Aza mbô manao2 fôna @ ty resaka fitiavana ty ihany ry retoà!

21. diamondra27 ( 18/06/2006 09:19)
fiffi: toa hiran'i bodo io bia co io e!
za koa tsy mahay ny dikany
22. Fiffi ( 18/06/2006 11:52)
23. Silo ( 18/06/2006 15:43)
rabaradaka: inona koa no idiran'ny bianco @ izany ?

fiffi: Bianco = miady @ kolikoly

sarotra le tantara nefa ilay lhlhy no vendrana t@ izany, maninona raha hanao hadalana, raha mba nanao izany tany @ vhvy hafa ivelany tany fa tsy ny mpanampiny no nanaovana izany ka:

Mety koa anie ireny mpanampy ireny tsara tarehy no mahay mihetsika noho ilay patrone, de ny lhlhy, lhlhy izay ihany,

Ka tandremo ihany isika vhvy ireto rehefa maka mpiasa, mba ataovy ireny ratsy tarehy noho ianao ireny, fa manahirana ny toy izao,
Sao de mivadika ny tantara ka izy indray lasa patron eo e! hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhaaaaaaa
24. Fiffi ( 18/06/2006 19:35)
Silo:

Ka tandremo ihany isika vhvy ireto rehefa maka mpiasa, mba ataovy ireny ratsy tarehy noho ianao ireny, fa manahirana ny toy izao,
Silo: heu...samy haka sipa hiany ve de andeha haka ratsy tarehy ? de aleo tsy maka raha izany , sady koh tsy mety zany eh! mahaiza fotsiny mihonina !!


25. MTN ( 19/06/2006 10:18)
26. pissoa ( 19/06/2006 14:25)
Hihihi, tsy aleo indray tsy avelavela irery ao fotsiny :roll: eeuuuh fatorana tady dia entina manaraka foana :-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 19/06/2006 14:47)
Koa raha tsy "medor"izy ity ry pissoa knou, :P
28. pissoa ( 19/06/2006 15:09)
Medor aza henjy kely dia tsy fatorana izany knou :P
29. Fiffi ( 19/06/2006 18:34)
MTN: sa diso zah ?
30. sasa ( 21/06/2006 04:33)
za wa efa miteny hoe rehefa mba manaonao firaisana any d mba mampiasà fimailo(preservatif):-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. arson ( 21/06/2006 06:40)
tsisy dikany zany fimailo zany ry sasa fa zao a:tsy manao fotsiny no mety @ zay mba fidel @ le efa eo antanana e!"tano ny azo fa sarotra ny mila hoy ny fitenenana izay."
jajaf401:Fa izao kosa alo apetrako tsara e!tsy fantatrao ve fa enjehiny lalana anie ny fanalana zaza e!@ zay koa heloka be vava eo anatrehany tany sy ny lanitra izany hoe mamono AINA zany.
Hafa ihany reto zany manataranaka zany na tsisy ray na reny aza.Tsy mbola fantatsika tsara mantsy zany hoe te-hananjanaka nefa indrisy fa tsy afaka miteraka.
diamondra:de mba enao sy le kof ndray ve?
HAHAHAHAHA:-D:-D:-D:-D tsara be zany.Aza mora tezitra fa mananihany za an!
32. sasa ( 22/06/2006 05:00)
arson tsy misy dikany am'lah ny fimailo satria elah fidèle, kanefa rehefa mafy loha le kofa fa tsy maintsy hanao firaisana any ivelany foana d aleo izy hampiasa an'io amzay mba tsy bevohoka le sipa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075