choralie

41. ftma ( 31/05/2006 22:00)
Tisera: any Bordeau indray ny choralie manaraka.
Izaho aloha faly ery nahita an'i booboo dy adidy e na dia tsy nanana fotoana firy niresaina aza.
Efa misy sary ato raha hijery ianareo http://fpmacergytouleuses.free.fr/
42. cutie ( 31/05/2006 22:22)
merci akia de mianjy an'le numero a :wink:
43. Fiffi ( 01/06/2006 05:20)
manja eh!:)
44. miantra ( 01/06/2006 07:05)
Fatratra e!

Misaotra ny mpihira rehetra sy ny mpikarakara.
:)
45. Fiffi ( 01/06/2006 07:14)
46. ftma ( 01/06/2006 07:40)
cutie: nga adinonjy sahady za no miandry numero :wink: mba mikaroka ao njy hoe iza izany ftma izany :lol:
ary Fiffi tsy hita akory nefa hoe tany
47. Fiffi ( 01/06/2006 07:44)
ftma: tsy hoe nefa tany akia fa tena tany zah sy LouAnne an! ary nanatrika hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany , zah aza nandray ireo numéro ny tombola mihintsy . 153 ny loka faha 4 hihhihihh
Fa jereo ao @ fivavahana sy finoana ange fa misy zavatra nolazaiko ao eh! de ho Choralie mandrakizay isika rehetra.:)
48. johnny ( 01/06/2006 07:52)
ary aôna le hira iray tsy nety iny leaza :^). menatsa aho tamin'iny a, fa zany oe tsy d kobon'ny pijery aloha oe tsy nety le izy;-)
49. Fiffi ( 01/06/2006 08:05)
johnny: heu.... tsapa kely hiany aloha hoe nisy fahadisoana kah! fa ny mozika nitondra azy koh anie no tena nisy hadisoana eh! fa na izany aza aloha raha tsy mahay an'le hira de tsy hahafantatra mihintsy hoe nisy fahadisoana an! sady tsy de hoe diso be kosa fa heu.. na izany aza aloha manja eh!
50. cutie ( 01/06/2006 10:06)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 01-06-2006 12:40:58
Lohateny : Re : choralie
cutie: nga adinonjy sahady za no miandry numero mba mikaroka ao njy hoe iza izany ftma izany

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mampifilafila njay zoky a :wink:
51. ftma ( 01/06/2006 10:58)
Johnny: nefa nety ery iny hira iny t@ répétition gaga be aho fa lasa vavy no nanao solo, dommage tiako be iny hira iny.
Fiffi tara aho izany tsy nahita anareo ko @ manaraka indray zany.
cutie tsy mampifilafila zoky fa mba mikaroka njy zandrikeliko :-*
52. cutie ( 01/06/2006 10:58)
ftma hihihihi, ao @ tsaty nga njy io :*
53. Fiffi ( 01/06/2006 19:20)
ftma: :)
54. ftma ( 02/06/2006 06:19)
cutie koa raha hitsikilo an jereo akia le numero 9400 an
55. miantra ( 02/06/2006 06:35)
Jhonny: nahare ny olona fa saingy samy mahalala fa sarotra ny manao zavatra.

Ny fandrenesana raha avy aty aoriana taty amin'ny nisy anay dia ohatran'ilay nanao solo no tsy naharaka ny rythme nitondran'ny mpitendry an'ilay izy (mety ho tsy ampy na tsy misy koa ny retour) na dia nihetsika mafy aza ilay chef de coeur, ka tsy manome tsiny fa tsy pro isika e!!! ary tsy misy mahamenatra fa ny fanehoana ny firaisan-kina no zava-dehibe.

Ancien choriste aho no miteny ary mba efa nandalo choralie koa .

Na izany na tsy izany na tsy nahazo 20/20 aza; izaho kosa manome 16 na 17/20.
Bravo !!!!
56. Fiffi ( 02/06/2006 07:03)
miantra: ountsss 16 na 17 fotsiny ve ? heu... 19 kosa eh! :)
57. ftma ( 02/06/2006 11:12)
miantra: :wink: mba ataovy 19/20 e mba tsara be kosa ny hira sy ny akanjonay na ny salle aza tena nilay
Merci Fiffi :-*
58. Fiffi ( 02/06/2006 11:18)
59. tisera ( 03/06/2006 13:33)
zà zany tsy nahita sy tsy naheno fa misaotra aloha @ lé sary ftma a! Dé raha lé sary fotsiny dia omeko 19/20 araka ny tenin'i fiffi:lol:
60. Fiffi ( 03/06/2006 13:49)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.186