choralie

21. Fiffi ( 24/05/2006 03:30)
de any zany no mifankahita raha tsy very lalana :-D
22. adidy ( 24/05/2006 07:35)
fiffi: zay ang no maharatsy ilay miandry tanàna loatra e! Farany very!=))=))=))
23. Fiffi ( 24/05/2006 07:37)
:-D:-D:-D:-D
24. tisera ( 26/05/2006 08:01)
:cry::cry::cry:Te-handeha mafy hihaino sy hankafy ny hira iangalian'ny chorales fa ééé! tsy nafa-manoatra noho ny asa é! Dé mahazo fahafinaretana sy aim-panahy ianareo rehetra ary dia mivavaka hoa nareo hihaona soa aman-tsara é! Rehefa mivoaka ny dvd dia hividy aho ; zà mantsy izao manana ilay dvd -n'ny choralie tany Montpellier farany iny . Mazotoa é! Mahazoa fifaliana aby aby:-*:-*
25. Fiffi ( 26/05/2006 08:38)
tisera: ntsooooo !!!! zah koh aza ity tsy tena fantatro marina izay hatao satria fety 3 no mitovy daty ka ho hita eo eh!
26. Fiffi ( 26/05/2006 11:26)
booboo: fa tsy hitako mihintsy akia le adiresy an! fa tena siora zah fa ho any @ le concert hiany.
27. Fiffi ( 28/05/2006 04:44)
Tonga soamantsara ary nanatrika ny lanonana zah tao Melun Choralie akia ry booboo fa tsy nahita anareo mihintsy . Ny telefonina tsy nisy namaly mihintsy :(:( fa na izany aza dia tena nahafinaritra tokoa iny an!
28. booboo ( 28/05/2006 18:55)
Fiffi > sahirana tary @ camping zahay t@ reny dé tsy heno mihitsy. Nony tonga tary @ salle des fêtes zahay dé nikasa hiantso fa caché ny num niantsonao :?. Tery @ farany côté toilette zaho nijorojoro niaraka t@ raha keliko :°) fa tsisy oul mitsy ! :?. Soa fa afaka nihaona t@ zay mbola namonjy culte na vetika kely fotsiny aza. @ manaraka ndray zany kouh :D...sady efa hananao ihany ny numéros-ko :wink:
29. Fiffi ( 29/05/2006 04:57)
booboo: sady le resaka hoe fijerevana ny olona tao @ sono , i Andry niteny hoe : sahirana be izy ka tsy afaka helingelenina mihintsy .
Ndry ve tsy nahatsikaritra vhv zay nivezivezy nanao veste mena ? Ary ndry ange zany tsy lavitra anay mihintsy ny nisy andry eh !! satria iny coté iny no nisy anay , 3ème rangée .....
30. booboo ( 29/05/2006 12:28)
Zahay tery rangée farany ( côté toilette ) no nipetraka sy nijorojoro avy teo. euh...tsy tsikaritro fa nisinisy ihany ny oul nivezivezy teo zay hihihihih
31. Fiffi ( 29/05/2006 13:22)
booboo: hummm nefa dia nitovy rangée akia zany isika an ! nitady le pankarta hiany akia zah an! fa tsy nahita hihihihhi fa raha nijorojoro teo ndry , tsy nahatsikaritra vhv nivezivezy koa , nanao veste bordeaux ? hummmm ohatran'ny vazaha zay ... hihihihi
32. Fiffi ( 29/05/2006 13:22)
nefa tena gasy petakorina an! :-D:-D:-D:-D:-D
33. era ( 29/05/2006 21:16)
dia tsy nisoratra teny @ tapokandrina tokoa fa tena teo nifanakaiky teo daholo isika raha izany (coté toilettes), loza izany. I booboo ve nanao ambony fotsy, mifatotra volo tao aoriana? ilay nanao menamena aloha tsy dia tandriko e!
34. Fiffi ( 30/05/2006 03:07)
era: nga koh coté iny no nisy anao ? anjekaky ooo !!! nefa iny koh no nisy anay an! fa somary tery aloha satria 3ème rangée ! :(
35. adidy ( 30/05/2006 19:13)
manao ahoana daholo! Izaho dia i Fatma ihany no hitako! Fa t@ nihira aho dia teo aloha indrindra 1ère voix teo akaikin'ny voninkazo taorian'ny ankizy kely! Dia rehefa mijiro i Laurent Rakotomamonjy dia teo ankaviako!
36. Fiffi ( 30/05/2006 19:28)
adidy: de tsy voatsikaritrao ve nisy ankizy teo @ 3ème rang siège voalohany , tena juste tao aorian'ireo invités ireo nanao veste bordeaux iny ?
Fa lavitra ny nisy ireo mpihira t@ micro ve ? misy rampe iny ? nisy bouquet voninkazo ngezabe iny ?
37. Fiffi ( 31/05/2006 03:45)
anjekaky oooo :{:{:{ kay isika rehetra tsy nisy nifanalavitra fa asa re nahoana no tsy mba nifankahita ? :(
38. booboo ( 31/05/2006 09:41)
era > aaa tsy zaho zany fa zaho fohy volo beee hihihihi.

Fiffi > eny hôa. zay no maha-tsara lé mifanome numéro de tél. Dômazy kely fotsiny fa enao rery no tsy afaka nandefasako texto t@ handeha hiverina ho any @ camping zahay :(. @ manaraka ndray :-*
39. tisera ( 31/05/2006 15:32)
Dé aiza indray hono ny choralie manaraka r'ireto?
40. Fiffi ( 31/05/2006 18:14)
tisera: heu... mbola dans taona indray io hono an!
booboo: ka ny olana akia de nahazo phone hiany aho ary niantso , niantso saingy....
De nanontany olona hoe iza le mpikarakara ny sonorisation fa toa hoe sahirana be hono ka tsy azo hiresahana :( fa @ manaraka indray eh! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003