Mofo Voatavo
2. Herimiafina
(
22/07/2006 14:08)
afangaroy amin'ny lafarinina sy atody fotsiny ny voatavo avy nandrahoina sy nopolesina dia izay! :-D
4. Herimiafina
(
22/07/2006 14:11)
Aza asiana raha izay no tin'i pissoa e. de touty fason le voatavo efa mamy! :-D
6. Herimiafina
(
22/07/2006 14:16)
vakio tsara aloha fa matoa aho tsy annisy sira na siramamy dai safidinao indray iny izany.
Misy koa beignet dia somary atao mantamanata ny voatavo andrahoina dai atao anaty pate dia asiana siramamy dia endasina! :miam:
Misy koa beignet dia somary atao mantamanata ny voatavo andrahoina dai atao anaty pate dia asiana siramamy dia endasina! :miam:
8. vale
(
22/07/2006 15:22)
mmmmmmm:miam::miam::miam:saotra betsaka ry reto fa za tena tia be an'io koa fa tsy haiko ny manao azy (zatra niandry an'i neny foana:P:-D:-D:wink:), matsiro be io annnnn!:miam::-*:-*
9. ravakamalala
(
23/07/2006 17:56)
ny ahy ny mahakamo an'ahy le mamoafy an lé voatavo, mafy velona salam ny inn!!!!! d leo aho!!!!!