choralie

1. adidy ( 20/05/2006 10:47)
Sao dia misy mandeha choralie any Meulun isika namana eto @ serasera @ ity week end ny 25 ity? Zay mantsy mba te-hanao revanche ny tsy nihaona t@ RNS.
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:10
2. booboo ( 20/05/2006 11:10)
Zà handeha @ io.
Fa aiza klou lé toerana hanaovan-dreo ny concert ? :°)

3. ftma ( 20/05/2006 11:54)
adidy: izaho aloha any e dia misy namana iray ko fatatro hoe any.
booboo: jereo ao @ www.choralie.org fa ao ny andresy hanaovana ny fampisehoana ny asabotsy 27 mai @ 20h30, salle de fête ny Melun ilay izy fa tsy tadidiko ny adresy.
4. Fiffi ( 20/05/2006 12:51)
hummmmm ! mety ho any koa angamba zah an! fa ny concert io :)
5. era ( 20/05/2006 14:15)
adidy:

Sao dia misy mandeha choralie any Meulun isika namana eto @ serasera @ ity week end ny 25 ity? Zay mantsy mba te-hanao revanche ny tsy nihaona t@ RNS.


izaho ho any, dia hifankahita any indray izany isika, hi!
amin'ilay concert ve nareo vao ho any sa tonga dia hilasy manomboka ny 25 ?
handray anjara amin'ny soirée recreative mialoha ny jour de concert koa mantsy izahay. Ilay tarika "Imahavita "io,
6. adidy ( 20/05/2006 14:16)
Dia ahoana indray ary ny hihaonana any? Izaho any manomboka alakamisy fa mbola tsy fantatra hoe @ firy no ho tonga satra alakamisy antoandro no miainga aty.
7. booboo ( 20/05/2006 14:32)
zà ny jour du concert ihany vô ho any ( mitovy @ Fiffi ).

Maninona raha :

-Ho an'izay mpilasy : manoratra any @ Adidy dé mifanome num tél port. any nareo + manao antso avo kely rehefa @ kaly hariva'ny zomà ( iny sur fa mety efa ao aby ny kil aby aby ) na refa misy pause dé manatona lé nanao antso avy zay "namana".

-Ho an'izay hijery concert fotsiny : mifanome num port kounkou dé refa tonga dé miaraka mijorojoro qq part miaraka @ pancarte kely " serasera " ? hihihihi.
8. adidy ( 20/05/2006 15:18)
Hevitra tsara! Fa i booboo mihira sa mijery concert fotsiny? Ilay mitana pancarte aloha somary hafahafa sao ataon'ny olona tafo vaovao eo isika!!! Ary tsy ao angaha i sipagasy sy ny kitapokeliny!! Izay tsy hitako t@ Rns fa efa nojerena tsara! Dia alefako any @ booboo izany ny numero portable -ko e!
9. booboo ( 20/05/2006 17:59)
zaho mijery fotsiny kah.

Voaray fa misaotra.
10. Rafotsy ( 21/05/2006 07:44)
Salut daholo o !
Izaho koa ho any misakafo ny sabotsy hariva dia mamonjy concert ! Tsy dia ho afaka ny hijorojoro satria fa efa ramatoa be sy miaraka @ diakona e !
Ka bon concert daholo o !
11. Fiffi ( 21/05/2006 11:22)
de tonga de hita raha misy pankarta kely hoe serasera ! le concert aloha zah de andeha hijery an'io mihintsy an! :) Raha misy namana azoko raisina ao Paris koa an! fa tsy mahita lalana mankany Melun zany zah an! efa nijery plan hiany fa heu.....
12. ftma ( 21/05/2006 15:45)
Izaho aloha Zoma maraina vao tonga any e mandray anjara @ concert,misy namana hafa ho avy ko hijery fontsiny fa teneniko ry zareo hanoratra eo.
adidy afaka mifanome numéro izany isika ko :cry:
13. sipagasy ( 21/05/2006 15:51)
adidy:

Hevitra tsara! Fa i booboo mihira sa mijery concert fotsiny? Ilay mitana pancarte aloha somary hafahafa sao ataon'ny olona tafo vaovao eo isika!!! Ary tsy ao angaha i sipagasy sy ny kitapokeliny!! Izay tsy hitako t@ Rns fa efa nojerena tsara! Dia alefako any @ booboo izany ny numero portable -ko e!



mmhhhhhh tsy hitanao ve aho t@ RNS???? tsss nefa izahay mba nisy ihany ny nihaona jereo anie ny sary e!
MBola tsy hay aloha na ho any na tsia e!
14. booboo ( 22/05/2006 08:04)
Ho an\'ireo zay handeha na hijery fotsiny aza, dia tsara kokoa raha manoratra kely eto fotsiny hoe handeha ô ( aza atao xxx a ! ). Dia mba afaka mifanome ny coordonnées-tsika any @hafatra manokana tsika aby @ zay.


nandefa hafatra tany @ Ftma sy Fiffi zà. tany @ hafatra manokana ny lalany. Hihihihihihi.
15. Fiffi ( 22/05/2006 08:54)
efa voaraiko an! :):-*:-*:-*
16. miantra ( 22/05/2006 11:10)
Bon concert daholo ary izany e!!
17. Fiffi ( 22/05/2006 11:16)
miantra: tsy ho any dry ?
booboo: :roll: tena tsy mahita an'le lalana zah an! efa mba nijery hiany fa toa sarotra be ?
18. miantra ( 22/05/2006 11:18)
Tsy mbola tena sûre hoe ho any izahay.
Izaho te handeha fa ny ankilany akia malaina be ah!!!
19. ftma ( 22/05/2006 15:14)
Efa nomeko any booboo ny phone-ko an, ireo namana tonga hijery dia efa nolazaiko ko fa any izany mihaona e
Zolie-sipagasy: tongava akia an 1h fontsiny io @ izay koa njy mahita an'i ramoulkely
20. adidy ( 23/05/2006 19:22)
manao ahoana daholo!Dia any zany mihaona!
Sipagasy: efa hitako ny sary ka!
Efa nomeko an'i booboo ny numero.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3114