l'infidélité

1. pili ( 27/07/2006 08:09)
slt daolo an,hono oa ry reto mba saika hanotany hevitra avy aminareo ah,misy oul miaraka amiko zay zany,efa 3 ans 1/2 zay zao no miaraka,mbolamifakatia b foana hatramzao,fa y a2 ans zay ah,napirafy ana izy,izy lony ts niteny ninoninona ana fa za fotsn no otrany nanana présentiment oe misy zvt hafahafa izy zany,d notsoriny ana ny marina,k za kou tam zany,mbola nianatra tany andafy,d le jr ry zareo vao niaraka defa nanana tsindrimandry ah d niatso anazy d notsoriny teo ny marina ,d ny blem hatramzao le sipa mbola miseho mlay miantso anay foana na d efa za zao ary no mandray phone:roll:,ts azoko mints,adinoko fa d noho ny (l)anazy lony d noraisiko ny fifonany tam zvt nataony ana,eo alony,jè bien fais ve nanao anzay sa tokony tonga d ni plakéko kou izy,za nefany mbola tena(l)bbbbbbbbbbbb taminy mints,na zao na taloha na rovina na rovina,k inn ry reto no tokony ataoko,zay nefany zao efa vita fisehoana d atao atsy ho atsy ny raharaha anay,depuis lony izy ts napirafy tsony é,fa ny tiko hanotaniana anareo fotsn oe ahona no ahafatarako oe ts hamerina tsony izy,kil ne ve + me trempé?!mba apio ah ry reto fa tena tiko bbbbbb izy nefany otrany somary sarotra kely amiko iany ny hametraka confiance bbbbbbbbbb aminy ndray satria tam zany andro zany ah natoky bbbbbbb anazy nefany d mbola napirafesiny iany ah,en + n'zay tao arinan'zay izy lasa mifandray bbbbbbbbbbb am parent ako(itako oe za ndray no lasa vinanton'dadanay sy mamanay fa ts izy),depuis za tonga taty dago zany ah,ny familleko ray manotolo mou d efa mifandray tsara aminy daolo,za kou nefanny de mapart mifandray tsara aminenazy,k mba mangataka conseil aminareo ah ry reto,zay le mba mahatsara an le mana-namana é,na d virtuel aza:*,merci d'avance é
2. miantsa2 ( 27/07/2006 08:55)
slt! ny ahy zany de zao e! amiko sarotra be zany hoe lehilahy tsy mampirfy fa miankina @ nao ihany io enao ihany no tompon'ny teny farany amiko aloha ny fanambadiana tsy misy andrana ka refa misy ny blem de mivoaka fa ny ahy refa tafiditra ao de tsy misy lalana ivoahana intsony zay fa mazotoa de mahereza refa tapakevitra.
3. mmimi ( 27/07/2006 09:59)
pili a!
efa niova izy izany e! efa mety tsara ny tantara izao ka inn indray moa? arosoy ny dia ko!!!

Sady fantatrao izany fa "normal" raha nampirafy anao izy taloha satria tsy teo ianao!
Efa eo ianao izao ka ataovy izay mety rehetra e!

FA IZAO!!! sarotra ny mamerina ny confiance, fa efa nahavita enao dia arahabaina fa nety ny nataonao.

REhefa ao am tokatrano indray dia aza be eritreritra, rehefa tonga ao antrano izy dia anao, fa rehefa miala ao izy, an'izao tontolo izao! Ohatran'ny masiaka ny filazako azy fa izay no marina! Tsy voafehinao izay mitranga any ivelany any
fa ny communication amnareo 2 atao betsaka fotsiny, dia mandeha jolie ny fiainana e!

Izay fa mahereza e!
4. cristal ( 27/07/2006 10:20)
(l)(l)(l)Salut!Marina daholo ny tenin'izy roa teo aloako reo;nefa mba misy torohevitra hanampiako anao kely:
1/Mivavaha ho azy,satria ianao tia azy izy koa matoa tsy nanary anao dia enao no tena safidiny indrindra efa noporofoiny t@ fahavononana;@ fisehoana izany.
2/Satria lehibe ny fitiavana dia hezaho lehibe mandrakariva ,aza mitazona alahelo aminy,dia tandremo misy fitranganjavatra any aoriana dia ampantsihaivana sy visavisana foana ny hadisony,ra tianao hateza ny fanambadiana dia ataovy tsapany fa n'inona2 ataony dia tianao izy afa tsy ny hoe tena mampiaraka izy ka hitan'ny fianankaviana.
3/Fantaro ihany koa fa ny lehilahy refa vizana dia ny vadiny ihany no tena tiany.
4/Velomy afo ao antokatrano;zany hoe;ireo fanaonareo roa hatrizay aza avela hisy hiova avy any aminao ;oh:refa handeha hiasa izy na ianao dia mba mifanoroka;tadiavo zay hevitra hikitianao azy,oh:ao aloha amboariko ny akanjonao fa misy tsy mety na;aza ny mpanampy no asiana manome ny sakafony ra ao an-trano ianao fa ianao mintsy;tsy mahafaty izany sao lazainao hoe de hanompo be tak'izany ve;zany no fanabeazana ny fitiavana;zay no hany fantatro fa za moa aza mbola vao mitady ko;mahereza mivavaka fa hain'ANDRIAMANITRA NY MANAO NY ZVT REHETRA E!
5. cassie ( 27/07/2006 11:44)
je m excuse d avance car jsais pas trop ecrire en malgache moi je pense ke la confiance est essentiel dans un couple mais voilà il y a plein d homme ki aurait rien dit à sa place je pense k il t aime vraiment la kestion est toi es ce ke tu lui pardonne vraiment ou c est juste ke tu te force à oublier parce ke tu l aime pense à ta vie avec lui plus loin pense tu ke ca ne va pas gaché votre histoire plus tard(une vase cassée une fois même recollé sonne creux)moi je pense ke la seule personne ki peut savoir s il a vraimant changé c est toi prend du temps et pose toi la bonne kestion es ce lui ki est fé pour moi surtout ne te trompe car si tu es fidèle à ton coeur tes amis et ta famille te suivront koike tu prennent comme decision allez bonne chance
6. pili ( 27/07/2006 14:10)
msaotra betsaka ry reto tam conseil nomenareo ana ah,ary msaotra saady ho anireo zay mbola hanome iany kou,ho arahiko ny toro hevitra nomenareo(eny fa na d miakina amiko samirery aza ny 90%),k d ho lazaiko anareo miandalana eo ianhy ny vaovao anay é,franchement lony depuis qlq mois zay efa mba manomboka miverina ny confianceko aminy fa ainareo iany ny vhv é,encore merci pour tout ry reto ah:-*
7. dailynews ( 27/07/2006 14:57)
pili a, maninona anefa raha toa ka miandry 1 taona na mahery kely ohatra vao atao ny raharaha dia ho hitanao eny hoe tena niova ve izy sa tsia?
raha ny mba fahalalako kely izay mety ho diso mantsy dia ny olona iray nampirafy raha tena nanenina izy dia iny indray mandeha iny ihany tamin'ny ny fiainany(na taminao) no nanaovany izany satria tena hitany hoe tsy mety ilay izy..fa raha vao manomboka misy ny fanindroany dia hoe aho hoe jamais 2 sans 3.
8. Herimiafina ( 27/07/2006 15:32)
pili:

slt daolo an,hono oa ry reto mba saika hanotany hevitra avy aminareo ah,misy oul miaraka amiko zay zany,efa 3 ans 1/2 zay zao no miaraka,mbolamifakatia b foana hatramzao,fa y a2 ans zay ah,napirafy ana izy,izy lony ts niteny ninoninona ana fa za fotsn no otrany nanana présentiment oe misy zvt hafahafa izy zany,d notsoriny ana ny marina,k za kou tam zany,mbola nianatra tany andafy,d le jr ry zareo vao niaraka defa nanana tsindrimandry ah d niatso anazy d notsoriny teo ny marina ,d ny blem hatramzao le sipa mbola miseho mlay miantso anay foana na d efa za zao ary no mandray phone:roll:,ts azoko mints,adinoko fa d noho ny (l)anazy lony d noraisiko ny fifonany tam zvt nataony ana,eo alony,jè bien fais ve nanao anzay sa tokony tonga d ni plakéko kou izy,za nefany mbola tena(l)bbbbbbbbbbbb taminy mints,na zao na taloha na rovina na rovina,k inn ry reto no tokony ataoko,zay nefany zao efa vita fisehoana d atao atsy ho atsy ny raharaha anay,depuis lony izy ts napirafy tsony é,fa ny tiko hanotaniana anareo fotsn oe ahona no ahafatarako oe ts hamerina tsony izy,kil ne ve + me trempé?!mba apio ah ry reto fa tena tiko bbbbbb izy nefany otrany somary sarotra kely amiko iany ny hametraka confiance bbbbbbbbbb aminy ndray satria tam zany andro zany ah natoky bbbbbbb anazy nefany d mbola napirafesiny iany ah,en + n'zay tao arinan'zay izy lasa mifandray bbbbbbbbbbb am parent ako(itako oe za ndray no lasa vinanton'dadanay sy mamanay fa ts izy),depuis za tonga taty dago zany ah,ny familleko ray manotolo mou d efa mifandray tsara aminy daolo,za kou nefanny de mapart mifandray tsara aminenazy,k mba mangataka conseil aminareo ah ry reto,zay le mba mahatsara an le mana-namana é,na d virtuel aza:*,merci d'avance é


Problematika1: "nampirafy izy dia tratrako dia tsy mahatoky azy intsony aho, na dia efa tsy manao izany intsony aza izy".

Action1: tsara fantarina aloha hoe nanao ahoana ny fiarahana, ny contexte niarahana nahatonga azy hampirafy. Izay vao afaka omena ny fanazavana sy ny zavatra tokony hatao.

Problematika2: "mbola miantso foana ilay rasipa".

Action2: Misy raha ao matoa rasipa mbola miantso mety mbola misy incitation ao na fitarihana azy hiantso na mahatonga azy mbola hanantena. Foanana tanteraka ny incitation. :wink:
9. pili ( 27/07/2006 16:40)
herimiafina ah,mba afaka hazavainao mazavazava kokou v ny explication anao fa tena ts azoko mints8O,kozy é,ny zvt fatatro lony ry reto hatramzao d ty a,hitako am fihetsiny & zvt nolazainy ana fa nanenina bbbbbbb izy tam zvt nataony,eny fa na d ts lasa lavitra mints ary ny andry zareo ,satria meme pas 1 journée ry zareo no niaraka defa fatatro le izy ,en + izy ts mandray phone mints(le vadiko io an) ra vao caché le num(satria ndraindray ah mitsapa anazy d miantso anazy am num caché d ts mandray izy),sa ve zany ozy nareo ts preuve d'amour daolo,sa ve ny tena tokony ataoko ny manova ny num le vadiko mints,ts aiko tsony é,fa za lony efa sur é certaine mints fa ts miaraka tsony ry zareo nefany ny saiko otrany ts mety manaiky an'le izy,ts aiko na azonareo le izy,fa mbola mangataka foana ny conseils anareo é:oops:
10. booboo ( 27/07/2006 16:53)
Tsy mora ilay tondé miverina ho azy ny fahatokisana ilay iraika rehefa ohatra reny ô ? ndraindray ôtra lasa parano zany :-D : ezahina fantarina aby ny pourquoi du comment @ fihetsik'ilay iraika dia ampifandraisana @ ilay sipa iraika foana.

Fa raha hitanao fa manao effort ilay vadinao dia raha mbola te-hiaraka aminy ihany ianao dia mila effort avy aminao koa ny fanohizana ny lalanareo indray. Tsy mora klou e, fa raha tiana hivoatra ny raha dia tsy maintsy zay
11. Herimiafina ( 27/07/2006 17:02)
Efa nanontanian'i pili ve izy ho9e fa inona no nanjo azy tanmin'io andro io?
Any no misy ny vaha-olana raha fantatra! :wink:
12. xxx ( 27/07/2006 17:44)
Satana tsy kely lalana ary indrindra nareo oe hivady izany. Io kala io dia andeha hijery ary mbola hitady azy foana na dia hanimba ny fiarahanareo fotsiny aza (jalousie). Ary zao ko anefa raha voa misy zavatra tsy ho tian'ilay ho vadinao ataonao, na fihetsika iray dia iny izy tonga dia mieritreritra an'ilay kala indray...Sarotra be io.
Ny confiance-nao azy tsy 100% mihitsy...
Ny fitiavana anao tsy ho 100% mihitsy raha tsy tena manalavitra an;ilay kala ianareo.

Misy anefa zavatra tokony ataon'ny sipanao.
1- ovana ny telephone
2- mila miresaka face a face tsara ianareo
3- ataovy am-bavaka koa

Dia bonne chance aky a
13. MTN ( 28/07/2006 10:03)
pili:

... 3 ans 1/2 ...fa y a2 ans zay ah,... présentiment ...tsindrimandry ...jè bien fais ve ... ni plakéko ... depuis ... kil ne ve + me trempé ... confiance bbbbbbbbbb ... en + n'zay ... mifandray bbbbbbbbbbb am parent ako ... depuis za tonga ... ny familleko ... nefanny de mapart ... conseil ... virtuel aza ... merci d'avance é


Izato fihetsiketsikao eh, izato fomba amam-piteny
Ianao no tena malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny
14. pili ( 28/07/2006 11:24)
azavao ze tinao ambara ry mtn fa tsisy azko a8O:-P
15. MTN ( 28/07/2006 11:43)
sitoniko ny teniko raha tsy tara loatra.
Ohatra ny sedotra izany aho teo namaky ny resakao dia tonga dia io tonokalon-dRandja Zanamihoatra io no tonga teo am-bavako.
16. pili ( 28/07/2006 11:47)
o ry mtn ah,fa mahazo teny gasy v enao ty sa aona é8O,conseils nge no angatahiko fa ts cours de malagasy é:°)
17. MTN ( 29/07/2006 12:45)
:°)
18. Herimiafina ( 29/07/2006 14:59)
Renjekaky oo :{:{

pili, raha tena tia an'ileiry njy dia mamela sady manadino.

Fa izao fotsiny, rarao izy tsy hanaiky rebireben'izany joba izany tsony fotsiny, tapaho ny cont6act rehetra amin'izanyd ai milamina io. :}
19. adidy ( 29/07/2006 16:47)
Sarotra ny mandino, fa efa namela ianao! Tsara koa ange ny lehilahy rehefa tratra kely ohatran'izay! Tsara ny mahatoky, dia ento am-bavaka satria samy olombelona ianareo fa ny Tompo ihany no tsy miova dia apetraka eo aminy ny fitiavana! Hafa koa ny fiarahana rehefa vady , fa aza omena hirika akory ilay iray! Raha sendra miantso ka ianao no mandray dia faizo: teneno hoe fantatro fa marary saina kely ianao dia avelako miresaka @ rivotra eo, dia rehefa leo izy dia mi-raccroche eo ihany! Atao an'izay in-droa dia fay! Tsy tezitra an, raisina tsara izy hoe ntso tonga indray ilay marary saina kely tsisy atao!
20. Herimiafina ( 29/07/2006 16:48)
Ny manadino retsy ry adidy dilan'ny ela sy ny ela eny an, siora aho fa adino tantyeraka ny momba an'izay any aoriana any e! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2265