Gasy Champion du monde

1. lapino ( 07/06/2006 09:28)
Indraika koa : http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43768&r=5&d=2006-06-07
Arahabaina Jean Stéphane Rakoto nahazo ny meday volamena,
Arahabaina koa Evah Ravelosata nahazo ny meday volafotsy.
Misaotra e! Mendrika homena tehaka mirefodrefotra mihitsy izany :)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
2. sareraka ( 07/06/2006 10:39)
bravo et merde aprés izay ny antsika gasy!
3. hery ( 07/06/2006 10:42)
Kivy indray sareraka fa tafita ihany ny gasikely...

KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY?

:-D
4. mamzelkely ( 07/06/2006 10:44)
ôtrany ts gasy zany le sareraka klé marina eee sa ts fièr d'être gasy enaao tsss mampanaelo
5. mamzelkely ( 07/06/2006 10:47)
fa na izany aza alou de miarahaba an le champion du monde =D=D tohizo fa tsara =D=D
6. pissoa ( 07/06/2006 11:00)
Clap clap ho an'gasikely :-*

Hihihi, ka i sareraka ngamba tsinn no hisolo an-dry zareo reo am'manaraka ka tsy ho merde ny apres :roll:

:-D
7. lapino ( 07/06/2006 11:28)
Efa tompon-daka eran-tany isika tamin'ny boxe française savate (tsy haiko intsony hoe im-piry)
Dia izao mbola tompon-daka eran-tany amin'ny boxe thaï izao

Miala tsiny amin'i sareraka aloha, fa tsy lany match amin'ny manaraka izany i sareraka. Mbola manantena tompon-daka eran-tany foana izahay raha mbola karazana boxe no eo e!

Sady ny boxe thaï izao sport manonga an! :)
8. pissoa ( 07/06/2006 11:33)
Inn zany manonga? :roll:
9. little ( 07/06/2006 11:40)
gasy be reo fa tsy gasy kely ry reto an
=D=D=D=D^:^^:^
10. pissoa ( 07/06/2006 11:43)
little> An3 ka, manambara "fitiavana" le hoe kely fa tsy hoe manakely na tsy manome hasina ny Gasy ka ...
pissoa kely ohatra :-D:-D:-D
11. xxx ( 07/06/2006 12:14)
Mankalaza ny maheri-tsika eee!!!

Fa ry SARERAKA de tsy izy intsony, misy ny tsy mety eo @ tanana miteny izy. Mba misy ny misodotra malahelo izy. Hay tena resaka fialonana fotsiny izany no dikan'ireo kevitra tsy mitovy eto ireny fa tsy hana-tsarana zavatra mintsy. Diso fanantenana za:cry:
12. lapino ( 07/06/2006 12:21)
pissoa:
Inn zany manonga? :roll:

Tsy mahay teny gasy indray ngah ndry le? ;) Ary ny hoe mijotso?
Fa ny boxe thaï hoa lasa mihabetsaka ny mpankafy azy am'zao, indrindra taorian'ireny film an'i Tony Jaa ireny (Ong bak sns ...).
13. rurik ( 07/06/2006 12:40)
sareraka toetsaina miraviravy :evil::evil::evil::evil:
fialonana no betsaka raha mba mahay rangaha manaova toa io olona io koa an .
14. Herimiafina ( 07/06/2006 12:42)
Any izay Rababany ilay akamako izay e! eeeehh=((
15. rurik ( 07/06/2006 12:44)
tena marina aloha ny anao we za tsimaintsy miteny raha mbola misy ny tsirariny. tsy rariny angaah io????????????
dia mba fidio ny soratra soratana na ny vava avoaka .
ho an'i sareraka.
16. pissoa ( 07/06/2006 13:36)
lapino:

Tsy mahay teny gasy indray ngah ndry le? ;) Ary ny hoe mijotso?
Fa ny boxe thaï hoa lasa mihabetsaka ny mpankafy azy am'zao, indrindra taorian'ireny film an'i Tony Jaa ireny (Ong bak sns ...).
Hihihi, ka tsy mahay zany koa :oops:
Mihabetsaka mpankafy ve no dikan'ilay hoe manonga zany? :roll:
De inn zany mijotso? :roll:
17. lapino ( 07/06/2006 14:20)
Mody fanina eo ndray pissoa kle :p
manonga = miakatra, dia mijotso = midina :wink:
18. Zina ( 07/06/2006 14:34)
lapino
pissoa tsy fanina fa za ko tsy mahalala an'izany, ny fahafantarako ny manonga dia manongana
19. pissoa ( 07/06/2006 15:04)
Hita oa ry Zina :-*:)

lapino, aiza koa ze mody fanina eo zao? :wink:

Hihihi, noheveriko fa mitovy ary ireo manonga sy mijotso ireo teo fa nanontaniako ihany kloo hamarinina :roll::-D:-D:-D
20. cutie ( 07/06/2006 15:13)
hay ve efa lasa lavitra ohtr'zao ny gasy e , heveriko fa @ boule ihany.
mankasitraka e:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2191