hono hoa ry reto!!!

1. Aino ( 10/06/2006 18:12)
Mba fanotaniana maha lasa saina ahy izy ity indraindray @ ny olona sasany samy milaza any izay lazainy dol!!

Fa raha aminareo kay dia tokony manomboka eo @ firy taona kahatr@ firy taona eo ny vhv no azo lazaina hoe vierge, ary ny lehilahy?
moa ve mba hita amin'ny fihetsiky izy hireo avy ety hivelany izany, hoatra ny fomba fomba isan'andro fomba fihaingo, na koa hoe efa manana sipa izy iny de midika fa tsy izy tsony!!

betraka manko ny olona efa hitako taminy izany, ary koa betraka ny miseho milaza anireo izay nolazaiko.


novalian'i Aino ny 03/07/2006 16:53
2. Herimiafina ( 10/06/2006 18:26)
Matoa manao dia te hananjanaka izany. Dia avereno hapetraka le fanontaniana hoe rahoviana indry no te hanana zaza? Dia izay no valiny.
3. ainaheri ( 10/06/2006 18:37)
miala tsiny fa mahitsy ny valinteniko,fa kely veta ny ankizy @zao fotoana na lahy na vavy ary sahi2 mahita ny firongan'ny vatany ka tsy voatazona akory aza lay 14ans!!Ny @ fomba fiaingo ndray d tsy d ita soritra loatra iny satria misy ny ankizy na dia tsy mbola manao sipa aza izy efa jejo t@ fahazazany,misy koa ny karazan'ol zay efa manao sipa efa ela zay tsy taitra loatra @ zany hajejoana sy haingo2 zany!!
4. Fiffi ( 10/06/2006 18:45)
ainaheri:

miala tsiny fa mahitsy ny valinteniko,fa kely veta ny ankizy @zao fotoana na lahy na vavy ary sahi2 mahita ny firongan'ny vatany ka tsy voatazona akory aza lay 14ans!!
ainaheri: heu....misy koh aza hadino no tsy manao an'izany an! Io aloha dia miankina @ fitaizana an'le ankizy hiany . Zah aloha de tena mahafantatra ankizy vavy tena tsy miraiky @ zany na de jejojejo aza izy an! Ny hanaovany jejojejo fotsiny de mba manaraka lamaody , te-hitovy @ ireo zatovovavy ohatra azy na mpiray kilasa azy any am-pianarana fa raha kestion hoe hisipa sy veta2 na ... heu....
Fa miankina @ fitaizana azy hiany io eh!


5. fasaly ( 10/06/2006 19:17)
na kely veta na tsia na vierge na tsia tonga ho azy amy fotoanany dooly ny tsirairay zany kou!:wink:
mety azo lazaina ho natioraly dia tsy hitako lotra ny olana.....ny atidoha no mibaiko anlay izy de......na hatao tsara taiza tahaka inona aza ny zaza rehefa hanao anzany izy tsy tàna e! tsy afaka ho eo anilany 24/24h ange e!:P
6. vale ( 10/06/2006 19:41)
Aino: hoy njy hoe h@ firy taona ka h@ firy taona ny vhv no vierge, io dia arakarakin'ilay olona ihany, misy vao mitsiry nono dia efa manandrankandrana:? misy koa anefa efa 20ans mihoatra mbola vierge ka arakarany io kah!:)
7. vale ( 10/06/2006 19:44)
aino:"moa ve hita am fihetsika na fomba fiankajo",,> tsia, samy efa manana ny bika nomen'atra azy avy ny tsirairay! ary ny fijejojejoana tsy midika fa mbola vierge ilay olona na tsia!! marina koa fa tena misy ny hoe miaraka @ olona dia mijanona vierge! tena misy iny kah!!
8. fasaly ( 10/06/2006 20:17)
izao koa an! misy namako zay tsy vierge tsony nefa tsy niaraka tam bandy talohan'ny fotoana, izany hoe ny antony de zao: raha zazavavy ny zanaka de hatoro ny momba ny fisasàna sns, de natoron'ity mamany izy hoe sokirina tsara rehefa misasa fa amzay madio tsara, de iny no tsy naha vierge analy namako trony!:wink:
9. vale ( 10/06/2006 20:37)
aiaiaiaiay!!!!!!!!!!; fasaly, de misy koa le mpanao arts martiaux reny "hono" lasa tsy vierge tsy fidiny, ny mpanao équitation koa!hummmmm!
10. Ragadona ( 10/06/2006 21:35)
Ka na misy faharovitana ange any raha ohatra ka zavatra hafa no naharovitra azy fa tsy nofo aman kozatra dia mbola vierge izy zay. Raha mbola tsy nandalovan ny nofo toa azy izy na rovitra aza dia virj foana ??????
11. soanja ( 10/06/2006 22:59)
Ny fahitako ny resaka virjiny na lahy na vavy dia tsy misy ahafantarana azy aty ivelany hoe efa veta iny na tsia. Fa ny fahendrena kosa amiko dia ny fandinihana ny manodidina hoe ahoana ny fivoakan-dry anona rehefa nahita ilay fahafinaretana ry zareo. Tokony amin'ny fotoana maha matotra azy no manapakevitra hisokatra fe izy sy hanao an'ilay izy satria raha vao vita eo ilay resaka dia tsy misy intsony ny self control fa te hanao foana isaky ny mahita ilay sipa na bandy, ny tiako resahina dia vers 18 a 21 ans eo. Soa aloha amin'izao fotoana izao mba efa miha misokatra koa ny mason-dRay amandreny manome torohevitra fa tamin'ny andronay dia toa mampanaonao foana izany fa tsy hisy hanome an'izany eo.
Tamin'ny andron'ny fahagasy hono dia 10 taona ny zaza iray dia efa tsy virjiny intsony. Ka efa misy ezaka izany isika raha amin'izao. :P:P
12. poon ( 11/06/2006 00:57)
euh! ny vavy na lahy de tsy virjiny tsony refa avy nanao firaisana na firy taona izy na firy. Ra ny we ita avy aty ivelany de misy fomba ahaizana azy fa ny dokotera specialisé no afaka mamaly an'izay fa tsy aiko! ny an'i vavy hono toa we misy marika eny amin'ny tongony eo fihaonan'ny feny sy ny ranjony...fa tsy sûr za !....zay angamba no azoko ambara.
13. Fiffi ( 11/06/2006 04:21)
soanja:

Tamin'ny andron'ny fahagasy hono dia 10 taona ny zaza iray dia efa tsy virjiny intsony. Ka efa misy ezaka izany isika raha amin'izao. :P:P
heu.... taiza indray no nisy an'izany ? :roll:


14. fasaly ( 11/06/2006 04:50)
Ragadona:

Ka na misy faharovitana ange any raha ohatra ka zavatra hafa no naharovitra azy fa tsy nofo aman kozatra dia mbola vierge izy zay. Raha mbola tsy nandalovan ny nofo toa azy izy na rovitra aza dia virj foana ??????


fa ny misasa misikotra am ratsatanana angah tsy nofo tsy hozatra????mbola miampy taolana aza iny ratsa-tanana iny kou! de manokatra ny varavarana ihany zany:wink:


vale: zany an! na arts martiaux kou veuh???
15. Fiffi ( 11/06/2006 06:11)
heu...possible ve io akia ry vale ? raha izany akia izy intsony no andeha hanao an'io ?
16. tisera ( 11/06/2006 06:38)
amiko aloha r'ireto na dia mety hoe déflorée tsinahy @ tampon na ratsa-tanana (fa raha ny fahafantarako azy aloha dia lalina ihany ny hymen fa tsy dia hoe akaiky kely mora takarina sy rovitina akory!!!) rehefa mbola "tsy nahalala lahy" ilay vatana izany hoe tsy nisy firaisana nanao crack crack dia mbola virijiny foana a! na 50 taona aza ! Dé ny lehilahy ko amiko dia mbola puceau foana rehefa mbola tsy niray t@ vavy na dia efa ni-mast injato ambiarivo aza.
17. booboo ( 11/06/2006 07:03)
poon > hihihihi lé eo ambadiky ny genou iny ve zany ? Lé marika iny lé vergeture eo sy ôtra misy faritra milentika be zay. Nefa lé oul no niha-bota kely dia lazain'ny sasany hoe vondraka = tsy vierge tsony = misy an'ireny ! :lol:
18. Aino ( 11/06/2006 10:08)
herimiafina izaho anie tsy milaza fa heo te anao any izany na koa te amboatra!! fa mba zavatra nodinihiko hatsizay izy io!!
i Fiffi moa nilaza hoe mafatatra any izany vhv... izay de sarotra koa ny mandainga fa izaho dia jejo indraindray ary anaovako izay akandro tiako anaovana nefa tsy miraiky any ziany aho ary tsy maika ny @ izany koa ihany ko!!

ary misy aza anie ny namako sasany maontina be nefa raha io resaka io de efa hatao hoe izy no voalohany eh!!
19. Aino ( 11/06/2006 10:19)
ny teniny soanja io koa tena marina"Fa ny fahendrena kosa amiko dia ny fandinihana ny manodidina hoe ahoana ny fivoakan-dry anona rehefa nahita ilay fahafinaretana ry zareo."

ary mba gaga be aho @izoa fotoana izao ny fomba aty mada tao isan'taona tao vao maika be dia be ny tovovany latraky ny 18ans no efa miteraka ary ny ankabehazany izy hireo aza de voadona dol satsia vao henony iray hoe bevohoka de iny izy no tsy hita hintsony!!
ary tokony mba eritreritra tsara koa any ny vhv eh, tao tsy misy tonga saina mihintsy, ny fihainana efa sarotra ny hanina hoanina andro any aza efa mila tsy ho ita de tsy mbola mitandrina @ izay zavatra hatao ihany koa. izaho indraindray de malahelo fotsony sisa, tsy hitako izay hatao mba tehy anome toro hevitra nefa tao tahaka ny ianao indray no be sermone!!
indrindra moa samy pinamana, tena t@ izaho tany mada t@ taona lasa teo de ny rarakiviko sisa no tsy nilatraka 8O :x:-o:?::arrow:fa tao efa mitaiza dol ny namako rehetra, nefa aza vao 1ans sy 6mois no nialako tany, asa ko ny @ ity taona ity na anao ahaona indray. tsy misy azoko atao moa fa de ny malahelo azy hireny fotsony sisa no azoko hatao!!:oops::cry:
20. Fiffi ( 11/06/2006 13:55)
Aino: de efa tsapanao daholo zany fa sarotra ny fiainana de anjaranao no mandinika tsara raha toa ka efa vonona @ zany fiainana , fanambadiana , fananan-jaza zany .
Ndryyy ! fa aza hatao mampalahelo zany fa tsy vao maika tsara ve raha toa ka manambady sy mitaiza ireo namanao ? Mbola ho avy koa ny anjaranao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2499