Vakisiny vaovao miaro amin'ny cancer utérin

1. Herimiafina ( 19/07/2006 19:13)
Hita ihany ny vakisiny vaovao Gardasil miaro amin'ny cancer ny col de l'utérus.

Marihina fa io cancer io dai vokatry ny virus antsoina hoe VPH, izay azo avy amin'ny fanaovana amin'ny partenera be loatra hoy ny specialista!

http://french.epochtimes.com/news/6-6-15/4418.html
novalian'i Fiffi ny 24/08/2006 06:20
2. vale ( 19/07/2006 19:46)
mmmhh, tsara kosa izany an:)!! efa mandroso hatrany ny resaka siansa:D, ny sida sisa izany izao!

Ary nanahoana tokoa ary ilay resaka Mr Zaranaina iry(momba ny fanafody ny sida)?!
3. cutie ( 19/07/2006 20:12)
tara be i HM ,efa ela io no henoko :-D
4. mamybe ( 20/07/2006 08:45)
Cutie> Mieux vaut tard que jamais e! Misy olona ange mety t@ alalan'ity dinika nosokafan'i HM ity vao naheno ny momba an'io e!

Ny mampalahelo fotsiny dia hoe firy % ny vhv malagasy no mba hanana accès amin'io vaccin io
5. pissoa ( 20/07/2006 09:15)
mamybe, ie.
Na tsy malagasy ihany aza fa ny eran-tany!

Melsii leisy Herimiafina nilaza. Aiza mividy an'io retsy dia ny mbola tsy 26 ans zah kle =))=))
6. cutie ( 20/07/2006 09:53)
: mamybe [ Valio ] 20-07-2006 13:45:26
Lohateny : Re : Vakisiny vaovao miaro amin'ny cancer utérin
Cutie> Mieux vaut tard que jamais e! Misy olona ange mety t@ alalan'ity dinika nosokafan'i HM ity vao naheno ny momba an'io e!

mivazivazy za e :-D
7. Herimiafina ( 20/07/2006 11:38)
O leity ry cutie e! mitady ho tratran'ny mambo virus anie ialahy izany e! hehehehe=))


Efa ela tokoa ny nahitana ny fomba hanamboarana io vakisiny io saingy mbola manaraka procedures klou fa tsy tonga dia varobarotana amin'izao toy ny mivarotra bonbon sanantriavina.

izay izany ilay izy vao nahazo AMM na autorisationd e mise sur le marché, dia izay vao azo atao hoe azon-dry cutie sy ny namanay hohanina! hehehehe:-D
8. cutie ( 20/07/2006 11:40)
HM tsy haiko zany :roll:
9. Vaika ( 20/07/2006 16:24)
Tsara tokoa ilay vakisiny : fivoaran-dehibe ! Saingy indrisy fa ny papillovirus sasany ihany no voasakany. Ary ny tena loza dia amin'ny puberté no fanaovana ilay vakisiny, izany hoe raha vhv efa nikepoka izany dia efa manomboka sarotsarotra ihany ny fandairan'ilay vakisiny.
Fa marina ny tenin'i HM hoe fivoarana lehibe tokoa !
Nefa na izany aza dia tsara ihany ny mahafantatra fa limité daholo ny effet-n'ny vakisiny rehetra : ohatra ny BCG (anti-tuberculeux) dia 60 % monja ny taux d'efficacité.
Fa na izany aza dia aleo misy fanafody toy ny vakisiny ihany. Fa ny tena tsara kokoa dia ilay "fingotra" e !
10. Herimiafina ( 20/07/2006 16:28)
Izay no antony hanaovana rappel leisy ry Vaika an!
Ampiakarian ny taux d'efficacité.

Momba ilay taona dia toa hita izao fa io no taona idealy hanaovana ny vakisiny fa kosa afaka manao avokoa ny vehivavy rehetra hono kah! :wink:
11. fijo ( 20/07/2006 18:01)
:oops::oops:kyyyy limité??? dia tsy hafaka hiray amina olona maro indray izany ny sipa le.
12. watafon ( 20/07/2006 18:26)
fijo: :-D
amin'ny maha- vakisiny azy moa d tsy ho 100 % ny efficacité ny ! ary ohatran'ny BCG zao d natao hiarovana mba tsy ho mahery vaika ny fisehon'ny aretina indrindra fa tsy manakana ny aretina tuberculose tanteraka akory!
fa efa tena dingana goavana alou le izy e!
13. vale ( 20/07/2006 20:19)
fijo::-D:-D:-D, njekaky ooo:-D:-D
14. Vaika ( 21/07/2006 07:51)
Ny tena hitako mety amin'io vakisiny kosa aloha dia ilay côté thérapeutique-curatif e ! Satria mampihena ny inflammation izay miteraka ny cancer any aoriana ilay izy. Fa ilay côté préventif kosa dia be loatra ny conditions ka sarotra ny mampiasa azy. hatramin'izao aloha dia midangana be ny taux d'efficacité-ny fa ohatran'ny vakisiny rehetra (rappels inclus !!!) dia ho lefy ihany izy io avec le recul.
Tsara mihintsy anefa ho an'ny vhv ny manao suivi (frottis ets...) isan-taona ohatra fa tsy misy hafa tsy iny ihany no tena azo antoka. Ny cancer du col de l'utérus dia azo tsabona soa aman-tsara raha dépister mialoha.
Ary araka ny hevitro manokana dia tsy tokony hatahotra ireo vhv manao pluri-partenaires fa miaro tena tsara fotsiny. Misy koa anie hono cancer sasany toy ny cancer de l'utérus (endomètre) dia vokatry ny nulliparité (tsy fanan-janaka) sy ny absence de relation sexuelle e ! :°)
Ny tena idealy zany dia ilay partenaire kelinao efa hatr'izay sy azo "hitokisana" no ataovy mamay tsy afa-miaina mihintsy dia samy azo ny soa sy ny fahafinaretana.:-D:-D:-D
15. watafon ( 21/07/2006 18:59)
:-D:-D:-D
16. booboo ( 21/07/2006 19:38)
herimiafina, vaika, watafon > :-* :-*:-* efa nisaotra anareo moa zà ? hihihihi averiko ndray raha toa ka mbola tsia fa nahazo raha maro ara-pahasalamana mitsy misy anareo 3 mitsam : Misaotra tompoko ô.
17. fijo ( 21/07/2006 20:06)
vaika,kay izany manao betsaka voa tsy manao voa ihany,ka raha izay tsy aleo ve manao betsaka mba ahita vaovao lava?
18. Vaika ( 22/07/2006 08:46)
booboo : okay ankia a!
fijo : izay mihintsy kah !
19. watafon ( 25/07/2006 09:11)
booboo: :-* aiaz moa no hizarana ze kely fantatra fa tsy eto ihany e!
fijo: zany an ?:-D:-D
20. fijo ( 25/07/2006 21:19)
wata,ka io le hoe misotra hofaty tsy misotro hofaty,ko tsy aleo misotro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4202