sary

1. fasaly ( 18/08/2006 05:12)
hummmm! tena mba hevitra tsara sy tena manja mahintsy lay signaturekely hoe:SERASERA" miloko manga eo amin'ny sary, aminizay wain be zay mampiasa ny sary n'ny namana any am site hafa an!
merci hery an!:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i fasaly ny 19/08/2006 15:44
2. Fiffi ( 18/08/2006 07:31)
:roll: nga koh misy manao an'zany ?
3. lemenakely ( 18/08/2006 15:39)
ié tena tsara mintsy ilay idée kah
4. jra ( 18/08/2006 16:07)
tsara le izy fa maninona ny sasany tsy misy dia ny sasany misy ?
5. fasaly ( 18/08/2006 16:51)
ouajayyyy ry fiffi, tena misy mampiasa sarin'oul mitsy entiny ampiasaina ny am site hafa ka!!!!
ohatsa fotsiny ato am serasera misy mametaka sary tsy azy akory:wink::°)fa srin'oul hafa any ohatra:-w
lay antsoinay hoe bgdad:°):°):°)
milay ka! tena milay...lay hevitra io....
6. hery ( 18/08/2006 18:12)
jra> ny sasany efa taloha be tsy misy :-)
7. belahasa ( 18/08/2006 19:59)
lasa fananan'ny serasera tokoa moa zany zay sary natsofoka eh.
8. vale ( 18/08/2006 21:57)
belahasa> fiarovana ny sary tsy ho hampiasaina @ zay tiana hanaovana azy io kah! toy ny karatra latsaka ihany io oh, rah misy trano vaky teo akaikiny nahalatsaka ny karatrao dia tonga de enao no suspect voalohany!:wink:
9. boubounezy ( 18/08/2006 23:10)
za kou alou dé naita fa tena tsara bé lé izy e!misôtra.^:^
10. Fiffi ( 19/08/2006 07:01)
manja eh! =D=D
11. watafon ( 19/08/2006 10:57)
ekena e ! :-*
12. ftma ( 19/08/2006 14:17)
izaho zao saika hampiasa ny sarin'i Fasaly de tsy nety intsony :-*
misaotra ny mpiandraikitra @ fanatsarana rehetra e
13. fasaly ( 19/08/2006 15:44)
hummm! ftma: saiaka ampiasaina amin'ny inona klou e!:wink::-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1634