Ny vhv ve no tena mankafy ny firaisana ara-nofo sa ny lhl

41. Fomena ( 07/09/2006 14:28)
calin calin io d tendresse koa d met fa sô d brutal b kos enao?
42. ratanana ( 19/09/2006 07:21)
salama daholo
aminy fahitako azy de samy mankafy daholo na ny lahy na ny vavy, fa ny mahazatra atsika moa hatramin'izay de ohatrany lahy foana no manao ny dingana voalohany, fa aza hadinon tsika lahy fa ny vehivavy izay miaina ao anatiny fandrosoana no tena veta2 miohatra aminy lahy hofaranako ny teniko raha tena atao izany fandinihana de ny vavy no tena mahazo fy kokoa noho ny lahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1343