fiterahana

21. ja ( 17/07/2006 09:49)
mamz>zay ndray alou dia tsy haiko e!makanesa any amin'ny gynéco fa izy no mahay zay tokony atao!
signe ivelany ve?je ne crois pas aloha oe misy signe ivelany izany!!
22. mamzelkely ( 17/07/2006 11:43)
de ataotsika we misy zany le probleme organik reny de tena ts possible mits ve ny hazahoana zazakely?
23. booboo ( 17/07/2006 11:57)
arakaraka ilay prob io kouh ! refa ouz doko oe tsy gravy io dia tairo foana ny essais klou, refa ouz hoe mila fitsaboana lalina ty ry havana dia tsaboina klou dia lasa ndray ny essais avy teo .... na izany na tsy zany tsara foana ny manatona doko rehefa misy ahiahy e !

24. ja ( 17/07/2006 18:21)
mamz>probléme organique ahoana?
25. mamzelkely ( 18/07/2006 06:11)
booboo zay alou e aleo manantona mpitsabo marina ny anjy

ja le lazain watafon io ka ts problem hormonal oziz fa organik genre bouché ny trompe na je c pô moi :roll::-D:-D
26. watafon ( 18/07/2006 08:50)
mamz : betsaka le antony organika akia fa refa mankaty njy d hohita eo an !:-D:-D:-D vao hanokatra cabinet na gynecologie mants:-D:-D za io zao !
27. mamzelkely ( 18/07/2006 10:42)
wata fatatro we betsaka le antony organik ka
eisyy de za zany ny cliente vôlou ko :wink::°):-D:-D aza atao any anaty ala ftsn aaa:-D:-D ts tonga ny 4x4 any any manko :-D:-D
28. Herimiafina ( 18/07/2006 12:03)
Ny neuro-fibromatose izao dia anisan'ny antony iray tsy hahafahan'ny vehivavy iray manana anaka nefa mandeha tsara ny cycle sns.

Araka ny tenin'i Watafoin dai misy ihany koa psychologique ny antony tsy mampiteraka sns.

Fa misy iray izay koa misy facteur Anti-Rhesus ao anatin'ilay sipa, izay mandray ny zazakely miforona ho corps etranger hany ka hapitsony fotsiny iny zaza iny ary tsy mahatazona zaza ilay rasipa.

Ny facteur anti-rhesus dai azo avy amin'ny fanambadiana olona iray manan groupe sanguin Rhesus negatif [o-, A-, AB-, B-](5% ny mponina any Madagasikara) amina olona iray manana groupe rhesus positif [o+, A+, AB+, B+].

Ny zaza voalohany ihany no tsy tratrany fa ny manaraka rehetra expulsé avokoa. Ka raha nanala zaza ilay rasipa dai vita hatreo ny chance-ny hahazoany zaza amin,ny manaraka.
29. ja ( 18/07/2006 17:54)
30. watafon ( 18/07/2006 18:03)
mamzel: raisina antanadroa njy e! sady ataoko gratos refa namana e! :wink::-D:-D
31. fijo ( 18/07/2006 19:39)
raiso tsara letsy io mazely tsika io an
32. mamzelkely ( 19/07/2006 05:04)
herimiafina :roll: mhhhhhhhhhhh afaka ataonao teny normal ve azfd :P:-D:-D

wata tanjemo aza aaa :-D:-D

fijo za mbô gaga eee raiso tsara hono za fa bedin fijo enao ry wata ra ohatra ka hein 8)
33. watafon ( 19/07/2006 09:07)
hummm! aza matahotra elà ry fijo an ! ataoko ohatran'ny fandraisana princesse mihitsy k!:-D
mamzel: mahazo matoky enao e!:-*
34. mamzelkely ( 19/07/2006 09:45)
humm tena princesse mitry ve :roll: :-D:-D
35. watafon ( 19/07/2006 13:38)
eka le eh ! mihoatra aza kou !:wink::-D:-D:-D
36. fijo ( 19/07/2006 18:09)
ah,andana aza ry mamzely fa dia hiadana izany ndry any e
37. Herimiafina ( 20/07/2006 11:46)
mamzelkely:

herimiafina :roll: mhhhhhhhhhhh afaka ataonao teny normal ve azfd :P:-D:-D


Ze m'eksplik izany e!
Raha manambady olona manana ra rhesus negatif ianao dia rehefa bevohoka voalohany dai misy facteur anti-rhesus miforona ary mijanona ao amin'ny ra.
Afaka ateraka soa amantsara iny zaza voalohany iny tsy misy olana mihintsy, fa ny faharoa manarakaraka iny zaza iny no mipiotsoka foana (afaka) satria miasa ilay facteur anti-rhesus izay mandray ny zaza rehetra aty aoriana ho toy ny corps etrangers. :wink:

http://www.magrossesse.com/grossesse/site.php?rubr=1&ss_rubr=7

Aza alanalana foana izany ny zaza sao dia tsy hisy intsony klé. :wink:

38. fijo ( 20/07/2006 18:12)
hery,ary raha esorina dia manova reniny koa avy eo???:lol:
39. watafon ( 20/07/2006 18:34)
:-D:-D:-D
40. mamzelkely ( 21/07/2006 06:57)
fijo ko =))=)) mahita lazaina de avela maina kely eo ve le reniny zany :-D

watafon matoky anao zanyz a aaa:wink:

herimiafina mazava amizay ka micii :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5022