Aza mbô manao2 fôna @ ty resaka fitiavana ty ihany ry retoà!

1. andoniaina ( 17/06/2006 16:30)
Tapa-bolana teo hoeo zay no nahitako ty tantara 1 ty,8):lol:sendra nandalo teny @ iny faritr\'ivato iny aho no nahita VHV 2 nifamaly ka ny 1 bevohoka be,Kay ty madama bevohoka ty MPANAMPY an\'le madama 1 de bevohokan\'ny vadin\'ilay madama io,le madama tena tompom-bady nandroaka azy fa izy tsy nety niala fa hiandry ny rain-janany avy miasa hono izy,ka teo no raikitra ny fifamaliana izay niafara t@ ny ady moa satria samy nitana ny heviny h@\'ny farany moa izy roa.ny mpijery teo moa nisy nilaza fa efa natao analizy hono de hita fa zanak\'le rangahy marina é,ny sasany milaza fa laingany zany fa te hampisaraka mpivady fotsiny tsotra zao io é,teo moa aho no farany nahita de saika mbô hiteny hoe mety ho voavinavinan-tsika ve ny mety ho tohin\'ny tantara ,inona no zvtra nataon-tsika raha tsika no teo @ ny toeran\'ny 1 amin\'izy 2:{:{:-D:-D:-w:-w:-w,ary farany hafatra kely ho antsika lhl,Mitandrema ihany zalah @ty resaka fitiavana ty fa sao de manao2 fôna an;misy mantsy oha-pitenenana 1 zay manao hoe:NY ALIKA HONO JAMBAN4NY TAOLANA,NY LHL JAMBAN4NY VHV,ARY NY VHV JAMBAN4NY VOLA.Ka tandremo ary sô varimbarin\'ny lavitra ka tsy mahita ze ambany maso,na koa hoe MAHITA NY AKANGA TSARA SORATRA DE HANARY NY AKOHO TAMANA AN-TRANO fa sô de avy eo vô hanenina.:!::!::D:D:(:(8)8)
novalian'i sasa ny 22/06/2006 05:00
2. Fiffi ( 17/06/2006 16:49)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
3. diamondra27 ( 17/06/2006 16:51)
ando: tsara be le moraly sy hafatra ho an'ny lhl.
Tohin'ny tantara de tsy maintsy ho voaroaka ihany le solafa e!

le gasy sasany koa ange mety mahery mijery film be loatra de ze ataon'ny le film no atao fa tsy mba mandinika e!

tsy mitsara fa tena zavamisy tokoa ny tahaka izao.
Indrindra fa raha tsy miteraka le tena tompombady!


4. Fiffi ( 17/06/2006 16:55)
heu....grave indray aloha zany tantara zany an! ny vhv mangala-bady , bevohoka mihintsy ! ny lhl mijangajanga de naha-bevohoka mihintsy de zao miady zao ny vhv !! de ahoana indray zany zao ? hisy tokatrano rava ? hisy zaza tsy hanan-dray ?
De asa indray aloha izay hihafaran'izao tantara izao an! ny zaza tsy mana-tsafidy izay ho avy atsy ho atsy no hijaly.
5. diamondra27 ( 17/06/2006 17:04)
tsy lasa fa mamely akaiky le kofa e
'za tsy mba haka solafa vhv 'zany mihitsy aloha e!
aleo kof
6. jajaf401 ( 17/06/2006 17:30)
Hummmmmmmmmmm!
Raharaha zany kou; efa maro tranga hoatr'izany fa ny fiainana no manery hoan'ilay mpanampy, ary ny filàna no tsy mamela hoan'ny lhl;
Raha zaho aloha t@ place de mbola tsy hita ilay vohoka efa navoakako eh! mba tsy hisian'ny cinema tahak'izany! :-D:-D
7. Ragadona ( 17/06/2006 17:31)
Io ange refa hanaonao foana ihany na solafa vhv no eo na lhl dia misy foana ny olana. Heverin i diamond fa ny lhl irery anga no mety ho tratra. Mety hojaikoin ilay solafa lahy koa ange ianao ry pissoa e ... Tsy hoe mihevitra an i diamond ho inona akory aho fa milaza fotsiny hoe misy foana ny possibilité ary tsy ny lhl ihany fa efa fahita koa ny ataon ny vhv
8. pissoa ( 17/06/2006 17:39)
Hihihi, Diams, ka raha ilay vehivavy sy le solafa indray no manondrana ;-) Mety misy tsara nefa io an :-D:-D:-D:-D

Tsy voalaza amin'ilay tantara hoe tena "niaraka sy nifankatia" ve izy mtsam (le bevohoka sy le rangahy), sa inona avy no zava-nisy tao ka naha-bevohoka ilay rafotsy kely.

Ny fanafodiny angamba dia hoe: aza miady amin'ny fankam-panahy/demony fa mandehana mitsaoka be raha vao tazana izy :-D:-D:-D ary miezaha tsy ho fakam-panahy ho an'ny namanao. Tsy ho ary ho vita foana nefa izay eo amin'ny fiainana satria tsy afaka ny tsy hifanerasera aman'olona isika ... ka dia mivavaha e!
9. pissoa ( 17/06/2006 17:42)
Ragadona:
Mety hojaikoin ilay solafa lahy koa ange ianao ry pissoa e ...
Ary maninona no zah no tenenin'i Ragadona nefa zah tsy mbola nitranga teo akory 8O Tena manozona anah mihitsy i Ragadona kle :-D:-D:-D
10. diamondra27 ( 17/06/2006 17:58)
ragadona: mampamangy hoy i kala

marina ny anao fa tsy ny lhl no diso fa les 2 satria efa samy olondebe mahalala ny tokony atao.

pissoa::-D:-D:-D

ragadona: ka 'zay ho'aho le lazaiko oe: tsy mba hafa solafa 'za fa mahabe blème fotsiny

efa tantara nisy elabe ny tahaka izao, fa tsy haiko mihitsy le fihetsika ataon'ny solafa mba hahatara andramose.
11. Fiffi ( 17/06/2006 18:31)
de mba ahoana hono izay mba hihafaran'io tantara io ? heu...nga moa ho fantatra fa de...
12. diamondra27 ( 17/06/2006 18:41)
fiffi: de teraka soa amantsara le izy ka! fa afajaza t@ le niady t@ rafotsy
13. Fiffi ( 17/06/2006 18:53)
diamondra: teraka soamantsara ? afa-jaza ? mitovy ve ireo ? ny fahafantarako azy manko de ny teraka soamantsara de heu...tsara , normal , fa ny afa-jaza indray de teraka fa tsy mbola tonga t@ fotoana hiterahana ary mety tsy ho velona ilay zaza sa...?
14. diamondra27 ( 17/06/2006 18:54)
fiffi: zany oe: refa nande le ady de afaka le zaza fa teraka soa amantsara = velona saoa amantsara
15. Fiffi ( 17/06/2006 20:30)
diamondra: ok :) noheveriko manko hoe rehefa afa-jaza de nanao "fausse-couche" zany !
16. diamondra27 ( 17/06/2006 21:28)
de bonne fête ho an'ilay papa e! na de 'zany aza ny zava-niseho

tsy manao rancune
17. jajaf401 ( 18/06/2006 03:35)
lalàn'ny fiainana zany kou!
F'angaha moa ho tsara jiaby zavatra hiseho :roll:
aza mba voa foana eh!!!!!!!!
18. Fiffi ( 18/06/2006 04:38)
jajaf401:
aza mba voa foana eh!!!!!!!!
voan'ny inona ?


19. rabaradaka ( 18/06/2006 06:21)
Fôpla kosa radadatoa fa tsy lasa e ! Mahamenatra ary mba lehilahy ny tena. Raha amiko Rabaradaka dia iantsoko biankô io radadatoa io.
Rabaradaka
20. Fiffi ( 18/06/2006 06:23)
fa inona le biankô ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2215