Vaha-olana any anaty nofy!
62. vale
(
31/07/2006 15:41)
tsoupou> ary rah manofy hoe matahotra onja (vague) nefa ianao @ réalité tsy matahotra akory dia inona ny dikany:)? (fa tsy hitako tao @ lay rohy io le izy:)?)
63. rabaradaka
(
01/08/2006 04:15)
Tsotra ange ny valiny e, raha manonofy vague nefa tsy matahotra na tsy miraharaha vague ianao dia tsy vague no mety hanjo anao fa zavatra hafa. Omeko ohatra ianao, rabaradaka mpahay nofy no miteny eto : io onja io dia azo ilazana aloha fa mila fitonena tsara ny fonao, mety ho azon'ny otri-po na fiakatra na fidin'ny tosidra ianao. Raha ny ara-psykolojia indray dia mila fiovam-pijery ny fiainana ny sainao. Aleo izay fa mano consultation mihitsy ianao ry vale raha mila fanazavana fanampiny
65. tsoupou
(
01/08/2006 10:09)
vale:Dé mila mijery rohy hafa indray toi raha tsy satisfaite ao ka. Otran'ny misy hafa misy dictionnaire des rêves zay any fa mazava oazy hoe tsy voatery ho marina daholo no ao fa le résultat d'une étude faite par untel spécialiste ne peut être pareil à ce qu'a fait un autre spécialiste, non ??? :-w
tsoupou> ary rah manofy hoe matahotra onja (vague) nefa ianao @ réalité tsy matahotra akory dia inona ny dikany:)? (fa tsy hitako tao @ lay rohy io le izy:)?)
66. Herimiafina
(
01/08/2006 14:31)
Merci leisy ry tsoupou an! Tena milay ilay resak torimaso io! :wink:
68. fens
(
01/08/2006 16:04)
Herimiafina:
Fa ny ahy tena nofy kah, fa isaky ny manao an'io dia toa misy reflexe ho taitra izany dia tonga dia mamonjy latabatra! :wink:
fa hono ho'aho! tamin'ela niertrertra tanaty nofy io ve de tadidinela ny lokon'ny akanjo nanaovan'ialahy?:?:
69. vale
(
01/08/2006 20:49)
Tsoupou, 8O angaha moa zaho niteny hoe satisfaite na tsia, zaho aza mba nijery ilay rohy koa! sy hitsikera ny zavatra ataony namana mintsy no itenenako eto an! pardon:!::!:
70. vale
(
01/08/2006 20:57)
rabaradaka:Fantatro tsara hoe zavatra hafa ny mety hanjo, satria raha ilay rohy nomen'i ra tsoupou io dia ny mifanohitra foana no miseho avy eo, aminao nefa vague = zavatra misetrasetra, nefa ny hiseho dia otri-po sns,:lol:, ok! merci nibaradaka aloha e!:-D:-D
Tsotra ange ny valiny e, raha manonofy vague nefa tsy matahotra na tsy miraharaha vague ianao dia tsy vague no mety hanjo anao fa zavatra hafa. Omeko ohatra ianao, rabaradaka mpahay nofy no miteny eto : io onja io dia azo ilazana aloha fa mila fitonena tsara ny fonao, mety ho azon'ny otri-po na fiakatra na fidin'ny tosidra ianao. Raha ny ara-psykolojia indray dia mila fiovam-pijery ny fiainana ny sainao. Aleo izay fa mano consultation mihitsy ianao ry vale raha mila fanazavana fanampiny
71. vale
(
01/08/2006 21:00)
tsoupo: "TSY hitsikera" no izy fa tsy "sy hitsikera" (koa raha tsy olona fantatro koa ianao koa anana droit hitsikera anao aho:twisted:! sady aza mba lalin-tsaina sy sucséptible ihany wa eeeeee! hum:!:
72. vale
(
01/08/2006 21:09)
rabaradaka mpahay nofy::-w:-w:-w, tokony mba hamoaka boky ange ianao izany fa mahasoa izany eh!!!
nanontany psy aho ary dia izaono teniny hoe hisedra zava-tsarotra hono aho, :? :^)
nanontany psy aho ary dia izaono teniny hoe hisedra zava-tsarotra hono aho, :? :^)
73. diamondra27
(
02/08/2006 04:35)
vale: de mampahery anjy zany za raha hisendra zavatra mafy izany njy. MAHEREZA de aza adino ny mivavaka
:-*:-*, de aza misalasala miresaka @ TENA namanao itokisanao mizara ny manjo
:-*:-*, de aza misalasala miresaka @ TENA namanao itokisanao mizara ny manjo
74. Fiffi
(
02/08/2006 04:58)
vale: mivava fotsiny akia de hanazava tsara ny saina an! fa asa re raha marina zany nolazain'le psy zany ? :-*:-*:-*:-*:-*
75. mimich
(
02/08/2006 05:34)
Herimiafina:
Asa ianareo raha efa tratran'ity zavatra mahagaga ahy iray ity?
Rehefa misy probleme manahirantsiana ahy amin'ny lafiny fianarana, ohatra probleme matematika tsy mety voavaha ary mampiari-tory, ka rehefa matory iny aho avy eo dia hitako any anaty nofy ny valiny, eny na ny fomba hitondrana ny famahana ny olana aza, dia mifoha avy hatrany aho avy eo dia manoratsoratra anaty taratasy dai iny tokoa ny valiny avy eo.
Sa izay ve ilay hoe maka recul kely, le hoe rehefa ao anatin'ny zavatra irayd ai donto fa rehefa miala kely vao mahitahita kokoa! :^)
misy fotoana tena hitako fa mahamarina an'io aloha ee. fa raka ilay voalazani tsoupou eo ambony io ny fahitako azy.
76. xxx
(
02/08/2006 11:06)
diamondra27:Fiffi & Diamondra: misaotra betsaka an, fa toa ny contraire indray aza no tsapako,:-D:-D:-D:-*
vale: de mampahery anjy zany za raha hisendra zavatra mafy izany njy. MAHEREZA de aza adino ny mivavaka
:-*:-*, de aza misalasala miresaka @ TENA namanao itokisanao mizara ny manjo
vale.
80. tsoupou
(
03/08/2006 12:51)
vale:Diso be njy zany Vale an, za nga mitaimbaka (hoy ny tanora izay) satisfaite fa raha mbola tsy mi-satisfaire (tsy afapo) amin'io rohy io ianao dia manao recherche hafa fa tsy manakiàna anao mitsy zany :cry: :cry: :cry:
Tsoupou, 8O angaha moa zaho niteny hoe satisfaite na tsia, zaho aza mba nijery ilay rohy koa! sy hitsikera ny zavatra ataony namana mintsy no itenenako eto an! pardon:!::!: