fiterahana

61. Fiffi ( 03/08/2006 10:59)
62. mamzelkely ( 03/08/2006 13:03)
fijo ieuu hilelaka glasy za :-D io ataon fiffi io :-D
63. watafon ( 03/08/2006 14:19)
mamz, kelly, Fiffi :bon tsy aleo v mifanao fotoana d entiko any @ honey doly fa manjary mivezivezy za ? :-*:-* ndao amzay ary !
64. fijo ( 03/08/2006 19:03)
maza,kay hilelaka .hummm glace ihany ka
65. mamzelkely ( 04/08/2006 05:38)
wata k'efa we ts honey tsony za wa za no entina fa aiza mo :-w:lol::-D:-D :-*:-*

fijo enao ko nga te hilelaka:-D
66. watafon ( 07/08/2006 18:08)
mamz: inn tokoa moa fa adinoko :?::roll: kiiiii! ts maninn fa ndao ary hoany e! :-D:-D:-D
67. fijo ( 08/08/2006 17:13)
mamza,ie toa te hilelaka kely koa aho ka
68. watafon ( 10/08/2006 18:41)
fijo: tsy hita intsony lesy izy an !
69. mimich ( 11/08/2006 09:53)
mamzlk>hummm mahatsiaro ny fihinana glace njay ve njy ee
ndao njay ee , sady efa kely sisa de hafana ny andro. de tsy "honey" trony no aleha fa toerana hafa njay hihi
fiffi ah fa io mamzlk io anie ka ts be resaka be oh zao akory refa hita ee hihi
70. fijo ( 11/08/2006 19:06)
ka tsy ainareo izany ny mampiresaka azy ko.tsy hitanareo le bokotra
71. watafon ( 13/08/2006 19:29)
fijo: atoroy anaà lesy le bokotra hanaovako azy an ! :-D:-D:-D
72. mimich ( 14/08/2006 06:50)
fijo> hummm mahita bokotra an!!! ka norm be de zay ko samy vhv de tsy mahay mampiresaka vhv hihih
73. fijo ( 15/08/2006 19:31)
ndraso fa bitsiako amin'ialahy,fa sao henon'ireo sipa ireo
74. watafon ( 15/08/2006 20:20)
fijo: mci lesy an !
75. mimich ( 16/08/2006 07:59)
fijo, wata>:-D:-D:-D:-D, mafy be loatra le betsibitsika de mitady ho henonay
76. watafon ( 16/08/2006 19:56)
inn ary izy teo mbo henoiko !
77. fijo ( 16/08/2006 21:20)
ka raha maheno anie ndry,dia hosahirana fa hanindrinindry bokotra ao e
78. ttittie ( 17/08/2006 06:05)
Herimiafina:

Ny neuro-fibromatose izao dia anisan'ny antony iray tsy hahafahan'ny vehivavy iray manana anaka nefa mandeha tsara ny cycle sns.

Araka ny tenin'i Watafoin dai misy ihany koa psychologique ny antony tsy mampiteraka sns.

Fa misy iray izay koa misy facteur Anti-Rhesus ao anatin'ilay sipa, izay mandray ny zazakely miforona ho corps etranger hany ka hapitsony fotsiny iny zaza iny ary tsy mahatazona zaza ilay rasipa.

Ny facteur anti-rhesus dai azo avy amin'ny fanambadiana olona iray manan groupe sanguin Rhesus negatif [o-, A-, AB-, B-](5% ny mponina any Madagasikara) amina olona iray manana groupe rhesus positif [o+, A+, AB+, B+].

Ny zaza voalohany ihany no tsy tratrany fa ny manaraka rehetra expulsé avokoa. Ka raha nanala zaza ilay rasipa dai vita hatreo ny chance-ny hahazoany zaza amin,ny manaraka.


io aloha ry herimiafina tsy inoako a! mahita olona amin'io aho groupe sanguin hoatranio mihintsy fa mihoatra ny 1 ny zanany

79. mimich ( 17/08/2006 08:32)
wata> tsy lazalazaiko ka!!
fijo> ka za anie mheno fotsiny fa tsy hanao application ee . zany anie henjy beuuuuu eeeeeee
80. Fiffi ( 17/08/2006 13:44)
inona indray aza zany bokotra ato zany ry fijo ? :wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5567