Ny vhv ve no tena mankafy ny firaisana ara-nofo sa ny lhl
22. iaviantsoa
(
03/08/2006 04:48)
Ny fahitako azy ndray ry travy de zao a, tena marina mihitsy le hoe samy mankafy refa eo ny fitiavana fa na lahy io na vavy de mila mifanaitaitra fa tsy voatery hoe iza no manao 1er pas, tsy any le izy, nareo lhl ohatra fadio mihitsy ny mitakine anay vhv raha mieritreritra ny ho any, ankoatra zay somary henjakenjana mihitsy refa misy zaza zay na tsy miasa aza surtout 2 ans zany zay vo tena mitaiza, azo lazaina hoe reraka izy , ka mety hoe tsara raha mba mivoaka kely ohatra hoe :resto , na makamaka rivotra , averina iainanakely ny taloha mampiarapiaraka kely tsy miaraka @ zaza io an,fa tena hoe nareo mitsamy rery,zay e de aza de alefa any loatra ny saina fa refa mbola mifankatia misy communication tsara fotsiny defa ok manaraka ho azy ny zavadrehetra
25. arson
(
03/08/2006 12:37)
travy< misy vhv manao izany mihitsy,ny masoko no nahita fa izy de tena tsi tia firaisana firy itsony,ny antony de noho izy efa mananjanka hoy izy ka tsy te hieritra izany intsony fa izay ahavelona io no ataony.lasa otrany hoe any @ ilay zaza fona zany ny sainy fa tsy miraika firy @ le firaisana izy.
26. Herimiafina
(
03/08/2006 13:16)
travy:
izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny.
Manjeraka be kosa knou. :-D
27. tsoupou
(
03/08/2006 13:35)
Herimiafina:Ô Ra-Hery a, otran'ny misy sujet natsofoko zay teto mitovitovy amin'io fa tô nasorinareo e, nefa tsy dia mifankaiza amin'ity lé izy :D
Manjeraka be kosa knou.
--------------------
Momba ny blem Travy ndray an, Travy alou tary ambadika tary nilaza fa lehilahy, dé zao no teneniko ary fa aza atao mahasosotra an : sao dé mba tsy dia manana talenta amlé izy loatra i Travy ??? Aza atao mahasosotra hoy aho an, fa possible zany, sao dé missionnaire lava izao kosa nefa izy mba te hitaingina soavaly na zavatra hafa :D
28. Herimiafina
(
03/08/2006 13:42)
O ra-tsoupou an, mety lasa any amin'ny resak'olondehibe klé. midira leity resak'olondehibe fa misy raha ao an! :wink:
29. tsoupou
(
03/08/2006 13:45)
Herimiafina:Nga eto resak'ankizy kosa klé ??? =)) =))
O ra-tsoupou an, mety lasa any amin'ny resak'olondehibe klé. midira leity resak'olondehibe fa misy raha ao an!
30. Herimiafina
(
03/08/2006 13:48)
Toa misy zazakely mamaky serasera hono leitsy klé. Misy reninjaza mimenomenona foana eto kah! hehehe:-D
Zista ialahy miclic an'ilay resaka manokana io dai manome taona mampiseho karampanondro kely dai tafiditra e, mifidy izay resaka tian'ilahy ao, mba kaozy e! :^)
Zista ialahy miclic an'ilay resaka manokana io dai manome taona mampiseho karampanondro kely dai tafiditra e, mifidy izay resaka tian'ilahy ao, mba kaozy e! :^)
32. Vaika
(
03/08/2006 20:34)
Travy : tena mafy tokoa izany mahazo an'i toi izany an ! Raha tonga de mba tsy mety tsotra izao izy dia mba azo nanontaniana ihany hoe : fa misy inona ? fa ity vadin'i toi manao fonctionnaire be mamita adidy fotsiny no mahagaga.
Misy ny vhv anefa rehefa avy miteraka (na taona vitsivitsy aty aoriana aza) dia ohatran'ny tsy dia mahavoa intsony, mandalo ihany nefa izany. Ary sao dia i toi kosa anefa no be exigence be loatra satria hoy i toi hoe : izy indray no mba tokony hisavika voalohany.
Mety efa zatra miandry an'i toi izy amin'ilay initiative. Ohatran'ny lasa routine be angamba ilay zavatra. Ka asio tests tsotsotra ihany fa marina ny anao efa misy tsy mety ao izany.
Fanontaniana fotsiny ny ahy : oviana moa i Travy no mba nividy akanjo kely manifinify (dessous-chic e !)ho an'ny vadinao ?
Raha tsy tadidy intsony dia any mihintsy atomboka. Dia aza tonga de mamba be fa aleo handeha miadana. Raha somary saro-kenatra koa i madama de tsy ho sahy loatra ny tonga dia hitolona fa tonga de kôpy enao raha vao hanaovany kosa ilay izy. Dia ataovy tsara tambintamby tsara fa sao tsy hisy eo intsony mihintsy intsony. Mba najaranao aloha ny manisy ambiance k'aza taitra mbola ho avy ny fotoana hamatorany ny tànana sy ny tongotra eo amin'ny terrain d'attérissage conjugual;-)

36. Fiffi
(
04/08/2006 12:34)
arson: maninona indray hono zah ? :-D:-D:-D ka tsy marina ve io eh ? :-D:-D:-D fa le hafa aloha heu... aiza koh ? :wink::-D:-D:-D
37. razokybe
(
05/08/2006 08:13)
Fiffi:
samy mankafia hoa rehefa samy tia!
ka ny vadin'i travy zany tsy mankafy, dia tsy tia an'i travy zany izy?:(
38. diamondra27
(
05/08/2006 09:01)
tsisy an'izany kambony , mety vizana fotsiny izy fa tsy oe: tsy tia izany
39. arson
(
07/08/2006 12:56)
refa tsi tiny ranga de zay itanty raha atsipiny a!hahahaah.:-D:-D:-D:-D
zay koa anie mahay migol tsara mihitsy e!saingy tsy tafiditra t@ coupe du monde.:-D:-D:-D:-D:-D
zay koa anie mahay migol tsara mihitsy e!saingy tsy tafiditra t@ coupe du monde.:-D:-D:-D:-D:-D
40. yumi
(
07/09/2006 11:09)
travy sao de leo ny vadinao d tsy taitra @zany tsony.de mba miresa @ny enao fa nareo agaba tsy miresaka de tsy fatany ny blem anao,fa ny tokony ho izy de samy makafy na lhl na vhv,atoboy any @visaB alo vo any @visaA:-D:-D node tsisy calin2 kosa ary no tiko tenenina eto