Vakisiny vaovao miaro amin'ny cancer utérin
41. kelly13
(
31/07/2006 13:02)
haiko le hummm an'i mamzelkely io ehhh!!! pfffff ny valiny! :P
herimiafina> iza avy honozany couple zany?
herimiafina> iza avy honozany couple zany?
43. Herimiafina
(
31/07/2006 13:37)
Aleo zaha sy mamz hitanjiro kely klou fa tsy mahita lasibatra fenoiona rora klé. Sa tsy izany ry mamz? hehehe:-D
45. Fiffi
(
31/07/2006 14:37)
Herimiafina: zany ve ? hitanjiro fotsiny ? :wink: zany ve ry mamz ? :wink: :-D:-D:-D
wata: :*:*:* mamy be koh ! tena ela marina zay an! fa efa eto indray zao de :) ka!
wata: :*:*:* mamy be koh ! tena ela marina zay an! fa efa eto indray zao de :) ka!
46. watafon
(
31/07/2006 17:19)
Fiffi: d arahabaina alou njy tonga soa eto ndray e! :*:* tsy adino k ! hummm !
47. Fiffi
(
01/08/2006 05:29)
wata: :*:*:* misaotra akia an! hummmm ! tsy hadino koa io an! :)
wata ah ! fa raha misy zany io vakisiny io de tahakan'ny vakisiny rehetra hiany ? ty maintsy haverina isakin'ny firy taona koa ? ohatra ny polio zao de isakin'ny 5 taona dia tsy maintsy hasiana rappel eh ?

48. watafon
(
01/08/2006 16:27)
izany mihitsy e! mila rappel isan-taona izy izay raha tsy diso za ! d le depistage kou mila atao matetika !!
55. Fiffi
(
02/08/2006 18:01)
wata: :*:*:* io aloha de tena nifanaraka foana hatramin'izay eh ? :)
mamz: hitsikilovana anay sy wata ve io jiro io ? :-D:-D:-D
mamz: hitsikilovana anay sy wata ve io jiro io ? :-D:-D:-D