misy olona nofisina de mety hanofy ve izy

21. xxx ( 02/08/2006 19:52)
mety samy mbola mieritreritra ianareo matoa misy an'izany hoy aho ! sao dia télépathie kosa ary e, any amin'ny subconscientnao any marina mbola misy sisa tavela, hoy aho hoe aoka izay dia ny vady jerena, izy koa mety efa manana ny tiany sa ahoana hoy ianao, raha tsy manana izy mivavaha ho azy hahita ny anjarany izy fa ianao tsinona efa nahita ny anao
22. Fiffi ( 03/08/2006 03:45)
aza de variana @ nofy hiany ry zareo fa aleo hahiratra tsara ny maso fa tsy zava-mora ange ity fiainana ity eh!
23. xxx ( 03/08/2006 05:45)
ka psychologique anie izany ry fiffi e izay indrindra no tena mila ijerena azy satria ny saina no mety tsy milamina ! ka tsy aleo ve tsaboina sao dia vao maika manimba ny fiainany eo
24. majesty ( 03/08/2006 07:07)
sentimental b toi no mahatonga an'io eritreritra io,fa tsy voatery hoe refa manofy oul iray de tsy maintsy manofy kou izy any,fa raha ny resaka télépathie ndray alou tsy de haiko loatra :D
25. arson ( 03/08/2006 12:29)
ny fieritreretanao azy matetika no mahatonga ano hanofy azy.izay aloha no hitako satria efa zavatra nihantra tamiko zany na de tsy @ resaka fitiavana aza.
26. Herimiafina ( 03/08/2006 13:18)
travy:

izaho de lahy ,ary manofy olona niaraka tamiko efa
ela be za 1996 no niarahanay,ary 2ans ny niarahanay.Tsy mifankahita taminy mihitsy aho,ary tsy mahalala ny misy azy,nefa de manofy azy matetika
koa inona no mba hivitrareo izay hanampy ahy.



Mety hifanenas aminy izany ianao ny ampitso. Zah manao an'io foana koa, fa ny ampitso na misy mail na maheno ny anarany aho na mifanena aminy mihintsy! :roll:
27. tsoupou ( 03/08/2006 13:31)
Herimiafina:
Mety hifanenas aminy izany ianao ny ampitso. Zah manao an'io foana koa, fa ny ampitso na misy mail na maheno ny anarany aho na mifanena aminy mihintsy!
possible, fa efa naazo ana zany fa lé nofy tsy tantaraiko eto fa mahamenatra be :oops:, saingy lé sipa koa nanonofy otranlé nofiko
28. Herimiafina ( 03/08/2006 13:40)
Matoa mahamentra an'elah ry tsoupou de tena le heritreretiko izao mihintsy izany nofy izany! hehehehe:-D
29. tsoupou ( 03/08/2006 13:43)
Herimiafina:
Matoa mahamentra an'elah ry tsoupou de tena le heritreretiko izao mihintsy izany nofy izany! hehehehe
Za ko sûr fa takatry ny rehetra io ka, na dé tsy manana hery miafina aza =)) =)) =))
30. tsoupou ( 03/08/2006 13:46)
Kiiii, tô tsisy an'izany akory lé ??? :x
31. arson ( 04/08/2006 05:56)
hahahaa le izy marina, tena le ato antsiko koa!matetika io mahavoa antsika kofy e!

TRAVY< samy manana ny finony ny olona 1 1 ra ohatra enao mino fa misy zavatra mitranga refa manofy toy izay enao de misy le izy, fa raha otra ahy aloha tsy de mino firy anizany hoe manofy olona iray de mety hoitako izy na mety hifanena amiko.
32. mamafara ( 04/08/2006 06:34)
dia manonofy ny fiainana fotsiny ny tenako fa tsy mahay ny dikan'ny nofy. Misaotra anao ry travy aloha nizara taminay.Efa mba misy maromaro ihany kosa ireo ny hevitra azo tsoahina.
33. arson ( 04/08/2006 06:55)
marina zany e!
34. Fiffi ( 04/08/2006 08:52)
zah ve zao nanofy an'i kevin costner de ahoana ? efa im-piry zay ? :-D:-D:-D
35. arson ( 04/08/2006 11:45)
:-D:-D:-D:-D:-D za ary nanofy an'i Mariah Carey.
ka zay anie le izy re olona o!arakarakao ihany io.
36. Fiffi ( 04/08/2006 12:32)
arson: de zah koh zao vao nanofy an'i A...de ahoana zany ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. xxx ( 05/08/2006 19:32)
hony oua ry tsoupou! tena nitovy ve le nofinareo? za manko de tena sendra anio koa, fa d tena nitovy le nofy!! mahagaga!! telepathie tkou vé!! mapieritreritr iany alou!saingy ny olana de za tia azy fizy ts tia anàà!!snif
38. majesty ( 07/08/2006 04:03)
Za refa manofy oul matetika de tsy tadidiko hoe iza mou le oul nofisiko alina iny refa tonga ny maraina hi hi hi:-D
39. arson ( 07/08/2006 12:52)
fiffi< za ko anefa tsy nanofy an'i F...tena mahagaga zany an!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078