hono hoa ry reto!!!

21. molota ( 11/06/2006 16:02)
ny olona dé misy ny virjiny ara tsaina fa ny vatany tsy izy intsony, dé misy koa ny virjiny arabatana fa ny sainy no tsy virjiny tsony.misy samy virijiny izy roa reo,na ny arabatana na ny aratsaina ohatra:zaza mena vava:wink:
22. soanja ( 11/06/2006 22:36)
Fiffi:

soanja:

Tamin'ny andron'ny fahagasy hono dia 10 taona ny zaza iray dia efa tsy virjiny intsony. Ka efa misy ezaka izany isika raha amin'izao. :P:P
heu.... taiza indray no nisy an'izany ? :roll:

Izao no taratasy nosoratan'i David Jones (Misionera voalohan'ny LMS nanangana ny sekoly voalohany tamin'ny 8 Decembre 1820) "... Ny tena fahotan-dry zareo (mantsy ny gasy) goavana indrindra dia ny fanitsakitsaham-bady na fangalaram-badin'olona ary ny hafavetavetana izay niely patrana teo anivon'ny rehetra ka vitsy ny lehilahy manambady na vehivavy manambady tsy nanitsakitsabady ary tsy nisy tanora iray mihoatra ny folo taona , ny hafitako azy, tsy vetaveta (fornication).....satria misy tokoa ny olombelona izay tia ny filan'ny nofo miaraka amin'ny hafa ary tsy angely." Madagascar Rediscovered, Mervyn Brown.

23. Fiffi ( 12/06/2006 07:39)
tena tsy mba nahafantatra an'izany aloha zah an! zay no tena nahagaga ahy.
24. Aino ( 12/06/2006 09:13)
Fiffi bnon izhao mbola tsy te anambady izany ka!!aleo aloha @ izao, nany eritreritra any izany aza mbola tsy misy ko!!
fa ry zareo namako anie de ny ankabehazany de lasa niteraka tsy nanambady dol fa noho ny bevohoka de nilaozany ny sipany!!de izay no mampalahelo ahy eh!!
ary ny fahitako any hireny fotsony de efa mitondra fiheritreretana feno ahy tsara!!
25. soanja ( 12/06/2006 12:07)
Aino:

Tena marina io volazanao io. Jereo tsara ny manodidina dia maka lesona fa izay no smart indrindra amin'ny fiainana. Manan-danja ny vatana ary tsy hananam-piry.

26. vale ( 12/06/2006 14:53)
poon:

euh! ny vavy na lahy de tsy virjiny tsony refa avy nanao firaisana na firy taona izy na firy. Ra ny we ita avy aty ivelany de misy fomba ahaizana azy fa ny dokotera specialisé no afaka mamaly an'izay fa tsy aiko! ny an'i vavy hono toa we misy marika eny amin'ny tongony eo fihaonan'ny feny sy ny ranjony...fa tsy sûr za !....zay angamba no azoko ambara.
poon: :wink:efa naheno an'io koa aho, hoe rehefa misy lesoka kely hono ny laferana (vhv) tam mbola ado aho izany an, dia efa tsy vierge intsony le vhv, hihihihih (nefa rehefa somary bota ny ol dia saika misy aniny doly), nefa maninona ry Sharon stone, madonna, sy ny tariny tsisy anzany:-D? de mbola virja ve reny izany? :-D:-D:°)

27. vale ( 12/06/2006 14:59)
booboo:

poon > hihihihi lé eo ambadiky ny genou iny ve zany ? Lé marika iny lé vergeture eo sy ôtra misy faritra milentika be zay. Nefa lé oul no niha-bota kely dia lazain'ny sasany hoe vondraka = tsy vierge tsony = misy an'ireny ! :lol:
booboo: hay ve ndry koa naheno an'reny eh:-D:-D, ary tsy hitako ity efa notenenindry ty fa maika nanohy ny teo ambany ftsn zah,:lol:, tena btsk minhintsy aky ny mpiteny anizany à, nefa tssss:lol::lol:

28. vale ( 12/06/2006 15:03)
Fiffi:

heu...possible ve io akia ry vale ? raha izany akia izy intsony no andeha hanao an'io ?
fiffi: :lol:de tsy haiko aky ze fahamarinany fa mba reko taman'ol koa ange ireo eh!:)

29. vale ( 12/06/2006 15:17)
Hoy i fasaly: "na arts martiaux koa veuu??"

,, de tsy haiko alou izay fahamarinany fa izany "H O N O" wa ! njy tsy mamaky tsara ze nosoratako an!
30. vale ( 12/06/2006 15:18)
:wink::wink:
31. Aino ( 12/06/2006 16:52)
vale mbola hono ilay izy ah!! le hono koa anie indraindray mihovahova be eh!! de lasa tsy marina tsony no miampita avy eo!!
32. jeanlucarsene ( 13/06/2006 00:47)
raha vhv no testena hoe virja na tsia de izao. tenen izy hoe andao hanao de raha tonga de tezitra izy de mbola d'or izay ny entana
raha lhl indray raha vao tenen lery hoe ndao mba anan de rah menatra b na mangovitra d mbola tsy tany izay lery
33. Aino ( 13/06/2006 07:01)
jeanluca ary misy nefa ny tsy tezitra raha lazaina any izany nefa mbola izy de ahoana!!
misy koa ny lehilahy mbola izy nefa tsy menatra izy ny hiteny any izany hoe anao azy izany!!

ka raha toaka izao hoe valiko hoe non directe fa tsy tezitra de izany ko ve de midika!! tsy haiko aloha eh, mba fanotaniana sy eritreritra mandalo io!!
34. Fiffi ( 13/06/2006 07:37)
jeanlucarsene:

raha vhv no testena hoe virja na tsia de izao. tenen izy hoe andao hanao de raha tonga de tezitra izy de mbola d'or izay ny entana
raha lhl indray raha vao tenen lery hoe ndao mba anan de rah menatra b na mangovitra d mbola tsy tany izay lery
heu....tsy hitako zay hoe hahatezitra @ zany ? tonga de lazaina azy fotsiny ny marina hoe mbola virja de zay koh! mino izy tsara , tsy mino izy heu.... !!

35. Aino ( 13/06/2006 08:51)
tsy mino izy de efa azy ny azy ah!! fa tsy voatery hoe hatao fanandramana!!
36. vale ( 13/06/2006 17:03)
Aino:

vale mbola hono ilay izy ah!! le hono koa anie indraindray mihovahova be eh!! de lasa tsy marina tsony no miampita avy eo!!
:x ka izay indd no iteneneko hoe "HONO", zà wa tsy mahalala ze fahamarinany!:x, mba henoko ftsn koa WA!

37. hmh ( 25/06/2006 18:33)
Ny fahitako azy indray de zao, ny ankizy ankehitrio misy tia andrakandrana, mahita ny namny hoe manana sipa de manao koa refa misy mikoty, te hifaninana e. Hoe ranona manao de mba mahavita koa za tsy mieritreritra ny mety ho vokadratsiny fa dia mba maka tahaka koa.
38. Aino ( 03/07/2006 16:53)
Mpandefa : hmh [ Valio ] 25-06-2006 23:33:37
Lohateny : Re : hono hoa ry reto!!!
Ny fahitako azy indray de zao, ny ankizy ankehitrio misy tia andrakandrana, mahita ny namny hoe manana sipa de manao koa refa misy mikoty, te hifaninana e. Hoe ranona manao de mba mahavita koa za tsy mieritreritra ny mety ho vokadratsiny fa dia mba maka tahaka koa.

marina mihintsy ny anao io!! misy inbdray koa ny sasany vao mahita any ilay hatsarana dia efa iny ihany koa dia efa lavo any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4938