l'infidélité
21. adidy
(
29/07/2006 18:39)
HM: @ lehilahy angamba, quoique!!Nareo lehilahy indrindra rehefa velona ny adidy, tsahivina daholo ny lasa rehetra!:-D:-D. Zany ange no
mahatonga an'ilay hira hoe: "sambatra ianao, mahay manadino":roll::roll:
mahatonga an'ilay hira hoe: "sambatra ianao, mahay manadino":roll::roll:
22. Herimiafina
(
29/07/2006 23:16)
Barijaona sy Lili O'Suza ve? Milay iny hira iny an! :wink:
Io spesialité-n'ny bandy io mamaoaka zafera efa nikatona io kah, psikolojika io, ny lehilahy mantsy olona ivelany satria ny fitaovany ivelany moa ny vehivavy olona anty satria ny fitaovany anaty, dai ny lehilahy mamoaka foana fa ny vehivavy manafina na dia te-hamoaka aza.
Fa tsy misy zavatra tsy voafafan'ny fotoana izany retsy an, matoa izy mbola miverina dia 2 taona na 3 taona, fa rehefa antitra de adino e, toy ny tsy nisy aza klé! mB marina e! :^)

23. pili
(
30/07/2006 07:43)
adidy ah,mahafinaritra bbbbb ana le conseil anao fa misaotra betsaka;-),za ts miteny oe ts tiko ny an hafa an fa misy kosa angambany mba tena oemifanandrify am tena é,sa aona:o,sady zao ange ry zareo é,efa elaela ndray mants zao rakalakely ts niantsoantso taty aminay(ts oe malaelo anazy ah an)fa ngambany kopy iany kou izy ny farany oe ts miararà anazy tsony le vadiko,ben,tant mieux pour NOUS non:-*,fa hitako niova bb lony na izany na ts zany ary le vadiko é,tena ts otran'taloha tsony mints é,hitako fa tena tiany ho porofoina bbbbbb amiko mints oe za rery iany anie no miaraka aminy,satria hoentiny naiza naiza foana ah,za ndray ary no viazaka d kamo mandé:(;zay ry reto vao tsapako kou lony fa tena tsara kay le manana namana ah,mba manoronoro hevitra eny é,misoooooootséééééééééééééééé:°);-)
24. adidy
(
30/07/2006 10:41)
pili: tsisy fisaorana dia maharena tokantrano! Araka ny tenenin'ny namana hafa etsy ambony hoe mila kolokoloina isan'andro ange ilay fitiavana e, sady misy ambaratonga: misy fiainana mpifankatia, misy fiainana mpivady, misy fiainana ray aman-dreny, mihalalina hatrany e! Dia misy ilay fiainana andavanandro!!
HM: tsy misy olona manadino izany fa lefy hoe ilay sary na nisy sary hafa mafimafy kokoa manakona, toa ny pitik'afo ireny, vao tratran'ny rivotra dia miredareda be indray!:^):^)
HM: tsy misy olona manadino izany fa lefy hoe ilay sary na nisy sary hafa mafimafy kokoa manakona, toa ny pitik'afo ireny, vao tratran'ny rivotra dia miredareda be indray!:^):^)
26. xxx
(
31/07/2006 11:29)
nanenina bbbbbbb izy tam zvt nataony,eny fa na d ts lasa lavitra mints ary ny andry zareo ,satria meme pas 1 journée ry zareo no niaraka defa fatatro le izySao mba ianao no te hamboly olana? Zavatra meme pas une journee comme tu l'as dit ve dia tsy te hametraka fitokisana izany intsony ianao? Raha tsy hoe tonga de tany ampanjiana le meme pas 1 journee resahinao io :^)
fa za lony efa sur é certaine mints fa ts miaraka tsony ry zareo nefany ny saiko otrany ts mety manaiky an'le izyAza mitady hahafantatra hoe mbola hanao ve izy sa tsia, fa avy any aminao sisa ny olana fa tsy avy any aminy intsony. Vakio tsara fa ao aminao no misy fifanoheran-kevitra fa tsy any aminy: efa sur e certaine mintsy fa tsy miaraka tsony ry zareo sy ny hoe nefany ny saiko otrany ts mety manaiky an'le izy.
Noho izany izao no torohevitro: mandiniha aloha ianao tena, fa aza mandinika azy sy ny nataony taloha alohan'ny hanapahanao hevitra hoe aroso ve ny raharaha.
27. travy
(
02/08/2006 05:36)
Manahoana aloha e!ho ahy manokana de tsy voatery hampirafy ny lehilahy,ary ny lehilahy tsy mitovy daholo fa sao de diso hevitra ianareo vehivavy.
Ianareo koa mantsy de diso tia tena loatra ka tsy mba mahatsiaro anay lehilahy akory satry we efa tsy mankaiza intsony io.Betsaka ny lehilahy mampirafy,de tsy tsampanao akory ve we inona ny mahatonga azy mampirafy,mety mbola tsy mifankazatra tsara ianareo angamba fa hanontanio tsara izy we inona no tena mba tiany eo @lafiny rehetra: ohatra sakafo, firaisana ara-nofo,sns, efa manambady aho no miresaka afaka miresaka mivatana @serasera isika ka j_hary ny psedo raha mbola misy fanazavana hafa hilainao fa midadasika be mantsy io resaka io.

28. bonnechance
(
04/08/2006 16:19)
Manahoana pili!
Zao e! mivavaha mafy ho an'ny tokantranonareo aloha voalohany indrindra fa hain'A/tra ny zvt rehetra . Manaraka izany rehefa sure enao fa tsy manao tsony izy de omeo fahatokisana tanteraka izy de aza miahiahy tsony . Ny discussion raha vao misy zvt hafahafa de tsy manao indifferente mitsy fa tonga de iresaho izy.ary manaova points une bonne fois pour toute de vay tsy resahina intsony iny sujet iny. Ny fitiavanao de asehoy aza tanteraka ary rehefa ao anaty tokantrano de tsarovy fa mila miezaka foana n'inon'inona mitranga hijery cote positif ny zvt miseho.Aza midramatiser n'inon'inona mitsy raha tsy hoe angaha tena flagrant be hafa dray zay. rehefa tianao izy ka sure enao fa tia anao koa izy de arosohy ny raharaha de bonnechance ary soyez heureux

29. xxx
(
27/08/2006 19:00)
voalohany alo dia miala tsiny am i pili fa mizappe ato am ny sujet any za fa tsy zany fa za koa tratra an io infidelite io am zao fotoana zao ,ka mila toro hevitra avy aminy namana koa , miaraka amina olona za an dia izy ao france no mipetraka dia nisara toerana efa ho 2ans et demi zay noho ny elanelatany za tany dago foana fa na dia zany aza dia miantso ahy foana izy saika ho isan andro na isankerinandro tsy tapaka mintsy nandritra an io fotoana io , dia am zao za aty ivelany aty koa saingy mbola mifanalavitra be iany ny misy anay , fa na dia zany aza hafaka niona iany zay dia tam io fionanay io vao fantatro fa hay izy miaraka amina olona hafa koa taty efa niteny ahy iany izy saingy tsy sahy nitantara be loatra izy koa moa milaza fa za iany no tiany , dia teo indrindra no niantso koa le rasipa zay miaraka , dia izy efa tsy nirahara an le rasipa hoe za aty am ny namako hoy izy fa aza antsoinao tsony dia mbola niantso iany le rasipa dia avy eo nalaiko le telephone dia za no niresaka taminy dia nolazaiko azy fa za no miaraka aminy efa ela be sns , ... dia le olona miaraka amiko tsy taitra mintsy fa tsy maninona hoy izy ra lazainao azy aza satria za ko efa tsy hiaraka aminy tsony satria ianao efa tonga aty , nefa avy eo nanao scene be tao le rasipa hoe amono tena sns ra sty tonga any aminy zao dia zao le olona miaraka amiko dia teo koa le ray dia lasa tsy nisy resaka fa dia lasa za navela teo , tena gina za tsy nahateny tsony , dia lasa izy dia avy eo za miantso azy tsy namaly telephone tsony dray izy alo , fa apres 3 jours taty aorina izy vao niantso ahy dia nifona hoe tena tsy fidiny azy matoa izy nadeha satria nanao chantage le rasipa , fa ho potehiny ny entana rehetra sy ny ttsy rehetra momba an le olona niaraka tamiko , zao anefa ny blem za tena tia be anazy , ary izy koa milaza fa tena tia ahy dia za moa tena tezitra dia hoe tsy hiaraka aminy tsony dia nanaiky izy fa kosa hoy izy avelao za ho namanao fotsiny sisa aza fa aza tonga dia tapahina ny relation antsika fa tsy vitako zany dia eny koa hoy aho satria tsy dia hitako loatra hoe maninona moa ra mba mifampiantso indraydray< eo zay koa moa efa mifanalavitra raha teo iany ,
nefa tsy misy 1 mois taty aorina an io akory dia iny dray izy fa niantso ahy foana fa hoe malahelo sns ..... za koa moa malahelo azy no sady tia azy foana iany dia zao dia otrany hoe niverina niaraka dray zay fa tsy mbola niona an satria mifanalavitra be zay fa zao izy milaza ny ho avy aty amiko dray , dia izy nefa mbola miaraka am le rasipa iany , tsy mety mitsotra izy fa vao miresaka an le sipa za dia avadiny foana ny resaka fa ny zavatra lazainy dia hoe matoa za miantso anao foana otran zao dia tena tiako ianao sns ... ka za tena tsy aiko tsony zay atao satria marary be ny foko miheritreritra hoe izy miaraka amina olona hafa nefa koa sarotra be le manadino azy moa koa izy misiska foana iany , ka inona kay no tokony ataoko , adaboka any sa aona ?ny tena mandreraka dia le sipa io any akaikiny any no mipetraka dia sarotra be na ho azy aza angamba ny hisaraka am le sipa satria koa za tsy any fa lavitra azy ka le sipa no hitany eo foana ,

30. booboo
(
28/08/2006 07:05)
hevitro manokana ty a, raha tena tia anao izy dia efa ela izy no nankany aminao fa chantage affectif fotsiny zany oe matoa miantso dia bli bli bli...dia io tokoa ara enao fa azony...
Na adabohy any rehefa hitanao fa tsy hitondra anao mankaiza ny fiandrasana azy ( tsy hay hoe ho atsy sa ho aroa sns ), na izy hombohy kely ho tonga saina haka fanapahan-kevitra dia hainao zay atao avy teo.

31. Fomena
(
28/08/2006 13:11)
sarotr akia zany pili an,
fa t@ enao ts teto no nanao an'io iz d sao d enao le ataony passe droit fa le ray no tena tiany?
Matoa mants sah miantso zany le sipa ray na d enao az no mandray phone dia matoky tena mihits.
ny mba torohevitro d ts mis afatsy ny face à face, sur ah fa matoa miantso le sipa ray d mbola en contact ry zareo d ataov zay isian'ny fihaonana ary eo tonga d hitsio lery, fa zah mino fa mbola mis contact ry zareo fa mba mampiesona anao ilay band.
met tia iz fa saing mamy ny atsy fy ny aroa.(l)

32. chakkakkely
(
28/08/2006 20:35)
marina mintsy zany mamy ny atsy fy ny aro tena sarotra be zany situation zany fa dia anjaranao ny mandinika tsara hoe tena tianao ve izy sa tsia dia avy eo manao face a face nareo miresaka , ra za alo dia zay ny hevitro eh