LOZA ITY ZALAHY! LOZA ITY ZALAHY!...

1. OLPolonaleopolitika ( 18/06/2006 18:42)
Loza ity zalahy! loza ity zalahy !tsy aretin-kibo angamba ity ka ho sotrana GANIDAN...

-Variana te ho leader ny foko rehetra indrindra ny fa ny Merina nefa efa maro ny mihinana: fako ....natakalo pesta ,choléra ,...
-ny gasy irery no manohana ny mpitondra mpangalatra eto ambonin'ny tany!
-mpitondra mpangarom-paosy no nitondra hatrizay 4 taona izay dia hiroso hangarom-bilàny in1 mandritra ny 5 taona manaraka ny kely mbà ananan'ny gasy indray no alain-dRavalomanana hanaovany propagandy.
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:39
2. Fiffi ( 18/06/2006 18:48)
OLPolonaleopolitika: ary ny nataon'ny mpitondra teo aloha hono nanao ahoana ? fa iza no tena nandetika an'i Magadasikara tahak'izao ?
Ary raha manana solution enao de harosohy fa aza be menomenona sy milaza zavatra tsy marina isakin'ny iray minitra tahak'izao !! LOZA ! LOZA !!!!!
3. Fiffi ( 18/06/2006 18:51)
:
-ny gasy irery no manohana ny mpitondra mpangalatra eto ambonin'ny tany!
ary i OLPolonaleopolitika hono inona ? komorianina angamba ? =))=))=))=))=))


4. Fiffi ( 18/06/2006 18:54)
OLPolonaleopolitika:

-Variana te ho leader ny foko rehetra indrindra ny fa ny Merina nefa efa maro ny mihinana: fako ....natakalo pesta ,choléra ,...
OLPolonaleopolitika: de sitrano ireo merina ary omeo sakafo de @ zay enao tsy leo manao politika intsony!!


5. ja ( 18/06/2006 19:08)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))


merci Fiffi an!!!

6. Fiffi ( 18/06/2006 19:22)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
7. marozevo ( 18/06/2006 22:27)
indrindra ny fa ny Merina


Fandrangitana adim-poko kosa izao eh....
Mbà menatra fa amin'izao andro izao ve ?
Tsy mahatsiaro tena...
Matavin'ady.....
tsy mitsinjo ny ho avin'ny firenena...
Loza... loza.... Marina tokoa
8. patrick2002 ( 19/06/2006 01:41)
ary mbola tsy manomboka akory ny fampieleza-kevitra dia efa hita fa resy ry OLP @ fifidianana 3 dsambra
:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 19/06/2006 04:42)
ka zay ange no hilazainy hoe LOZA ! LOZA !!!! eh!:-D:-D:-D:-D
Fa le fandrangitana adim-poko kosa aloha tsy lasa an!
10. Solitikabe ( 19/06/2006 05:12)
Fiffi
Nga kosa raha nangalatra aky ny teo aloha dia mba mangalatra koa nareo an? Aza manao an'izany an.
Dia aleo izy hampiady any. Nga isika afrikanina ka vao omena basy dia mamono namana.
11. Fiffi ( 19/06/2006 06:35)
Solitikabe:

Fiffi
Nga kosa raha nangalatra aky ny teo aloha dia mba mangalatra koa nareo an? Aza manao an'izany an.
Dia aleo izy hampiady any. Nga isika afrikanina ka vao omena basy dia mamono namana.
Solitikabe: nareo iza aloha zany hoe mangalatra zany ? raha nisy ny mangalatra de aiza ny porofo ? de inona no nangalariny ?
De iza no mamono an'iza raha vao mahazo basy ?


12. Fiffi ( 19/06/2006 06:37)
Solitikabe: Fa le fandrangitana adim-poko kosa aloha tena tsy mety an! sa rariny zany ?
13. Achia ( 19/06/2006 09:20)
tsy tsara ny manome tsiny ;fa hataramin'ny nijoron'i Ravalomanana teo kosa ary ve , de tsy mba nisy zavamiangana aminao ;fa lazainao fa mangaroposy ndray izy .Ary ny mahavoa de tsy mety hafam-po isika fa raha vao mihova filohampirenena de miheritreritra fa tonga de ho tafita sy hanakarena daholo;fangaha io mitondra io heverinao fa moramora;tsy hiova vetivety io fa mandeha miandalana
14. Fiffi ( 19/06/2006 11:57)
justement!! vao firy taona fotsiny izy no teo ! jereo ireo zavatra vita mihoatran'ny nandritrin'ny firy taona nitondran'ny mpitondra teo aloha ? inona zao no niarafan'i Madagasikara ? Aiza ho aiza zao ireo nitondra taloha ? himehezany fotsiny v e hoe ao ialaha Ra8 mi-debra hampiakatra ny fahaletehana nataonay hatramin'izay ?
15. MTN ( 19/06/2006 12:21)
fanakorotanana re izao eh
Zay ndray efa valifantsy. Tsy ze resaka 8 lignes akory dia bla bla bla
16. arson ( 19/06/2006 12:56)
AZA MIRESAKA FOKO E!sa tena tinao mitsy ny hampikorotana ity Madagasikara kely malalatsika ity?
fiffi:marina mitsy zany angamba aminy anjely mitsy le teo alo hahahaah!nefa ireny no tena nampahantra ny gasy toa izao.
17. xxx ( 19/06/2006 15:12)
Ary zao vao tena mazava fa tsy ny merina velively no mpanavakavaka sy tia adimpoko fa ry zareo mikatompijery sy sy tsy tia fandrosoana de reo ze zatra mivelona @ harena voajanahary ( haza , jono ,voly ...) ary ny mahagaga de zao ra vaza na karana no tonga manambaka andry zala de mikipy ny masony domelina ny sainy ary omeny hatramin'ny zanany virijiny , tena mahagaga fa voa ny sainy e ! nefa refa mitady joba de joba merina no tadiavina . Ny zavatra misy tsimaintsy lazaina fa maro no mbola manana fisainana toa izany koa mihevera tena de teneno Sarkojy hoe za nge vaza e ! :*
18. avolenta ( 19/06/2006 16:47)
Fiffi:

justement!! vao firy taona fotsiny izy no teo ! jereo ireo zavatra vita mihoatran'ny nandritrin'ny firy taona nitondran'ny mpitondra teo aloha ? inona zao no niarafan'i Madagasikara ? Aiza ho aiza zao ireo nitondra taloha ? himehezany fotsiny v e hoe ao ialaha Ra8 mi-debra hampiakatra ny fahaletehana nataonay hatramin'izay ?

otrany maita fona aho hoe ny mpitondra teo aloha. Tsy any tsony zao ny resaka fa ze hita am pitondra ao zao fotoana raha ny fahazoko azy. Sa ve diso za amzany?? za kosa alo tsy mijery ny tany aorina na de tsy manadino ny tatara aza.


19. Fiffi ( 19/06/2006 19:08)
avolenta:
otrany maita fona aho hoe ny mpitondra teo aloha. Tsy any tsony zao ny resaka fa ze hita am pitondra ao zao fotoana raha ny fahazoko azy. Sa ve diso za amzany?? za kosa alo tsy mijery ny tany aorina na de tsy manadino ny tatara aza.
avolenta: normal raha miteny an'io foana zah satria nahoana ?

-Jerena @ saina sy fo tsy miangatra fa be kosa ireo zava-bita nandritrin'ny firy taona fotsiny ?

-Ny dinika rehetra hataon'ireo be menomenona nefa tsy misy solution ireo de nyfanaratsiana sy ny fitsikerana an'i Ra8 fotsiny!

-Raha tena jerena anefa dia Ra8 no mamafa ny kihoany @ zao fotoana izao mba mihezaka manarina an'i Madagasikara izay tena nalentikin'ny mpitondra teo aloha!

conclusion: nahoana ireo olona ireo no tsy mba mitanisa ny zavatra ratsy rehetra niseho taloha fa de variana fotsiny mitatatata ary tsy mba midera ny zava-bita tao anatin'ny fotoana vitsy ?


20. arson ( 20/06/2006 05:01)
sady zao koa e!aoka ny kely vita mba hifaliana,fa tsy atao hifanenjehina lavizao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0629