Efa nisy namaky Baiboly -de la Genèse à l'Apocalypse ve ?
21. LazaRandri
(
22/06/2006 11:24)
raha fintinina io lava be voalazan'i xxx io dia izao tenin'Andriamanitra izao:
Invoque-Moi, et Je te répondrai ;
Je t'annoncerai de grandes choses, des choses cachées, que tu ne connais pas. Jérémie 33:3.
Invoque-Moi, et Je te répondrai ;
Je t'annoncerai de grandes choses, des choses cachées, que tu ne connais pas. Jérémie 33:3.
22. Rafotsy
(
22/06/2006 11:28)
[quote=ti). Mikasa ny mbola hamerina io aho fa tsy manana io karatra io intsony noho ny déménagements tetsy sy teroa : koa mahafaly ahy indrindra raha mba misy manoro hoe aiza no mety ahitako an'io fa tena pratika be satria misy fanontaniana sy sinton-kevitra.
[/quote]
Za aky Tisera tsy mahay ilay hoe Jereo eto a !
Fa jereo @ wx3.llbfrance.com , sady afaka mividy en ligne ! Mba hahità ny soa anie e !
[/quote]
Za aky Tisera tsy mahay ilay hoe Jereo eto a !
Fa jereo @ wx3.llbfrance.com , sady afaka mividy en ligne ! Mba hahità ny soa anie e !
23. prime
(
22/06/2006 11:30)
LazaRandri:Misaotra anao nampatsiahy...
Invoque-Moi, et Je te répondrai ;
Je t'annoncerai de grandes choses, des choses cachées, que tu ne connais pas. Jérémie 33:3.
24. dadabe
(
22/06/2006 11:45)
rafotsy : hono hoaa ny mamaky ve no tsara sa ny mandinika ?? samy hafa manko ireo
de mazotoa ary e!
ny Fanahin'Andriamanitra anie hanazava ny saintsika tsirairay avy
de mazotoa ary e!
ny Fanahin'Andriamanitra anie hanazava ny saintsika tsirairay avy
25. rabaradaka
(
22/06/2006 12:12)
Tsara ny mamaky Baiboly amin'ny mahatenin'Andriamanitra azy saingy mangataha tsara ny Fanahy MAsina mba hanoro ny tena hevitry ny Teny mba tsy sanatria ho mpandika vilana indray avy eo. Mahereza ao amin'ny Tompo daholo
26. Rafotsy
(
22/06/2006 12:13)
dadabe:
rafotsy : hono hoaa ny mamaky ve no tsara sa ny mandinika ?? samy hafa manko ireo
de mazotoa ary e!
ny Fanahin'Andriamanitra anie hanazava ny saintsika tsirairay avy
Sady mamaky no mandinika ary mi mettre en application eo @ fiainana araka izay voasoratra ao !
Lava be ange ilay tantara e ! Ary sahala ny zava - baovao daholo izay vakina ao !
27. zah
(
22/06/2006 12:31)
Miarahaba aloha!
Mampahery antsika tia sy miaina @ Tenin'Andriamanitra e!
Vaovao fotsiny : navoaka omaly 21 Jona izay nanamarihana ny faha 171 taonan'ny Baiboly Malagasy voalohany ny site web ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Natao tao @ Foibe tao Antaninarenina ary nanome voninahitra izany ny Filohan'ny Assemblé Nationale sy ny Filohan'ny FFKM.
Indro ny adiresy : www.mampielybaiboly.mg
Araka ny voalaza dia eo ampamitana sy eo ampanatsarana azy ny tompon'andraikitra sao dia gaga isika raha tsy mandeha indraindray.
Misy baiboly en ligne ary version 3 : DIEM, KATOLIKA ary PROTESTANTA

28. prime
(
22/06/2006 12:37)
Rafotsy> ny ahy ny tena mahaliana izao tiako ambaranao dia nandritra izay 3 taona namakianao ny baiboly izay ankoatr'izay efa fahasoavana tena tsapanao t@ fiainanao manokana mba firy izao no olona azonao ka nanaraka an'i Jesosy nandritr'izay fotoana efa lavalava nanarahanao ny Tompo izay?...
rafotsy:mizara dia firy no azo? hoy mantsy Jesosy (ho an'ny mpianatra) "Mandehàna dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, ka manaova batisa azy..." :)
tsy mamoky tena izany fa mizara e ary tena manao izay tratra mihitsy !
29. Rafotsy
(
22/06/2006 13:35)
prime:
Rafotsy> ny ahy ny tena mahaliana izao tiako ambaranao dia nandritra izay 3 taona namakianao ny baiboly izay ankoatr'izay efa fahasoavana tena tsapanao t@ fiainanao manokana mba firy izao no olona azonao ka nanaraka an'i Jesosy nandritr'izay fotoana efa lavalava nanarahanao ny Tompo izay?..
Za aloha tsy mitazona comptabilité fa izay mifanena na miresaka amiko dia hilazako ny momba ny fitiavan'i Jesosy izay nanomé ny tenany mba ho voavonjy izay rehetra mino azy ! Io ianao izao naharé fa izay hanaovanao azy tsy anjarako intsony !
30. prime
(
22/06/2006 13:47)
zah> misaotra betsaka fa mbola misy pbs ny "connexion"'ko dia tsy tafiditra mihitsy amin'ilay adiresy nomenao io (mampiely baiboly)... na ilay site mbola mis à jour, tsy fantatro...
rafotsy> angaha tezitra ianao??? :wink:
rafotsy> angaha tezitra ianao??? :wink:
rafotsy:tena am-pitiavana aho no nampirisika anao handeha lavidavitra @ lohahevitra notarihinao... mba ho tonga any @ fijoroana vavolombelona @ fanarahana ny Tompo ka afaka maneho ny vokatra azo tsapain-tanana...:)
Io ianao izao naharé fa izay hanaovanao azy tsy anjarako intsony !
31. Rafotsy
(
22/06/2006 14:10)
prime ; tsy tezitra mihitsy aho akory an !
Ohatra aho izao hoe : mampianatra Sekoly Alahady , tsy afaka hiteny aho hoe izaho no nitondra ireo ankizy ireo, mi semer aho ( tsy tadidiko ny fiteny azy @ teny gasy ) fa Atra no mampitsimoka ?? ( fiteny izany ? ) qui fait croître izany e !
Tsy sosotra velively aho , tsy ady hevitra akory ny eto fa mba manomé ny vécu !!!

32. marozevo
(
22/06/2006 14:20)
Izaho koa efa nahavaky in-telo, fa tsy nahatsiaro ho namaky roman izany aho marina eh...
dadabe > Ny mandinika no tena tsara, saingy inona moa no hodinihinao eo raha tsy mamaky aloha..
Ireto mba misy torohevitra roa :
1 - fadio ny hiezaka hitadidy befahatany fotsiny ny referansy. Ny antony dia satria manana ny "contexte" azy tsirairay ny boky tsirairay, ka tsy azo raisina an.jonjombera..
2 - Raha azo atao, alohan'ny hamakiana boky iray, dia vakio aloha izay sasin-teny na introduction momba io boky io. Ohatra, avy namaky ny Genezy ianao, ka hamaky ny Eksaody, dia vakio aloha ny sasin-teny momba ny Eksaody.

33. Zina
(
22/06/2006 16:26)
tena sarotra takarina ny heviny sy ny tiany holazaina
marina mihisy io raha juste mamaky fotsiny amin'izao isika..
nefa kosa rehefa mangataka ny fanahin'Andriamanitra mba ahonoro antsiky ny dikan'ny verset tsirairay dia mazava tokoa moa...mety ahafantatra zavatra fohy2 isika ...Nefa io dia tsy ampy fa tsy maintsy mila manao ETUDEs BIBLIQUES voa tena mahafantatra ny baiboly...Indrindra ny Apocalypsa sy Daniel...
35. prime
(
23/06/2006 04:01)
rafotsy> misaotra anao nanome fanamarihana, marina tokoa ny anao tsy ady hevitra tokoa ity... Sady mankahery anao @ izany asa masina @ fampianarana sekoly alahady izany fa tena fototra mihitsy izany... :)
Aty dago aloha efa misy rafitra fampianarana mihitsy ho an'ny laika ankoatr'ireo fiangonana sy fikambanana ary toby isankarazany... Ohatra izao ao @ FJKM fa izay aloha no fantatro, misy ny SEFALA (Sekoly Fampianarana ho an'ny Laika) manofana katekista, mpiandry, evanjelistra, solom-pitandrina...; misy ny SETELA (Sekoly Teolojika ho an'ny Laika) manofana ny mpandraharaha sy ny mpiara-miasa mivantana @ mpitandrina...; misy ny FITELA (Fianarana Teolojika hoan'ny Laika)... ahafahana mandalina koa ny Tenin'Andriamanitra ho an'ny Laika tsotra...:)

36. Rafotsy
(
23/06/2006 04:08)
prime : aty koa misy fihofanana , izaho dia nanao formation tao @ institut bibliqure de Nogent aloha ny nitaiza ny ankizy , ary misy ataony ny fiangonana koa mamory ny moniteurs rehetra !
Misy koa cours ho any laics izay te hitondra ny tenin'Atra ! Betsaka ny azo atao rehefa te handalina marina e !
Bonne journée
Misy koa cours ho any laics izay te hitondra ny tenin'Atra ! Betsaka ny azo atao rehefa te handalina marina e !
Bonne journée
37. tisera
(
23/06/2006 04:28)
rafotsy >>> misaotra @ toro-hevitra isan-karazany dia ho tahian'ny Tompo avokoa hazoto hanao sakafo mahavelona ka hihinana ny Teniny
38. Rafotsy
(
23/06/2006 04:43)
tisera:
rafotsy >>> misaotra @ toro-hevitra isan-karazany dia ho tahian'ny Tompo avokoa hazoto hanao sakafo mahavelona ka hihinana ny Teniny
Tsy misy fisaorana aky Tisera a ! Izay anie no anisany asa tokony ataontsika koe e : mifanampy , mifankahery ,mifampianatra ary mifampizara izay zavatra azo !
39. Fiffi
(
25/06/2006 12:23)
Misy koa ny pezy anaty Baiboly , efa im-piry no novakiana nefa de im-piry koa no naverina satria mbola tsy nahitana valiny @ fitadiavana.