Vaha-olana any anaty nofy!

21. MTN ( 29/07/2006 13:37)
Za lo lesy ohatra ny tsy mino. Arakaraky ny hasarotan'ny problem io ho aho. Satria raha izany dia ho voavaha daholo ny olana rehetra. Tsy haiko ialahy raha siantifika fa be dia be mihitsy izao ny olana amin'ny physika sy matematika tsy voavaha. Efa vola be mihitsy no tambazana amin'izany nefa mbola mikatso ihany eh.
22. pissoa ( 29/07/2006 15:35)
:roll:
23. Herimiafina ( 29/07/2006 15:39)
Mety ho marina leisy izany, fa ilay anah anie leisy ka sujet matematika omena prof no vahako eo dai tsy mety hitako izay hitondrana azy dia le manonofy iny no manampy anah klé. :-*
24. xxx ( 29/07/2006 15:52)
Mety marina io tenin'i Herimiafina io ka. Fa izany koa anie ry MTN tsy hoe isaky ny misy problem tsy voavaha e, fa misy fotsiny.

Tamin'ny mbola nibosy teny Ankatso dia bedy foana amin'ny alina fa lazain'i Dada sy Mama fa mivika ony kle :(
25. Herimiafina ( 29/07/2006 15:57)
fa marina koa io rehefa misy fikarohana tiana atao an, manonofy dai mahita hevitra dai mahaforona protocole de recherhce iray goavana avy eo! :-D
26. vale ( 29/07/2006 16:19)
:°):°)
27. Herimiafina ( 29/07/2006 16:27)
Misy inona retsy ry vale? Favy be retsy le mibaosy an, iny tsy mba mamitaka rehefa tiavina e! :-*:oops:
28. pissoa ( 29/07/2006 16:30)
Mamitaka ihany koa leisy le baosy indraindray kle! Marina e :roll:
29. Herimiafina ( 29/07/2006 16:32)
An3, fa iny tsy mamitaka hoa rehefa tiavina! Tiavo izy de tsy mamitaka, tsy mitovy amin'ny sasany, tiavina vao mamitaka. Mba kaozy e! :^)
30. pissoa ( 29/07/2006 16:36)
Ataon'iny tsy manambady elah fa tiavo eo foana izy e :P:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 29/07/2006 16:39)
Tena aleoko kosa manambady ny cahier matematikako toy izay manambady le karazana sipa tsy voako ireny klé. Mba kaozy e! :^)
32. pissoa ( 29/07/2006 16:45)
Koy koy koy - cahier izany anie retsy masculin e :roll::-D:-D:-D
33. Herimiafina ( 29/07/2006 16:47)
Hay ve e? Iny injay no tsy hitako klé, aleo izany manambady sipa ihany de sipa matematika no alaina, mba kaozy e! :^)
34. pissoa ( 29/07/2006 16:50)
Andefaso hafatra zah dia atoroko njy fa zah mahafantatra =))
35. Herimiafina ( 29/07/2006 16:57)
Zah koa mahafantatsa bedabe kah, tsy mila mandefa hafatra any aminjy dia efa mahafantatra. Zista jerena fotsiny le masony menabe miarintory lava mamaha olana iny de izy izay! :^)
36. pissoa ( 29/07/2006 17:05)
Izany an - sao nifoka kely izany :roll::-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 29/07/2006 17:20)
Raha sady mifoka no matematisianina dia misaritabolo sy mena maso, :-D
38. pissoa ( 29/07/2006 17:24)
Inona koa izany misaritabolo :roll:
39. pissoa ( 29/07/2006 17:25)
Oops - haikota tampoka kay fa azafady =))=))=))
40. Herimiafina ( 29/07/2006 17:25)
Aleo ho any fa anya naty nofy teneniko anjy! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3665