misy olona nofisina de mety hanofy ve izy

1. travy ( 02/08/2006 10:37)
izaho de lahy ,ary manofy olona niaraka tamiko efa
ela be za 1996 no niarahanay,ary 2ans ny niarahanay.Tsy mifankahita taminy mihitsy aho,ary tsy mahalala ny misy azy,nefa de manofy azy matetika
koa inona no mba hivitrareo izay hanampy ahy.
novalian'i arson ny 07/08/2006 12:52
2. mamzelkely ( 02/08/2006 10:42)
za klou interpretation de reve zany ts de haiko eee
3. travy ( 02/08/2006 10:49)
ka tena matetika mihitsy ange ilay izy e!taona maro izao no nosedraina t@izay efa saika nivady matsy izahay saingy de rava hoazy t@tsy fantatra foana teo.
Fantany aho izao fa efa manambady satsia efa nihaona ihany izahay 3 lasa izay fa tsy hitako intsony izy.De
ahoana ny hevitrao
4. Fiffi ( 02/08/2006 11:12)
ka efa manambady zany ianao zao de hadinohy @ zay izy koh! de aza manofy azy intsony fa ny réalité @ zay jerena satria ny vadinao efa eo.
5. mamzelkely ( 02/08/2006 11:26)
mety mbola hihaona ihany angamba ianareo fa matetika anie ny bon souvenir mbola tavela ao am subconscient de mbô miverina eee:lol:
6. Zina ( 02/08/2006 11:56)
ka tena matetika mihitsy ange ilay izy e!taona maro izao no nosedraina t@izay efa saika nivady matsy izahay saingy de rava hoazy t@tsy fantatra foana teo.
Fantany aho izao fa efa manambady satsia efa nihaona ihany izahay 3 lasa izay fa tsy hitako intsony izy.De
ahoana ny hevitrao

raha mahita azy zao ianao dia ho kivy satria ilay tarehy nahitanao azy iny tsy iny intsony dia tsy manonofy intsony...
7. cutie ( 02/08/2006 11:57)
Zina :-D
8. dadabe ( 02/08/2006 12:13)
:roll:ouajay le . ka efa hoe tsy nifankahita ko inn njay
9. cutie ( 02/08/2006 12:14)
tsy nifankahita de lasa nofy sisa:-D
10. mamzelkely ( 02/08/2006 12:29)
Zina mety lasa bevoka tampoka ve izy sa lasa be mony :roll:
11. mamzelkely ( 02/08/2006 12:30)
adinoko nimeme :-D:-D
12. Hubert ( 02/08/2006 14:05)
Mbola mieritreritra azy ianao indraindray; na mbola mieritreritra anao koa izy sady miresaka am'ol mihitsy aza (Oh: hoe mitantara ny fiainany t@ nareo mbô...)
tsy izany f'efa niaina tamin'io fotoana io ihany koa za taloh, fa saingy aleo ny lasa ho any fa manadala saina fotsiny travy â.
13. nambina ( 02/08/2006 14:07)
d inona zao no soso-kevitra azo homena any travy zany?:wink:
14. Hubert ( 02/08/2006 14:26)
esory ao antsaina tsikelikely io souvenir-n'io oul io fa ho foana tsikelikely ny fanofisanao azy; kah hirindra tsara indray ny fiananao travy â!
Io no soso-kevitra tsoahina aminy nambina:wink:
15. barry ( 02/08/2006 14:37)
ka i travy zany anie tsy miheriterritra azy nefa manofy azy faona e! zany hoe izy tsy manadino anao dia miresaka sy mitantara ny niarahanareo fahiny izy @ namanany;na mety tsy matory mitsy izy @ alina (l)fa any aminao faona aloha ny sainy zay izy vao mety matory; dia izay no mahatonga anao manofy azy faona;fa izy zao mba te hanofy anao fa tsy mety satria ianao efa tsy mahatsiaro azy intsony
16. xxx ( 02/08/2006 14:38)
za ko nanao izany taloha fa tena ny any anatinao mihitsy angamba io. Tia hifanerasera aminy ianao na tsy haiko. Fa rehefa voalazanao ohatra izao ilay izy dia lasa mihavitsy dia ny farany tsy misy intsony
17. Zina ( 02/08/2006 15:40)
ouajay le . ka efa hoe tsy nifankahita ko inn njay

ny tany boribory o...
Zina mety lasa bevoka tampoka ve izy sa lasa be mony

ka mety efa lasa antitra ka
18. cutie ( 02/08/2006 16:05)
:-D
19. xxx ( 02/08/2006 16:25)
efa misy 'rides' daholo ny takolaka kely sy ny lehibe:-D:-D:-D
20. cutie ( 02/08/2006 16:27)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3053