Gasy Champion du monde

21. vale ( 07/06/2006 16:14)
wééééé, tsara kosa an:D!!!!!misaotra an'izy ireo!=D=D=D
22. Mifenty ( 07/06/2006 17:15)


medaly volamena razoky le iz fa tsy meday a
23. dadasy ( 07/06/2006 20:38)
na meday na medaly aloha de efa azo io ko! mahereza e=D=D=D
24. rapala ( 08/06/2006 06:54)
Mifenty: inona no fahasamihafany medaly sy meday?:oops:
25. Fiffi ( 08/06/2006 08:02)
:-D
26. mandrindra ( 08/06/2006 08:48)
manja rehefa mivoatra ary tokony hampaherezana ankalazaina ho rentany rendanitra fa mahavita azy ny malagasy. fa aoka mba tsy ho antsoina hoe gasikely moa e, manjary misy hevitra ambadika, fa aleo mifaly sy mirehareha hoe malagasy aho, malagasy isika.
27. pissoa ( 08/06/2006 16:12)
mandrindra:
fa aoka mba tsy ho antsoina hoe gasikely moa e, manjary misy hevitra ambadika,
mandrindra kely koooooo :roll:
28. lapino ( 08/06/2006 16:35)
Io koa i Zina fa mody fanina kle! Raikitra indray ity ny solidarité ... ;):-D:-D:-D

Mifenty, tena tsy afaka ahitsy intsony le izy e! :(

kely fa dada ilay gasikely, sa ? ...
29. mandrindra ( 08/06/2006 17:05)
lapino, ie dadany sy henjana ny malagasy

maninona an'i pissoa ko zao zah ?

io fomba fitenenana io mantsy, gasikely, dia misy ambadika toy ny mahatsiaro resy zany foana. dia rehefa mahavita zavatra dia exagérer-na hoe na kely aza dia mba nanao an'ireny ihany
30. pissoa ( 09/06/2006 08:21)
mandrindra, ka efa hoe tsy maninn zany gasikely izany 8O

lapino, de maninn nefa na raikitra aza. Hihihi, matahotra ngah lah :wink::-D:-D:-D

kely fa dada ilay gasikely, sa ? ...
Soa fa tsy hoe kely fa mama :-D:-D:-D
31. booboo ( 09/06/2006 09:13)
bravo et merde à la puissance treize après ho an'ny ekipa gasy.

ho an'ireo tezitra t@ sareraka t@ raha nosoratany > fomba fiteny ny hoe merde au lieu de bonne chance fa mety tsy fantatrareo fotsiny. Tsisy raha manaliaka na manambany mihitsy io fomba fiteny io na kely aza :roll:
32. pissoa ( 09/06/2006 14:43)
Miankina amin'ny fehezan-teny iray manontolo fa tsy ilay merdes après fotsiny no andraisana azy ka.

Vakio ilay nosoratan'i booboo io dia vakio ny nosoratan'i sareraka dia hohitanao le nuance
booboo:

bravo et merde à la puissance treize après ho an'ny ekipa gasy.


sareraka:

bravo et merde aprés izay ny antsika gasy!


Asa nefa 8)
33. Zina ( 09/06/2006 17:52)
Io koa i Zina fa mody fanina kle! Raikitra indray ity ny solidarité ...

izany ny maha gasy vavy anay ry Lapino a

sa ahona ry pissoa?
34. lapino ( 10/06/2006 12:16)
booboo:

bravo et merde à la puissance treize après ho an'ny ekipa gasy.

ho an'ireo tezitra t@ sareraka t@ raha nosoratany > fomba fiteny ny hoe merde au lieu de bonne chance fa mety tsy fantatrareo fotsiny. Tsisy raha manaliaka na manambany mihitsy io fomba fiteny io na kely aza :roll:

Miala tsiny amin'i sareraka izany raha izay tokoa e :)
Dia misaotra an'i booboo nanazava ;)
35. Razouzou ( 11/06/2006 07:01)
mahafinaritra.Dikany le merde apres dia hoe bonne chance apres .Tohizo ry zala fa io no mba manavotra ny ainy firenena :lol::lol::lol:
36. mandrindra ( 12/06/2006 07:46)
pissoa, aleo hoa mba manana ambopo fa tsy isaky izay zavatra ato dia tonga dia hoe kely foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7402