Vakisiny vaovao miaro amin'ny cancer utérin

61. watafon ( 03/08/2006 14:11)
mamz: njy nigodogodona b kou ! :-D:-D:-D
62. fijo ( 03/08/2006 18:58)
mamzely,avy ndry aty klo fa tssss,"inona kay no hitandry tao?????bitsiho hoe"
63. Fiffi ( 04/08/2006 04:33)
:-D:-D
64. watafon ( 07/08/2006 18:03)
:-D:-D:-D
65. fijo ( 08/08/2006 17:03)
ka mba atao bitsika mangina ko
66. Fiffi ( 08/08/2006 18:32)
:-$
67. watafon ( 10/08/2006 18:31)
Fiffi: eo njay fa tsisy mahita :*:*
68. Fiffi ( 10/08/2006 19:48)
:*:*:*:*:*
69. fijo ( 11/08/2006 18:59)
:idea: io ny jiro le
70. Fiffi ( 12/08/2006 04:54)
nisy nandrehatra!
71. watafon ( 13/08/2006 19:34)
kiiii! :-D:-D:-D
72. Fiffi ( 14/08/2006 04:59)
@ zay nitsaoka !
73. fijo ( 15/08/2006 19:29)
lasa tokoa
74. watafon ( 15/08/2006 20:13)
:-D:-D:-D
75. Fiffi ( 16/08/2006 16:25)
de aleo hanararaotra kely indray aloha raha izany ! tsy hay mihintsy manko fa misy maso kely mitsikilo lava nge eh!
76. watafon ( 16/08/2006 19:50)
fa odiantsika tsy hita zany e!:*:*:*
77. Vaika ( 16/08/2006 20:29)
fiffi : njy an !:D
mba tena sendra nandalo fotsiny aho fa mba liana ny hamantatra ilay tohin'ilay hevitra. Hay tena zavatra hafa ilay resaka fa tsy vakisiny intsony:°)
Ataovy ry zareo fa somary diso làlana kely fotsiny aho a !:-D:-D:-D ataovy ohatran'ny tsy teo aho, sady maizina be koa ato zany;-):-D:-D:-D

wata : mba hafa koa izany fi-consulter-n'i ra-doko izany an !:°):-D:-D:-D
78. fijo ( 16/08/2006 21:11)
vaika,hay ndry nitsikilo kely fotsiny an.
79. Fiffi ( 17/08/2006 05:34)
fa inona hiany aza ity fahazaran-dratsy mitsikilo olona ity eh ? fa mba avelao re zahay eh!
de ny an'i Vaika de njy an! nefa zah nga nitsikilo anareo sy Kally ? de @ zay de manampy koh i fijo !
Tena tsy rariny an! :-D:-D:-D:-D:-D
80. fijo ( 17/08/2006 19:21)
ka za tsy nitsikoli fa nanampy fotsiny nanoro ny toerana ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.7251