Vaha-olana any anaty nofy!

1. Herimiafina ( 28/07/2006 22:12)
Asa ianareo raha efa tratran'ity zavatra mahagaga ahy iray ity?

Rehefa misy probleme manahirantsiana ahy amin'ny lafiny fianarana, ohatra probleme matematika tsy mety voavaha ary mampiari-tory, ka rehefa matory iny aho avy eo dia hitako any anaty nofy ny valiny, eny na ny fomba hitondrana ny famahana ny olana aza, dia mifoha avy hatrany aho avy eo dia manoratsoratra anaty taratasy dai iny tokoa ny valiny avy eo.

Sa izay ve ilay hoe maka recul kely, le hoe rehefa ao anatin'ny zavatra irayd ai donto fa rehefa miala kely vao mahitahita kokoa! :^)
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:18
2. cutie ( 28/07/2006 22:18)
mba nofiso ao koa ny pble-ko :-D
3. Herimiafina ( 28/07/2006 22:20)
Renjekaky oo :{:{
Iny tsy mety raha tsy midodo miaraka, mba kaozy e! :^)
4. cutie ( 28/07/2006 22:26)
de tsy misy pble :-D
5. Herimiafina ( 28/07/2006 22:29)
Deklarasion ve zany sa... :^)
6. cutie ( 28/07/2006 22:32)
tsy manofy no tiako lazaina:-D
7. xxx ( 29/07/2006 07:53)

Nena ndray ny mifanohitra @ zay no tena mpahazo anah. Misy problem traiter-na de efa 2-3 andro miari-tory foana fa tsy mbola vita, de mba hoe nde hatory kely klou fa reraka be. De refa taitra de hadino lay fika milay be :-D:-D:-D:-D voatery mandany tapak'andro ndray alou o^o
8. tsoupou ( 29/07/2006 08:36)
Ny an'i Hery iny no tena mahafinaritra anay informaticien. Rehefa mi-dév zay dé bloqué, fa matory kely fotsn dé hita ny solution. Ny antony, mbola tsy tena tafiditra any amlay sommeil profond dé mbola mihodina tsara lé saina, dé le derneir sujet nanahirana na ny ninanana ny RAM be ndrindra tao no traité-nlé loha, fa tonga ho azy eo ny solution. Lé iz tsy hoe tsy hay fa tena hay mitsy fa saturé lé loha dé mi-RAM bé otranireny ordinateur na imprimante reny e.
Ny dikan'izany tsy oe vo misy blem dé atory fa lé loha iany no mi-juger oe problème zany sa tsia dé traité-ny ra tena blem tokoa
9. booboo ( 29/07/2006 08:42)
zà toa tsy mbola nahita ny vahaolana tanaty nofy zany :roll:...fa matetika rehefa mitady torimaso iny no hay tampoka ho azy eo hoe zao kay ny tokony atao hihihihi dia ndraindray adino ndray rehefa maraina ( mitovy @ xxx )
10. tsoupou ( 29/07/2006 09:50)
booboo:

zà toa tsy mbola nahita ny vahaolana tanaty nofy zany :roll:...fa matetika rehefa mitady torimaso iny no hay tampoka ho azy eo hoe zao kay ny tokony atao hihihihi dia ndraindray adino ndray rehefa maraina ( mitovy @ xxx )
ka mety oe mbola tsy tena blem be am toi lé izy fa ra tena blem be iny dé tonga toi dé niharina dé nanao anlé solution. nena zao otran zany no ataoko, tsy endrasana maraina fa efa iny iany no nakarary andoha teo ko :D


11. xxx ( 29/07/2006 10:21)
Herimiafina:
Asa ianareo raha efa tratran'ity zavatra mahagaga ahy iray ity?

Rehefa misy probleme manahirantsiana ahy amin'ny lafiny fianarana, ohatra probleme matematika tsy mety voavaha ary mampiari-tory, ka rehefa matory iny aho avy eo dia hitako any anaty nofy ny valiny, eny na ny fomba hitondrana ny famahana ny olana aza, dia mifoha avy hatrany aho avy eo dia manoratsoratra anaty taratasy dai iny tokoa ny valiny avy eo.

Sa izay ve ilay hoe maka recul kely, le hoe rehefa ao anatin'ny zavatra irayd ai donto fa rehefa miala kely vao mahitahita kokoa! :^)
Spesialite-ko mihitsy io :oops: Tsy haiko aloha aho raha efa tena matory na tsia amin'ireny e; fa rehefa leo be mianatra aho amin'ny alina, nefa tsy mety akory ny atao, dia lasa matory. Dia tampotampoka dia mifoha maka taratasy sy penina dia manoratsoratra dia falifaly dia lasa miverina matory :-D

Fa ny fahitako azy, tsy hoe hita amin'ny nofy ilay izy, fa ilay miala kely amin'iny zavatra atao iny no ilaina. Izaho mantsy tsy hoe rehefa matory ihany no manao toy izany fa ohatra hoe rehefa mandeha miantsena, na manasa lamba, eny an-dalana ...
12. kally ( 29/07/2006 11:45)
Hita koh! raha tsy izany ve ny Ntaolo hanao hoe : "Ny alina mitondra fisainana"?
13. Herimiafina ( 29/07/2006 12:20)
Fa ny ahy tena nofy kah, fa isaky ny manao an'io dia toa misy reflexe ho taitra izany dia tonga dia mamonjy latabatra! :wink:
14. MTN ( 29/07/2006 12:42)
Za koa mpanao an'izany fa saingy rehefa tratry ny calcul tena sarotra be tena marary andoha mihitsy ny maraina koa.
15. Herimiafina ( 29/07/2006 12:49)
Fa ny mahagaga anie leisyd ai ohatry ny misy miteny mihintsy any anaty nofy hoe "vakio ilay chapitre 13 ao anaty cahier lesona, fa ao ny valiny", dai tena marina tokoa leity an! Mba kaozy e! :^)
16. MTN ( 29/07/2006 12:54)
aiza kousss, tsy haiko aloha eh, ny ahy ilay alina mitondra fisainana ihany any no koboko
17. xxx ( 29/07/2006 12:57)
Herimiafina> tsy dia mazava loatra ilay teneninao hoe: sa ve izay ilay maka recul kely, lay hoe rehefa ao anatin'ny zavatra iray dia donto, fa rehefa miala dia mahitahita kokoa. Tsy azo, tsy araka:idea::idea::idea::?:
18. xxx ( 29/07/2006 12:58)
Herimiafina, ka izaho tsy mino nofy izany dia izay no hitenenako hoe tsy nofy fa ilay miala kely no ilaina :oops::-D:-D:-D
19. vale ( 29/07/2006 12:59)
HM: misy miteny ve eny @ nofy? sa hainao ilay vahaolana fa mila matory aloha ianao fa vizana loatra ohatra!!:°):°)
20. Herimiafina ( 29/07/2006 13:10)
MTN> Raha mbola ilay rendremana tsy matory fa lasa heritreritra iny dia tsy mivoaka ilay izy, na hiaritory eo ampandriana aza.

xxx lehilahy> rehefa ao anaty famahana olana ise dai matetika donto tsy mahita ny làlana aleha fa rehefa miala kely vao mahita hevitra hoe izao no tokony hatao, maka distance kely. :^)

xxx vehivavy> tsy resaka finoana nofy, satria ny nofy avy amin'ny inconscient sy ny subconscient. Fa ilay izy tena nofy fa tsy le rendremana. :oops:

vale> tena tsy tafavoakako mihintsy ohatra ilay izy na dia averimberian eo aza. Dia amndeha matory amin'ny 11 ora alina fa hoe tohizana rahampitso, dia any amin'ny roa na telo amraina any manonofy misy mampianatra dia tonga dai mifoha dai manoratra dai voavaha ny olana, dai miverina matory avy eo. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5103