fiterahana

1. mamzelkely ( 14/07/2006 06:12)
hono aho mbo misy fanotanina manitikitika ny saiko ity : possible ve ny vhv iray ts miteraka nefa tena regulier dôly ny règle-ny zany we normal tsara zany jour de cycle sns sns :roll:
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:21
2. ja ( 14/07/2006 07:10)
oui possible
bdb ny antony ny mahatonga ny viavy tsy miteraka,mety ny ny utérus ny na zvtra hafa
3. ja ( 14/07/2006 07:13)
andinoko!mety tsy avy @ vhv irery ny ihany no antony fa mety oe ny sprematozoîde andra zoky no tsy dia en forme na misy olana dia tsy miteraka
matetika adino manko ny miteny an'zay
4. mamzelkely ( 14/07/2006 07:16)
de ny tiko ho fatatra de we ra misy blem zany utérus na zay problem mety ts hampiteraka de possible régulier be fôna ve ny règle ny vhv
5. soasoafy ( 14/07/2006 07:21)
raha manantona gyneco izy ka manaraka fitsaboana de mety ho voavaha ihany ny olana.
Ny antony iray matetika tsy mampiteraka ny vhv ko de mety mangatsiaka ny utérus, de tsy mety velona ny atody,ka asa na marina fa misy miteny hoe raha mbola te hiteraka ny vhv na efa tafakatra quarantaine aza de tokony hisasa @ rano mati2 fa tsy mampiasa rano mangatsiaka b.
6. mamzelkely ( 14/07/2006 07:47)
hummmm haiko we bdb ny cause ny stérilité fa ny tena tiko ho hay de we ra misy problem de stérilité ve de possible hoe regulier be ny règle
7. watafon ( 14/07/2006 08:05)
ie! possible mihitsy k ! satria mety tsy ho pb hormonal zany le mahatonga ny stérilité fa pb organique na mécanique ! asa raha azonao ?
8. mamzelkely ( 14/07/2006 10:19)
azoko ka de aôna ny fomba hahalalana an zany ts maintsy manao examen ve sa aôna
9. ja ( 14/07/2006 11:29)
eny oa ry mamzelkely
possible tsara izany oe tsy miteraka nefa régulier ny cycle
10. mamzelkely ( 14/07/2006 11:52)
hummm kalou njay aza hieritreritra fanotanina kely njay :roll::-D:-D
11. dadabe ( 14/07/2006 12:01)
yee ny ahy koa regulier ny cycle nefa.....:roll::roll::oops: hay moa resabevavy
12. kally ( 14/07/2006 13:16)
Betsaka ny vehivavy akia no tsy miteraka nefa manana cycle normal : misy ohatra tsentsina ny trompe na tsy ara-dalàna tsara, na misy ratsy atody-raha ilay vehivavy eto no resahina an! Dia tsy misy afa-tsy ny fitarafana no hahafantarana hoe aiza dia inona no tsy mety, misy azo ahitsy, misy tsy mety intsony.
13. ja ( 14/07/2006 14:48)
miandry fanontaniana aho zany ry mamzelkely!
aza atao sarotra kanefa fa soa tsy hay
ddb oa tss
14. watafon ( 14/07/2006 17:25)
mamzel: hengana e!:-*
15. fijo ( 14/07/2006 17:52)
nga mamzely te hiteraka be mihintsy????
16. dadasy ( 14/07/2006 18:11)
ary raha lelahy no ratsy atody de aon?8O
17. fijo ( 15/07/2006 19:10)
de mihinana atody klo.hevitra sinoa io,fa tsy vazivazy
18. ja ( 16/07/2006 19:45)
fija>aiza koa ny hisy lehilahy manana atody e!
hihihihiih
19. mamzelkely ( 17/07/2006 05:14)
fijo ts hoe te hiteraka fa mba manotany alou zay tina ho fatatra ka :wink:

ja sy watafon: ka ts de mahita anotanina njay za fa azoko le izy fa ny hoe inn ny tokony atao sisa no mba tiko ho hay, de misy signe ivelany ve hahafatarana azy
20. soasoafy ( 17/07/2006 05:39)
fa inona mo no mety hahatsentsina ny trompe?
De ahoana ko zany oe ratsy atody zany ry kally?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2237