Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
41. prime
(
06/07/2006 12:16)
"Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy" IIJaona 7
"Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao." IJaona 4:1
soanja> tena tsy marina kah, ny ambarako tsy hevitro fa ny lazain'ny soratra masina... ary izay no hamafisiko fa afaka tsy mino izay tsy mino... izay koa no herin'ity sera2 ity, tsy misy an-tery...:wink:

42. marozevo
(
06/07/2006 17:47)
Marina izany ry prime ah... Saingy ny tsy manaiky ny fisian'ny "mpaminany sandoka" tsy midika hoe tsy mino.
43. soanja
(
06/07/2006 18:15)
Mino mihitsy aho fa tsy Mpaminany akory i Mahomet o, ry Marovezo, satria tsy misy ny sandoka fa na izy na tsy izy zany hoe izay manaiky fa ; Avy amin'Andriamanitra ny teny tonga nofo ka mino fa i Jesoa Kristy no Izy dia fanahy avy amin'Andriamitra izay mitory izany ary Mpaminany izy raha tao amin'ny testamenta vaovao. Ireo dia Mpaminany fa izay milaza mifanohitra kosa amin'io dia tsy Mpaminany fa resaka hafa. Omeko ny ohatra : Tsy zanak'Andriamaintra na tsy Andriamanitra i Kristy fa Mpaminany tsotra sns...
46. soanja
(
08/07/2006 15:44)
Ary ity dadabe ity ve efa tia nandrangitra hatramin'izay? soa fa tsy mora tezitra aho fa raha tsy izany nokakeriko ianao.:D:D:D:D
Marovezo a, inona no tianao ataontsika an'ity dadabe maditra ity?
Marovezo a, inona no tianao ataontsika an'ity dadabe maditra ity?
47. prime
(
10/07/2006 09:07)
Marozevo> ka izay tsy fanekena ny fisiany izay anie endrika tsy finoana azy e! tsy mino ny fisian'ny mpaminany sandoka = tsy manaiky ny fisiany... Izaho ohatra tsy manaiky ny fisian'ny lolo, donc tsy mino ny fisiany sy ny momba azy aho, sa diso izany??? :wink:
48. dadabe
(
10/07/2006 11:34)
: soanja [ Valio ] 08-07-2006 20:44:42
Lohateny : Re : Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
Ary ity dadabe ity ve efa tia nandrangitra hatramin'izay? soa fa tsy mora tezitra aho fa raha tsy izany nokakeriko ianao.
Marovezo a, inona no tianao ataontsika an'ity dadabe maditra ity?
nefa zah koa anie efa ela no te hanaikitra andry e :wink: , andao aza isika 2 hifaikitra e:-*(l):wink:
51. soanja
(
10/07/2006 22:30)
Hummm Inona daholo ary ny dikan'izany? sao dia hors size eto marina!:-*:-*:-*
53. prime
(
12/07/2006 11:43)
:-D:-D:-D
Misy mifanaikitra ato e!!!:-D
ny sasany mibora-mena fotsiny...:-D
Tongavan'ny mpaminany sandoka eo nareo dia hanaovany fahagagàna fa ataovy eo ihany...:-w:-D:-D:-D
Misy mifanaikitra ato e!!!:-D
ny sasany mibora-mena fotsiny...:-D
Tongavan'ny mpaminany sandoka eo nareo dia hanaovany fahagagàna fa ataovy eo ihany...:-w:-D:-D:-D