Efa nisy namaky Baiboly -de la Genèse à l'Apocalypse ve ?

1. Rafotsy ( 22/06/2006 04:44)
Manao ahoana daholo ô !
Mba manotany aho : efa nisy ve tamintsika ireto no efa namaky ny Baiboly voalohany ka hatramin'ny farany ? ( de la genèse à l'apocalypse izany ) !
Izahay efatra mianaka manko efa namaky in droa : ny voalohany dia namaky fotsiny ( nanana kahier izahay dia soratana ao isan'andro ny voavaky , samy mamaky chapitre 1 au moins , dia rehefa misy vahiny matory ao an -trano ,dia mamaky koa izy ) , 182 jours no namakinay azy !
Ny faharoa indray : dia samy mamaky chapitre 1 avy koa manokana ary manao an tsoratra izay tsy azo , avy eo miara mamaky , mametraka ny question , mifanazava raha tsy azo dia manao recherche , nous avons mis 3 ans ary nahafeno kahier 4 !!!
Nandritra ireo fotoana ireo ny zanako nanao Sekoly Alahady avy eo niditra groupe des jeunes ary tena nitondra be ho azy ireo ilay famakina .
Mba efa nisy nanao izany ve nareo ? Mba tantarao e !
novalian'i prime ny 04/07/2006 08:57
2. bekiboo ( 22/06/2006 04:49)
ny namaky aloha efa nataoko fa tsy hoe nanomboka dia natao izay nahavitana anazy hatramin ny farany saingy efa nataoko izany ary efa namaky azy reetra tokoa aho fa naharitra taona maro kosa ary tsyd nila kahie aho
3. xxx ( 22/06/2006 04:55)
Izaho efa nahavaky, sady mbola eo am-pamakiana, ary mbola hiverina hamaky satria isaky ny mamaky aho dia mianatra sy miaina zava-baovao foana.
4. Fiffi ( 22/06/2006 06:01)
Izaho aloha efa namaky mihintsy saingy mahaliana loatra ka izay pezy jerena de tsy maintsy dinihana lalina sady mampiheritreritra be ka arak'io nolazain'i xxx io de mba manao izay azo hatao aloha mba hihainana @ zava-baovao. (mbola ho ela dia ho ela tokoa angamba vao ho voavaky satria tsy maintsy mihato mandinika)
5. Silo ( 22/06/2006 06:31)
Izaho aloha tsy mbola namaky, fa mba mandalo ao anatin'ny saiko ihany izany fa mbola miandry fotoana,
Zany hoe le hanao ny baiboly sahalamin'ny hamaky roman mihitsy no tsy mbola nataoko, (de Genesisy - Apokalipsy),

Fa maniry aho ny hanao izany fa ahoana no hanaova azy ?
6. Rafotsy ( 22/06/2006 06:39)
Silo:

Izaho aloha tsy mbola namaky, fa mba mandalo ao anatin'ny saiko ihany izany fa mbola miandry fotoana,
Zany hoe le hanao ny baiboly sahalamin'ny hamaky roman mihitsy no tsy mbola nataoko, (de Genesisy - Apokalipsy),

Fa maniry aho ny hanao izany fa ahoana no hanaova azy ?


Taminy voalohany dia namaky fotsiny ary ny fanindroany vao namaky no sady nandalina , ary betsaka no zava baovao foana !
Ny Ligue de la lecture de la Bible toa manomé programme hamakina azy en 1 taona !
7. Rafotsy ( 22/06/2006 06:43)
Fiffi:

Izaho aloha efa namaky mihintsy saingy mahaliana loatra ka izay pezy jerena de tsy maintsy dinihana lalina sady mampiheritreritra be ka arak'io nolazain'i xxx io de mba manao izay azo hatao aloha mba hihainana @ zava-baovao. (mbola ho ela dia ho ela tokoa angamba vao ho voavaky satria tsy maintsy mihato mandinika)


Marina aloha ilay miato mandinika ary iny no tena sakafom -panahy e ! Ary mahita zava - baovao foana na dia efa novakina in jato aza ilay passage ! Asa ny anareo ?
8. cazal ( 22/06/2006 07:00)
Izaho aloha ef anahavita namaky in-5 manao fa-6 aho zaio.
Tamin'ny voalohany dia novakiana fotsiny hahazoana ny fizontran y tatantara rehetra. dia namerina namaky faharoa. Vita ao anaty 2 mois, 1 volana ny TT ary 1 volana ny TV. Avy eo amin'izay vao nanomboka nandinika tena hahitana zavatr avaovao foana ao isakin'ny mandinika.
Ny tombotsoa azo dia rehefa miresaka amin'ireny olona mifanerasera ireny dia fatatra avy hatrany ny fahamarinany na tsia. Indrindra @ izao mampiroborobo ny ara-pivavahana izao dia tonga dia afaka mamaly avy hatrany na marina ny lazainy na tsia.
KOA DIA MAMPIRISIKA ANREO IZAY MBOLA TSY NAMAKY IZANY MBA HANOMBOKA SAHADY DIAN'iZAO FA TSY HANENENANA MIHITSY NY MANOKANA FOTOANA HAMAKIANA NY BAIBOLY
MAHEREZA DAHOLO ARY E!!!!!
9. prime ( 22/06/2006 07:58)
Dia misaotra fa mankahery mihitsy izao fampirisihina ataonareo izao...
rafotsy:
samy mamaky chapitre 1 avy koa manokana ary manao an tsoratra izay tsy azo , avy eo miara mamaky , mametraka ny question , mifanazava raha tsy azo dia manao recherche , nous avons mis 3 ans ary nahafeno kahier 4 !!!
rehefa "mifanazava" ianareo dia iza no "mi-encadrer" anareo? raha manao "recherche" dia hatraiza?:)
10. Rafotsy ( 22/06/2006 08:07)
prime:

Dia misaotra fa mankahery mihitsy izao fampirisihina ataonareo izao...
rafotsy:
samy mamaky chapitre 1 avy koa manokana ary manao an tsoratra izay tsy azo , avy eo miara mamaky , mametraka ny question , mifanazava raha tsy azo dia manao recherche , nous avons mis 3 ans ary nahafeno kahier 4 !!!
rehefa "mifanazava" ianareo dia iza no "mi-encadrer" anareo? raha manao "recherche" dia hatraiza?:)


Sahala ny culte familial no nanaovanay azy aloha , ary izahay mivady no mi encadrer anay efatra mianaka !
Ary rehefa misy hevitra tsy mety hiraisana mihintsy , dia manontany an' i Pastera !
Ary rehefa tena tsy lasa dia mandohalika mivavaka ary mangataka ny Aminy , ary rehefa tena tsy azo mihintsy dia samy miteny hoe : verenantsika iny @ manaraka ary izany no nitazonanay ireo kahier ireo !
11. LazaRandri ( 22/06/2006 08:18)
Rafotsy:
Ary rehefa misy hevitra tsy mety hiraisana mihintsy
ka io nomahatonga an'i Prime nanontany angamba. Tsy resaka fifanarahana toy ny demokrasia ny ao, tsy hoe izao ny hevitro na izao no fazahoako an'io, fa hoe kosa: "izao ny hafatr'Andriamanitra"
12. Rafotsy ( 22/06/2006 08:23)
Mampiasa concordance biblique izahay ary mandinika ny versets mi se rapporter amin'izay tsy azo !
13. LazaRandri ( 22/06/2006 08:33)
Rafotsy> Misy karazana concordance izay amin'ny teny Anglisy mety hanampy anareo. "Life Application Bible" ny fiantso azy fa jereo eny @ fivarotam-boky Kristianina raha mivarotra an'io amin'ny teny Frantsay.

Manome fanazavana isan'andininy tsara mihitsy io afa-tsy ny mikasika ny "faminaniana" sasan-tsasany.

Fa tena tsara raha mandalina lalin-dalina kokoa e! Midira sekoly, fikambanana, cellule chretienne, sns..., sady zarao amin'ny hafa ny vaovao mahafaly fa aza tazomina ho anao samy irery :)
14. Rafotsy ( 22/06/2006 08:40)
LazaRandri:


Fa tena tsara raha mandalina lalin-dalina kokoa e! Midira sekoly, fikambanana, cellule chretienne, sns..., sady zarao amin'ny hafa ny vaovao mahafaly fa aza tazomina ho anao samy irery :)


Marina ny teninao , ary efa tena ao anatina cellule manao étude biblique mihitsy e ! Efa ela be no tao kanefa mahagaga fa dia mbola misy zavatra vaovao ianarana foana !
15. prime ( 22/06/2006 09:18)
LazaRandri> tena azonao ny fanontaniako... sady tohizako :
LazaRandri:
zarao amin'ny hafa ny vaovao mahafaly fa aza tazomina ho anao samy irery

Rafotsy> tsara dia tsara ny finiavanareo hiaina akaikin'Andriamanitra ary tena "soa fianatse"... Dia mazotoa mizara tokoa fa sady mampitombo finoana no sady tena fototry ny hafatr'i Kristy tokoa ny "fitoriana filazantsara", araka ny tenin'i Paoly hoe "maty ny finoana tsy misy asa"... Fa ndrao lasa mamoky tena araka ny lazain'i Ezekiela ka lasa "ozona" ilay izy satria ny ondrin'Andriamanitra miandry fahanana mahia dia mahia dia ireo nandray afaka ny hamahana bolangina dia bolangina...:)
16. Rafotsy ( 22/06/2006 09:30)
prime : tsy mamoky tena izany fa mizara e ary tena manao izay tratra mihitsy !
17. prime ( 22/06/2006 09:33)
=D
Dia isaorana Jesosy, voninahitra ho Azy irery...^:^
18. tisera ( 22/06/2006 10:17)
=D=D Deraina tokoa ny Tompo r'ireto fa noho ny fitiaavany dia afaka mamaky ny Teniny izay tena sakafo mahavelona tokoa : izaho efa t@ 1999 no nanaraka ilay karatry ny ligue pour la lecture de la bible hoe : "LA BIBLE EN UN AN " : hafa io fa tsy ilay karatra isan-taona miaraka @ MANA ISAN'ANDRO na ilay LECTEUR DE LA BIBLE AKORY - dia tena faly tokoa aho nahavita ; nihoatra kely ny herintaona aloha ny nanaovako azy saytria misy mbola naverina ny toko sasany moa nisy andro tsy nahafahana namita izay voalahatra noho ny antony samihafa (io ilay excuse-ndraolombelona : mifona Jesosy satria Ianao no tokony omena ny laharam-pahamehana @zavatra rehetra ). Mikasa ny mbola hamerina io aho fa tsy manana io karatra io intsony noho ny déménagements tetsy sy teroa : koa mahafaly ahy indrindra raha mba misy manoro hoe aiza no mety ahitako an'io fa tena pratika be satria misy fanontaniana sy sinton-kevitra.
19. prime ( 22/06/2006 10:59)
tisera> mahaliana tokoa izany!!! sao mba misy mahita tokoa fa tena tsara izany...:)
20. xxx ( 22/06/2006 11:02)
Za aloha de tena mpamaky sy mpandinika baiboly.
Fa izao no zavatra azoko ambara momba io.
Tsy mitovy amin\'ny boky rehetra io ary tena sarotra takarina ny heviny sy ny tiany holazaina.
Raha vakiana amin\'ny maha-boky azy fotsiny izy de tsy de mahasoa firy fa de sahala amin\'ireny fahalalana azo amin\'ny boky sy document rehetra ireny ihany.
Asa na mba efa hitanareo ilay document tamin\'ny télé iny ilay mampiseho karazan\'olona surdoué sy savant ary olona tena intelligent iny.
Misy ilay rangahy iray izay de tena ordinateur mihitsy no fetra.
Fa izay zavatra rehetra vakian\'ny masony de tonga de mémorisé daholo.
Ary ny tena loza de ity: rehefa mamaky boky izy de ny masony ilany mamaky ny page ilany moa ny masony ilany mamaky ny ilany.
izany hoe raha mahavaky 20 page ianao androany izy de mahavaky 40 ary fanampiny de tadidiny avokoa izay nandalovan\'ny masony
Raha izay baiboly aloha de efa nambara tao amin\'ilay doc fa hainy tsianjery de genese jusqu\'à apok.
Kanefa de ity no zava-mitranga.
vao miteny ianao hoe luc18:2 ohatra tonga de fantany sy tononony tsara tsy misy diso ny amin\'izay versé izay.
Ity anefa no mahagaga tsy misy effet aminy na de kely aza ny fahaizany tsianjery io baiboly iray manontolo io fa le rangahy aza de ohatran\'ny mitapitapy izany.ary tena tsy normal tokoa izy fa kilasiana ho isan\'ny marary saina
Ny tiako lazaina de izao tsy de essentiel ny fahaizanao io baiboly io iray manontolo.
Fa io baiboly io de tsy misy valaka amin\'ity tenantsika ity.
Samy manana saina daholo ny olona rehetra kanefa ny sasany dondrona be ny sasany maranitsaina be,
samy manana tanana daholo ny olona rehetra kanefa ny sasany tsy mahay manao raharaha na de izay mora hatao indrindra aza, samy nomena tongotra daholo ny olona rehetra kanefa ny sasany de mahery mihazakazaka, ny sasany de tena kinga tokoa io tongony io ka manjary mpanao baolina malaza, ny sasany mpiady malaza.
Samy mahalala ny baiboly sy afaka mamaky izany hatramin\'ny farany avokoa ny olona rehetra kanefa sao mba very maina fotsiny ny famakiana azy ireny.
Sao mba fotoana sy herimpo very maina fotsiny.
Inty no torohevitra mba hatoroko:
misy ilay fitenenana hoe: aleo kely tsaratsara toy izay be tsy andraofana
Io baiboly io de tsy mba takatry ny tena manampahaizana sy izay tena matsilo saina
fa tokana ihany no mahita tombotsoa amin\'io sy mahatakatra ny tian\'io lazaina
de tahaka ilay ohatra tery ambony hoe
na de manana tongotra aza ianao tsy midika izany fa hahay baolina ianao eny fa na de hianatra tahaka ny inona aza tsy ho tonga tahaka andry Ronaldo mihitsy
Inty no torohevitra lazaiko ho an\'izay mamaky
Izay nanoratra io boky io ihany no mahalala ny hevitr\'io sy ny tombotsoa azo avy amin\'io.
Koa raha tianao de tadiavo izay nanoratra io ary mangataha aminy fa izany no antony nanoratany io, ho an\'izay tonga eo aminy ka mangataka aminy.
Raha vao ankohatr\'izay de very maina avokoa izay famakiana hataonao rehetra
inty misy adiresy raha mahaliana anao ny resako na koa misy tianao hanontaniana\"bonbongasy@hotmail.com\"








© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898