LOZA ITY ZALAHY! LOZA ITY ZALAHY!...

21. MTN ( 20/06/2006 07:32)
Well done is better than well said.
22. Robert ( 20/06/2006 11:07)
Fa ny tena mahagaga ahy eto Madagasikara:
* Ny mpanohitra tsy mahita afatsy ny ratsy vita-Dra-8, tsy mba niaky fa mba misy koa ny asa vita.

* Ary ny mpanohana ny fitondrana koa toak'izany tsara daholo ny vita-dra-8, nefa misy ihany ny tsy mety ataony.

Tokony handini-tena daholo aloha isika rehetra vao miresaka
23. prime ( 20/06/2006 12:20)
Tokony handini-tena daholo aloha isika rehetra vao miresaka

:-$
24. MTN ( 20/06/2006 17:54)
Robert:

Tokony handini-tena daholo aloha isika rehetra vao miresaka


inona ny dikan'ny mandini-tena? dinihiko izao ny tenako dia ahoana?
25. Fiffi ( 20/06/2006 18:27)
sa ve hoe hijery fitaratra ?
26. marozevo ( 20/06/2006 21:30)
MTN > I Robert no iantefan'ny fanontaniana, ka miala tsiny raha mamaly amin'ny toerany satria efa eto ity fa tsy any amin'ny hafatra manokana.
Mahagaga raha olona toa antsika izao, afaka mampiasa NET, afaka mandanjalanja ny zava-misy sy mitranga... mahagaga raha isika izao no tsy hahalala ny atao hoe "MANDININ-TENA". Izay ihany.....
27. Lalah ( 21/06/2006 02:27)
olonaleopolitika, oodry fa naninona anao aloha ny merina no dia mafy loatra zany fiteninao zany e! samy gasy isika ry ramose kely sa lehibe aloha ianao, Gasikara ny tandrazana, gasy no anarana lolohavina, tsy misy hoe rehefa ratsy de merina na betsileo na betsimisaraka. Mbo miangavy re aza asiana resaka hoatran izany fa mankarary maso sy sofina sy fo be marina moa! na ratsy ny eo na tsara antsika mianakavy daholo:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
28. Lalah ( 21/06/2006 02:37)
Za zao merina 100% fa mbola tsy nangalatra, no tsy nihinana fako no tsy nangaropaosy, de ahoana rangahy amin izany? Sao mba rangahy no efa leon ireo de hahiliky rangahy aty amin ny merina?:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
29. ravatorano ( 21/06/2006 06:51)
OLPolonaleopolitika
30. Fiffi ( 21/06/2006 07:43)
[quote=Lalah]
Za zao merina 100% fa mbola tsy nangalatra, no tsy nihinana fako no tsy nangaropaosy, de ahoana rangahy amin izany? Sao mba rangahy no efa leon ireo de hahiliky rangahy aty amin ny merina?:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:/quote]aza hatao maha-tezitra re zany fa zany ny fombany de haheliny aty @ merina.


31. Fiffi ( 21/06/2006 07:47)
OLPolonaleopolitika: mivoaha tao fa tssssssssssssssss

lacheté daholo zany hataonareo ry petsambava , OLPolonaleopolitika , sareraka !!!!! mametraka dinika , mpanakotona saim-bahoaka , be menomenona nefa avy eo de mitsaoka :evil::evil:
32. MTN ( 21/06/2006 08:34)
MAROZEVO: tsy misy fady ka. Fa ity, mandini-tena izany efa atao isan'andro fa tsy miandry olona hiteny akory na hoe mahay mampiasa net.

ilay hoe manohana (na manohitra) botolo fotsiny indray, misy tanjon-dry zareo ao matoa izy manao izany. tsy adala akory ny olona, fa anjaranao no manadihady hoe inona.

ravatorano: marina ny an'ialahy fa mety koa hoe ho olona iray ihany ireo
33. prime ( 21/06/2006 09:30)
Tokony hisy kosa ihany aloha fotoana tokony iresahana an'io resaka fiaviana io satria arakaraka ny idifiana an'io no mahazava-doza azy indray andro any ipoahany...
Mba tsy isian'ny korontana dia tsy tsara resahina hoy isika fa toa lasa misy "lacheté" koa ao ambadika tsy asahiana miresaka an'io indray mandeha dia alevina mandifotr'olona @ izay avy eo fa manjary tssssssss... :-w
34. Fiffi ( 21/06/2006 09:40)
izy ary tsy sahy mamaly akory!
35. prime ( 21/06/2006 09:53)
Eny tokoa ho'aho!!!8-)
36. MTN ( 21/06/2006 10:37)
raha horesahina ary, izahay safiotra mba ahoana. Handroso maty ray be, hiemotra maty reny be.
37. naughtyboy ( 21/06/2006 11:01)
zo ny milatsaka hofidiana raha mahafeno ny fepetra ny olompirenena 1ary raha mbola samy malagasy no hilatsaka na aiza toerana iaviny dia tsy misy ny olana ,mety tsy mbola nahita ny fanavahana aty ivelany @ mantsy ny akama manoratra eto ka ny ao antrano no aripaka,tsy misy tanjona firy mantsy le idirany fiavina eto ..tsy vao androany ny zvt toy zao ka tsy atao mahagaga
38. arson ( 21/06/2006 11:28)
^:^^:^^:^^:^^:^
39. prime ( 21/06/2006 11:58)
naughtyboy> Madio saina ianao dia afaka miteny an'izany, fa zava-misy io resa-pihaviana io fa hodiantsika fanina fotsiny, tsy misy sahy miresaka, hoe inona ny antony??? Dia rehefa tonga ny fotoana iray tsy misy idirany akory dia eo no aseho ny hagaigena rehetra mikasika an'io... Lazaina fa ny izao no mpanavakavaka, manambany an'iretsy satria ianareo izao miseho anareo mahery amin'itsy nefa vao ataonay an'izao dia kenda... Jereo ny tantaram-pirenena isaky ny fifidianana e (2002 no akaiky indrindra)! Ka amiko fahadalàntsika ny fatahorana miresaka an'izany, fa ny frantsay rehefa samy izy no miresaka tsy olana mihitsy izany anatsaràna ny hoaviny sy ny taranany, ny amerikanina resahina mihitsy ampahibemaso izany mba hitondra fivoarana, fa tsy afenina ohatry ny antsika fa resaka "couloir" fotsiny. Tena misy anie io any @ isam-pianakaviana any raha mbola gasy koa e! fa mody samy mihatsaravelatsihy fotsiny rehefa miresaka isika... hoe lany andro izany, lany andro anefa koa maninona ny frantsay nandàny ny lalàna Sarkôzy????
40. naughtyboy ( 21/06/2006 20:03)
amiko ny fahasamihafany volonkoditra na fiavina na hevitra tsy azo handrafesana olona na antokon\'olona fa namboarina izy reny hampisy ny zarazarao anjakana,ary vao maika mapanalavitra @ fandrosoana..io ngamba mahasamihafa ny hevitray sy olonaleopolitika nefa zv misy ary samy malagasy eny foana na iodikavia na iodikavanana ary madagasikara ihany no tsy maintsy fiavina miara zaraina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085