Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?

1. rabaradaka ( 28/06/2006 09:54)
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ? Iza avy izy ireo ? Taiza no niforonan'izy ireo ? Anti-christ koa ve izy ireo ?
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:28
2. prime ( 28/06/2006 10:35)
Misy tokoa ireo... Fa mitondra famonjena ho anao ve ny fahafantarana an'ireo?:lol:
3. Achia ( 28/06/2006 11:21)
=))=))=))
4. barry ( 28/06/2006 11:24)
raha misy izy ahona no fomba amantaranao azy??
5. Zina ( 28/06/2006 12:50)
barry a,

raha voa tsy manaraka ny baiboly atsakany sy adanvany dia mpaminany sandoka daholo...
6. prime ( 28/06/2006 12:52)
rabaradaka:
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ? Iza avy izy ireo ? Taiza no niforonan'izy ireo ? Anti-christ koa ve izy ireo ?
Ny anton'ilay fanontaniana tsy mazava, dia raha fantatra ireo dia atao inona???? :lol:
Achia an!:-D:-D:-D
7. marozevo ( 28/06/2006 20:54)
Ilay fanontaniana voalohany aloha dia hita hoe tendantielle eh... Tsy fanontaniana fe fanontaniana fa efa lazaina sahady ny valiny...
raha araka ny izy, dia tokony io fanontaniana voalohany io ihany aloha no napetraka. Arakaraky ny valinteny mivoaka no ho tohin'ny manaraka.

Fa araka ny hevitro kosa dia TSY MISY izany mpaminany sandoka izany any Madagasikara.
8. LazaRandri ( 29/06/2006 01:23)
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
Araka ny hitako sy ny voalazan'ny Baiboly dia misy io ary hitombo mandra-piverin'i Jesoa
9. dadabe ( 29/06/2006 01:29)
=D=D=D arry mitovy hevitra foana isika mirahalahy izany tato ato a:-$:°)
10. barry ( 29/06/2006 09:35)
Zina :ka iza ary no mahavita manaraka ny baiboly atsakany sy andavany;tena mbola tsy nahita aho aloha hatramin'zay e
11. prime ( 29/06/2006 11:56)
barry> ny resaka miroso ao ambony ao anie tsy hoe iza no mahaja ny baiboly e?:wink:
LazaRandri> moi aussi, complètement d'accord!!! fa tsy hiteny mihitsy aho hoe iza satria "tendantielle" araka ny resahin'i marozevo ilay fanontaniana... manana endrika "piège" fa tsy tsotra...:-D
12. vetsoko ( 29/06/2006 12:56)
Ny heverinao ho marina,
tsy marina;
Ny heverinao ho mora,
sarom-pantarina;ny baiboly mihintsy no ohatr'izay;
tsy misy na iray aza mahatanteraka na mahaja ny baiboly satria tsy misy andriamanitra isika,tsy tokony ho adi-hevitra izany
13. cutie ( 29/06/2006 12:58)
mitovy hevitra @vetsoko :P
14. cutie ( 29/06/2006 13:01)
za tsy mahay we mbola misy mpaminany @ zao fotoana zao:roll:
15. prime ( 29/06/2006 13:09)
ilay "définition" ny hoe mpaminany angamba no tsara itarihana an'ity lohahevitra ity raha tiana hitohy fa tsy mahalaza n'inon'inona mihitsy ilay lohahevitra... ohatry ny manontany hoe "iza no mpangalatra dia ahoana ny fanaony sns...?" maivana be... fanontaniana efa ananana valiny dia mody anontaniana indray2...:°)
16. marozevo ( 29/06/2006 14:42)
Apetrako ihany ity na dia fantatro aza fa tsy hiverina eto akory i rabaradaka.

Omeo ary aloha ny hevitrao ry baradaka, dia manohy izahay ah.
17. cutie ( 29/06/2006 14:50)
:-D
18. Zina ( 29/06/2006 15:13)
Hoy i Barry
Zina :ka iza ary no mahavita manaraka ny baiboly atsakany sy andavany;tena mbola tsy nahita aho aloha hatramin'zay e


Io dia mila finiavana sy fangatahana ny fanahy masina mba hanampy antsika....Satria fantan'i Satana ny kileman-ndra olombelona.. Bien sur tsy ho ho hay par coeur io fa mila mianatra otran'ny fianaranao ny bokan'na sciences, na physiques na literature tany am-pianarana dia ataovy an'izay koa ny baiboly.....Andriamanitra ary tsy mampirisika antsika hanao theologie fa ny basin'ny baiboly fotsiny no hangatahiny antsika atao... par l'Etudes Bibliques fotsiny... a partir n'io isika surtout ka manana ny Fanahy masina manampy dia te-hihanatra foana fa rehefa tsy avelanao hiasa ao aminao ny fanahy Masina tsy ho hainnao mihitsy izay ao anatin'ny baiboly...
Andrimanitr dia manome CHOIX be antsika mihitsy na hanaraka an'i Satana na hanaraka AZY.
19. cutie ( 29/06/2006 16:28)
zina, tsy azoko tsony izy zany, taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM, de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mama:roll::?:ky baiboly
20. xxx ( 29/06/2006 21:33)
cutie:
taloha nareo miteny we refa ...
ianareo = you
isika = we :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2103