERASERA" miloko manga eo amin'ny sary, aminizay wain be zay mampiasa ny sary n'ny namana any am site hafa an!
merci hery an!:-*:-*:-*:-*:-*
merci hery an!:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i fasaly ny 19/08/2006 15:44
5. fasaly
(
18/08/2006 16:51)
ouajayyyy ry fiffi, tena misy mampiasa sarin'oul mitsy entiny ampiasaina ny am site hafa ka!!!!
ohatsa fotsiny ato am serasera misy mametaka sary tsy azy akory:wink::°)fa srin'oul hafa any ohatra:-w
lay antsoinay hoe bgdad:°):°):°)
milay ka! tena milay...lay hevitra io....
ohatsa fotsiny ato am serasera misy mametaka sary tsy azy akory:wink::°)fa srin'oul hafa any ohatra:-w
lay antsoinay hoe bgdad:°):°):°)
milay ka! tena milay...lay hevitra io....
8. vale
(
18/08/2006 21:57)
belahasa> fiarovana ny sary tsy ho hampiasaina @ zay tiana hanaovana azy io kah! toy ny karatra latsaka ihany io oh, rah misy trano vaky teo akaikiny nahalatsaka ny karatrao dia tonga de enao no suspect voalohany!:wink:
12. ftma
(
19/08/2006 14:17)
izaho zao saika hampiasa ny sarin'i Fasaly de tsy nety intsony :-*
misaotra ny mpiandraikitra @ fanatsarana rehetra e
misaotra ny mpiandraikitra @ fanatsarana rehetra e
