Mofo Voatavo

1. pissoa ( 22/07/2006 13:53)
Ahoana indray moa le fanaovana mofo voatavo kay?
Sa tsisy an'zany :roll::-D:-D:-D

Misaotra o
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:26
2. Herimiafina ( 22/07/2006 14:08)
afangaroy amin'ny lafarinina sy atody fotsiny ny voatavo avy nandrahoina sy nopolesina dia izay! :-D
3. pissoa ( 22/07/2006 14:10)
Tsy asiana sira na siramamy sns? :-D

Inn kou zao mampme am'zany :roll:
4. Herimiafina ( 22/07/2006 14:11)
Aza asiana raha izay no tin'i pissoa e. de touty fason le voatavo efa mamy! :-D
5. pissoa ( 22/07/2006 14:14)
Ka zah manontany kou ze tiako indray ony 8O
6. Herimiafina ( 22/07/2006 14:16)
vakio tsara aloha fa matoa aho tsy annisy sira na siramamy dai safidinao indray iny izany.

Misy koa beignet dia somary atao mantamanata ny voatavo andrahoina dai atao anaty pate dia asiana siramamy dia endasina! :miam:
7. pissoa ( 22/07/2006 14:19)
Misaotra :-*:-D
8. vale ( 22/07/2006 15:22)
mmmmmmm:miam::miam::miam:saotra betsaka ry reto fa za tena tia be an'io koa fa tsy haiko ny manao azy (zatra niandry an'i neny foana:P:-D:-D:wink:), matsiro be io annnnn!:miam::-*:-*
9. ravakamalala ( 23/07/2006 17:56)
ny ahy ny mahakamo an'ahy le mamoafy an lé voatavo, mafy velona salam ny inn!!!!! d leo aho!!!!!
10. pissoa ( 24/07/2006 18:17)
Fa maninn no mafy? :roll:
11. vale ( 25/07/2006 19:26)
zarazaraina kelikely dia mora voasana kah!!:wink::wink::D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2827