Ny vhv ve no tena mankafy ny firaisana ara-nofo sa ny lhl

1. travy ( 02/08/2006 06:33)
izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny.
novalian'i ratanana ny 19/09/2006 07:21
2. arson ( 02/08/2006 07:08)
fa izaho aloha e! enao aloha lahy sa vavy fa to tsy voamarokao koa le izy e!
nefa aloha zany tsy de hidirako lalina fa izao fotsiny mety vizaka ny asa izy matoa tsy marisika firy tsony @ io.
3. Fiffi ( 02/08/2006 07:23)
rehefa mifankatia de samy mankafia eh! :)
4. Hubert ( 02/08/2006 07:49)
marina ireo lazain'ny namana ireo travy, fa mety misy antony maro ankoatra ireo no mety ho antony, fa ianao no mila mandinika kely aloha sao hem...milaza zavatra maro io an! fa izay hitanao tandrify anao ihany aloha eritreretina e! izay vao mandinika ny an'ny vadinao ary mitady vahaolana miaraka nareo8). De mirary anareo mivady samy hankafy:D.
5. Silo ( 02/08/2006 08:04)
travy>: tokony samy mankafy fa tsy misy izany hoe ny lhly na ny vhvy no tena tia an'io:

Mety tsy hainao koa angamba ni mi-exiter ny vadinao de hotrany tsy afapo ianao,
Tsy haiko moa na lhly ianao na vhvy ?
Fa raha vavy ianao de izao: Mahaiza mi-exiter ny vadinao na akanjo anaovanao rehefa hatory iny ianareo, mba akanjo somary sexy, de tokony efa ho kopy lery fa te.... angamba ity vadiko ity ka ..! De aza miandry azy hikitika anao izany fa anao no manaova mialoha de mandeha hoanzy ny azy (manaraka hoazy izy avy eo)

Mazotoa de mazahoa fahafinaretana
6. fasaly ( 02/08/2006 08:50)
samy mankafy io raha samy tia ny andaniny sy ankilany:lol:
7. lemenakely ( 02/08/2006 09:07)
travy:

izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny.



Tsy hipasoka ny efa malàma aho fa manamafy ny voalazan'ny namana fotsiny ihany ...Tsy hay tokoa alou na lehilahy na vehivavy ianao .Fa ny tena marina dia samy tia an'io firaisana io daholo na ny lahy na ny vavy na dia tsy mitovy aza ny fisehony.
Ny fahazahoako azy dia sao dia routine lava aza ny ataonareo dia lasa mankaleony ...Mbà ovaovao ny position ny toerana ny akanjo sns...raha mille bande foana no anaovan-dramatoa ohatra mbà soloina string..raha missionnaire foana mbà ovaina levrette sns e...
8. soanja ( 02/08/2006 09:39)
travy:

izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny.


Miankina amin'ny olona ilay izy ka. Ny tokony ho izy dia tokony hiara manakafy ianareo roa. Saingy matoa izy tsy rototra dia misy antony. Ny hany hahafantarana azy dia eo ampanaovana azy dia miresaha aminy. Anontanio izy hoe inona no manaitaitra azy sy izay tsapany. Izay valiny eo no ahafantaranao hoe ao tsara izy na tsia.


9. travy ( 02/08/2006 10:08)
arson:

fa izaho aloha e! enao aloha lahy sa vavy fa to tsy voamarokao koa le izy e!
nefa aloha zany tsy de hidirako lalina fa izao fotsiny mety vizaka ny asa izy matoa tsy marisika firy tsony @ io.



izaho dia lahy aloha e!
ka izy tsy miasa fa izaho ihany de ahoana izany ny hevitrao e!
10. travy ( 02/08/2006 10:10)
Fiffi:

rehefa mifankatia de samy mankafia eh! :)


manaiky ange izaho e!fa ny ahy ohatran'ny manatombo be de ahoana ny hevitrao
11. travy ( 02/08/2006 10:16)
Bold textBold textBold text
Silo:

travy>: tokony samy mankafy fa tsy misy izany hoe ny lhly na ny vhvy no tena tia an'io:

Mety tsy hainao koa angamba ni mi-exiter ny vadinao de hotrany tsy afapo ianao,
Tsy haiko moa na lhly ianao na vhvy ?
Fa raha vavy ianao de izao: Mahaiza mi-exiter ny vadinao na akanjo anaovanao rehefa hatory iny ianareo, mba akanjo somary sexy, de tokony efa ho kopy lery fa te.... angamba ity vadiko ity ka ..! De aza miandry azy hikitika anao izany fa anao no manaova mialoha de mandeha hoanzy ny azy (manaraka hoazy izy avy eo)

ka izaho izay manoratra ange lahy e!

Mazotoa de mazahoa fahafinaretana



12. Hubert ( 02/08/2006 10:25)
raha azoko tsara izany dia labozia fotsiny i kala8O, koa tsy malaky harary am'zany ny lamosinao ry travy:roll:
13. travy ( 02/08/2006 10:31)
Hubert:

raha azoko tsara izany dia labozia fotsiny i kala8O, koa tsy malaky harary am'zany ny lamosinao ry travy:roll:



izany we ny mba tiako andrasana aminy izany de mba indraindray ohatra de tokony izy indray ny hamoha ahy @torimaso fa raha vao tsy taitra aho de tsy misy dikany fa zava-poana fotsiny.ka inona izany no tokony mba hataoko sy holazaiko azy izany misaotra.
14. Hubert ( 02/08/2006 10:41)
travy a, fanehoana fitiavana aminy; eny fa na dia am'fiainana andavan'andro aza; atao izay hahafalifaly azy foana rehefa eo ianao, toa ireny nareo tany @ voalaohany e. ireo sangisangy sns...dia aza dia abahana ao antsaina ilay zvt, fa mandeha ho azy eo iny na tsy ... aza.
15. travy ( 02/08/2006 10:45)
Hubert:

travy a, fanehoana fitiavana aminy; eny fa na dia am'fiainana andavan'andro aza; atao izay hahafalifaly azy foana rehefa eo ianao, toa ireny nareo tany @ voalaohany e. ireo sangisangy sns...dia aza dia abahana ao antsaina ilay zvt, fa mandeha ho azy eo iny na tsy ... aza.



tena efa ataoko daholo izay met rehetra ,ny ahy izany mba hangatahako aminy de ilay action voalohany avy aminy,nefa de indrisy,2ans nefa izao ny zanakay.
16. Fiffi ( 02/08/2006 11:15)
[quote=travy]manaiky ange izaho e!fa ny ahy ohatran'ny manatombo be de ahoana ny hevitrao /quote]
ka inona indray no tadiavina mihoatran'izany ? tsara ange zany eh!


17. Zina ( 02/08/2006 11:59)
Ovay ny position tadiavo izay ahitanao fa tena makafy izy... anjaranao io
18. mamzelkely ( 02/08/2006 12:32)
fa angah ts valina ftsn we vhv na lhl no tia firaisana ara-nofo eto :roll:8)
19. lemenakely ( 02/08/2006 13:27)
mamzelkely:

fa angah ts valina ftsn we vhv na lhl no tia firaisana ara-nofo eto :roll:8)



ka fanontaniana mila débat ilay izy ! mila fanadihadiana ...tsy azo valiana fotsiny hoe ny lahy ve sa ny vavy tia firaisana ..
20. Hubert ( 02/08/2006 14:22)
ny tena vaha olana aloha dia ny miresaka tsara nareo, mifanontany hoe: :}inn no tsy nety nataoko:wink: sns...Dia ho hitanao eo ny tohiny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0852