Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?

21. cutie ( 30/06/2006 00:39)
:-D:-D:-D:-D
22. barry ( 30/06/2006 05:57)
marina ny teninao ry Zina iza moa amintsika no tsy mba te hanaraka ny mariana sy voasoratara ao anatay baiboly?fa lazaiko anao fa maro ny didy sy lalana nomen'Andriamanitra nefa na dia ny didy folo fotsiny aza d'efa tsy zakan'olombelona;;ka raha vao mandika na litera 1 @ ireo fotsiny ianao ddd'efa manota ;ary misy anefa mamaky baiboly koa fa zavatra hafa no voarain'ny sainy dia zay d'efa manola ny baiboly ho an'ny kely fahalalana no fiteny azy
23. ranini ( 30/06/2006 11:23)
tena misy ary feno mitsy.Ny sasany vahiny mody manao fahagagana etsy sy ero moa ao ny manangana fiangonana isankarazany eny antsisin-dalana.Nilaza mantsy Jesosy fa maro no ho avy @ anarany donc maro koa ny hanambaka sy hamitaka ny tsy mandinika tsara.Mitandrema @ ireny fahagagana sy fanasitranana ataon'ny olona ireny; charlatan fotsiny ireny, ny fahagagana tsy misy intsony fa efaz asan'ny satana daoloa ireny sady entiny mamabo olona hamitaka ny olona mahantra sy ny kely saina.
DANGER!!!!!!!!!!
24. dadabe ( 30/06/2006 12:10)
ary ranini angaha tsy manaan fiangonana ??
25. soanja ( 30/06/2006 12:28)
Ranini, tena mbola misy ny fahagagana fa amin'ny lafiny maro izay tsy azontsika akory vinaniana fa tonga moramora eo aminao eo vao gaga ianao. Fa tsy ireny aderadera eny amin'ny arabe ireny akory sy ireo milaza fa mahavita an'izao sy izao.
26. prime ( 30/06/2006 12:31)
ranini:
Mitandrema @ ireny fahagagana sy fanasitranana ataon'ny olona ireny; charlatan fotsiny ireny, ny fahagagana tsy misy intsony fa efaz asan'ny satana daoloa ireny sady entiny mamabo olona hamitaka ny olona mahantra sy ny kely saina.
DANGER!!!!!!!!!!
mmmmhhhhh!!!:?
27. Achia ( 01/07/2006 05:52)
misy fahamarinany anie ny andranini e ny ol mantsy @ zao eny fa na dia efa Kristiana aza tsy mino raha tsy misy fahagagana mifindra antonkompivavahana atsy sy aro fa izay aleha to tsy ahitana fahagagana
28. marozevo ( 01/07/2006 21:34)
Za kosa tsy manaiky hoe misy ny mpaminany sandoka izany. Ny misy dia izay mitory finoana hafa noho ny finoako. Ko nahoana no ataoko hoe sandoka izy rehefa tsy mitovy ny inoanay. Raha heveriko ho sandoka izy, dia sandoka koa izaho ho azy.

Fa raha toa kosa ka manao fotoana hivavahana na hitoriana, nefa manararaotra mangalatra amin'ny fomba samihafa, na manararaotra manolana vehivavy, dia tsy mpaminany sandoka akory izany fa mpangalatra sy olon-dratsy tsotra izao fotsiny.

Efa nisy nijery ilay film "Secte de Marrackech" ve eh ?
29. Zina ( 02/07/2006 10:20)
hoy i cutie,

zina, tsy azoko tsony izy zany, taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM, de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mamaky baiboly


Mahagaga ahy ihany izany raha IZAHO no niteny an'io

taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM


isika izao dia mihaina eo amban'ny fanahy Masina... Matoa isika mbola manao ny tsara sy mahafantatra ny ratsy dia mbola miasa ao @-tsika ny fanahy Masina.. ary ny fangatahina ny Fanahy masina na dia ao ary izy dia mangataka foana isika mba tsy hiala ao @-tsika ilay izy..

de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mamaky baiboly


ary indrindra rehefa mamaky ny baiboly dia mangataka ny fanahy masina tokoa moa mba tsy ho voarebirebin'ny satana fa mi-se concentrer amin'ny famakiana azy.
30. Zina ( 02/07/2006 10:31)
hoy i Barry
fa lazaiko anao fa maro ny didy sy lalana nomen'Andriamanitra nefa na dia ny didy folo fotsiny aza d'efa tsy zakan'olombelona;;ka raha vao mandika na litera 1 @ ireo fotsiny ianao ddd'efa manota


marina izany isika dia tsy hanantanteraka na hanaraka ny didin'Atra mihitsy satria isika dia mpanota teraka t@ fahotana tsy ho tanteraka mihitsy io nefa kosa isika dia afaka mihezaka ny tsy hanao an'izany mangataka @ Atra ny famelan-keloka foana, manana fihezahana ao am-po @ fo madio dia izay ihany no tadiavin-Atra. Fa tsy oe mamela ahy Atra dia izay...fangatahina lalina avy ao am-po no tena tadiavin'Atra. Ary izany no maha FITIAVANA an'Atra.. fantany isika fa tsy anantanteraka ny didiny

ary misy anefa mamaky baiboly koa fa zavatra hafa no voarain'ny sainy dia zay d'efa manola ny baiboly ho an'ny kely fahalalana no fiteny azy


Fantatsika tsara fa tsy tian'i Satana isika raha voa manaiky an'Atra na mamaky ny tenin'Atra. Mihezaka mafy i satana mba hampivesivezy ny fanahy isika mba tsy ho concentrer ny famakiana ny baiboly.. Izany no lazaiko oe mila mivavaka mangataka ny fanahin'Atra isika mba tsy ho vorebivy... Rehefa tena vonona isika ny hamaky ny baiboly am-po Andriamanitra TSY HAMELA ny sain-tsika hieritreritra zavatra hafa.

dia mazoto doly o
31. rabaradaka ( 03/07/2006 10:31)
Zay za vao tafaverina ry dadatoa sy nenitoa a, mbola tany an'ala tany e! Ny tiako itaritana an'ilay resaka dia tsotra : mirongatra etsy sy eroa ny karazam-pinoana sy ny orinasam-panahy dia tehanontany aho hoe misy ve ny mpaminany sandoka eto an-tanàna ? Misy mpitondra fiangonana izay mantsy (aleo tsy tononiko fa bedin'ny dadatoa) sahy nilaza sy nanonona anarana mpaminany sandoka. Dia hoy aho hoe loza fa dia tafiditra eto zany ny anti-christ!! Mba marina ange zany ry zareo e
32. prime ( 04/07/2006 06:00)
marozevo:
Fa araka ny hevitro kosa dia TSY MISY izany mpaminany sandoka izany any Madagasikara.

LazaRandri:
Araka ny hitako sy ny voalazan'ny Baiboly dia misy io ary hitombo mandra-piverin'i Jesoa

Misy io marozevo a! ary mihamaro lavitra noho ny t@ andro fahiny... toy ny tsy finoana fa tsy misy io no manamafy ihany koa ilay hevi-petsy hoe tsy misy satana fa vokatry ny sain'olombelona fotsiny... :)
33. cutie ( 04/07/2006 18:38)
fa i Prime ve efa nahita an'zany mpaminany sandoka ao Dago zany :-D
Mpandefa : Zina [ Valio ] 02-07-2006 15:20:21
Lohateny : Re : Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
hoy i cutie,


Voalaza teo :
zina, tsy azoko tsony izy zany, taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM, de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mamaky baiboly

Mazava akia ry Zina a:*

Mahagaga ahy ihany izany raha IZAHO no niteny an'io


Voalaza teo :
taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM


isika izao dia mihaina eo amban'ny fanahy Masina... Matoa isika mbola manao ny tsara sy mahafantatra ny ratsy dia mbola miasa ao @-tsika ny fanahy Masina.. ary ny fangatahina ny Fanahy masina na dia ao ary izy dia mangataka foana isika mba tsy hiala ao @-tsika ilay izy..


Voalaza teo :
de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mamaky baiboly


ary indrindra rehefa mamaky ny baiboly dia mangataka ny fanahy masina tokoa moa mba tsy ho voarebirebin'ny satana fa mi-se concentrer amin'ny famakiana azy.
34. cutie ( 04/07/2006 18:40)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 02-07-2006 15:20:21
Lohateny : Re : Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
hoy i cutie,


Voalaza teo :
zina, tsy azoko tsony izy zany, taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM, de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mamaky baiboly


Mahagaga ahy ihany izany raha IZAHO no niteny an'io


Voalaza teo :
taloha nareo miteny we refa tsy mamky baiboly de tsy idiran'ny FM


isika izao dia mihaina eo amban'ny fanahy Masina... Matoa isika mbola manao ny tsara sy mahafantatra ny ratsy dia mbola miasa ao @-tsika ny fanahy Masina.. ary ny fangatahina ny Fanahy masina na dia ao ary izy dia mangataka foana isika mba tsy hiala ao @-tsika ilay izy..


Voalaza teo :
de nefa io ndray we angataho alou ny FM vo mamaky baiboly


ary indrindra rehefa mamaky ny baiboly dia mangataka ny fanahy masina tokoa moa mba tsy ho voarebirebin'ny satana fa mi-se concentrer amin'ny famakiana azy.

Mazava be mitsy ry Zina a:P
35. prime ( 05/07/2006 10:19)
cutie> ny efa nahita dia eny, nareo koa moa any dia lasa resaka fotsiny eto ilay izy... mifanena isandro @ sarambaben'ny olona eny izy e... miteny @ haino aman-jery isankarazany... raha mahita ny asehon'i kotoniaina @ misy raha la terre sy ny vavolombelona (production TV+ ireo) ianareo dia vao tsy ny 1/100 akory ireny efa sahy miseho mivantana ireny... :wink:
36. cutie ( 05/07/2006 12:23)
prime tsy mahalala an'zany za :roll:
37. JOCH ( 05/07/2006 14:53)
misy ve ny mpaminany sandoka?
Ilay teny hoe mpaminany sandoka de ao amn'ny baiboly ary nilaza izy fa tsy maintsy ho avy izany.
Raha kristiana isika de mino ny teny rehetra voalazan'ny baiboly satria tenin'Andriamanitra izany.
Noho izany de tena misy tokoa satria Andriamanitra no nilaza izany, ary tsy eto dago ihany fa eran'izao tontolo izao.
N'iza n'iza manana fo tena mitady sy mivavaka amin'Andriamanitra de homeny ny fanahy masina ary ny fanahy masina no mampahafantatra azy izay sandoka sy izay tena izy.
Satana koa de miasa ohatran'izany, fa ny azy indray de izao: n'iza n'iza tsy de mivaky loha mitady an'Andriamanitra na mivavaka maniditsidina de homeny ny fanahy mamitaka kosa ka de ny fanahy mamitaka no miteny aminy hoe iry mpaminany sandoka iry fa aza mankany de anjaran'ny tsirairay no mieritreritra izay
hasiany ny tenany.
Fa ny eo antenantenany de tsy misy, ary tsy misy saina mahay mamantatra ny zava-panahy na ny resaka ara-panahy raha tsy ny fanahy masina no mampianatra sy mampahafantatra azy.
Tsy misy olo-marina sy mahitsy sy manana fo tena mitady an'Andriamanitra ka ho voafitaky satana sy ny mpaminaniny



38. marozevo ( 05/07/2006 21:52)
Za tsy manda fa misy ny fahavalon'ny finoana... ny tsy maha d'accord ahy dia ny hoe "mpaminany sandoka". Amiko io dia tsy misy satria rehefa tsy mpaminany dia efa tsy mpaminany izany.

Ity ohatra matavy tapaka :

nalaza tamin'iny faritra atsimo iny ny fanakanana sy fandrobana fiaram-bahoaka : Keliberano, Ambalamanakana sns... Manao akanjona Zandary ireo mpandroba dia mijanona ny fiara, ary velona amin'izay ny ROBA. Dia hoy isika hoe "zandary sandoka" ireo. Amiko tsy zandary sandoka ireo fa "mpangalatra" tsotra izao.

Fa raha toa ka misy tena zandary, nefa mangalatra sy mandroba, dia izay amiko no ataoko hoe "zandary sandoka".
39. prime ( 06/07/2006 11:23)
Marozevo> ny olana apetrakao dia fomba fijery manokana, fandalinana tsy hita izay mahadiso azy... fa ny hazavaina ireo ambony ireo tsy famerenana ny fandinihina teny fa fanamafisana ny tenin'Andriamanitra... misy ny mpaminany sandoka hoy ny tenin'i soratra masina, raha tsy mino ianao tsy olana fa toy ny tsy finoana rehetra fa tsy an-tery...
Marina ny an'i joch, misy eran-tany io ary dago tsy mandingana an'izany... Araho ny vao2 mikasika ny finoana dia hazava ho'azy aminao... Ireo "gourou"'na sectes isankarazany efa tsy lazaina intsony ka tsy misy ahoana??? Ny mahampaminany azy dia hainy aseho ary manao fahagagàna mihitsy aza fa tsy fanahin'Andriamanitra no miasa ao aminy, izay no mahasandoka azy...:wink:
40. soanja ( 06/07/2006 11:48)
Marina daholo na ny an'i Prime na ny an'i Marovezo ny fahitako azy ka ny hanyhampiavaka azy dia ny hoe inona no antsoina hoe :Mpaminany.

Ny Mpaminany ve amintsika dia izay mitondra ny hafatr'Andriamanitra ihany sa izay mahita fahitana (na mahita zavatra alohan'ny biby rehatra) ka milaza zavatra aloha dia lazaina hoe Mpaminany?
Satria eo no hitako mahasamihafa an'io resakareo io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2852