vous etes en regle?
4. Fanja1
(
19/05/2006 15:38)
sipagasy mila lunettes?
loi sarkozy- immigration
vous êtes en regle ve hono e? lolllllllllllll
loi sarkozy- immigration
vous êtes en regle ve hono e? lolllllllllllll
7. Fiffi
(
19/05/2006 16:14)
tahak'izay tao @ hatsika sy lalao ! fa tsy dia azoko loatra hoe inona no tanjona ho antsika Malagasy ve no nanovana azy eto ? satria efa mba tsy fidiny ho an'ny Gasy izay tsy manana taratasy eh! Mampalahelo koa anie izy ireo eh! :(
9. rebecca
(
19/05/2006 16:59)
Fiffi>i ratsiraka ange ilay iray amin'ny caricature io e:-D:-D:-D
raha maharaka ny vaovao politika aty madagasikara i Fiffi dia mihomehy avy hatrany raha mijery io sary io
raha maharaka ny vaovao politika aty madagasikara i Fiffi dia mihomehy avy hatrany raha mijery io sary io
10. vancleef
(
19/05/2006 17:48)
rebecca>Ka lery ange en règle fa tsy mahazo miresaka @\'ny mpanao gazety fotsiny raha tsy mahazo autorisation avy any @\'i Sarko. Tsara fo ihany ange ny frantsay fa tsy nalefany tany Pyongyang lery ê. Tadidiko tsara lery t@ 72 ni-mbotsimbotsina ery tamin\'izy mbola minisitrin\'ny affaires étrangères ni-négocier ny accord de coopération franco-malgache dia mbola hita izao ny voakany. Tamin\'ny andro izany dia mbola nisy secretariat d\'état aux affaires africaines et malgaches ary ny gasy dia nanana accords privilégiés fa amin\'izao fotaona izao dia ao amin\'ny droit commun. Tsara kokoa ve sa ratsy ? Tsy fantatro fa mampalahelo aho fotsiny ireo gasy las sans-papiers hitako aty
11. Fiffi
(
19/05/2006 17:48)
rebecca: hay ve eh ? manaraka vao2 sy ny politika any Madagasikara foana zah saingy tsy hitako indray io hoe: natokana an'i ratsiraka io !! ka i ratsiraka ve ozy nareo tsy en règle ? ountssss ! ary ireo diamondra nahondrana ve en règle ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. vancleef
(
19/05/2006 17:52)
Fiffi>Ka rahoviana indray izany indry no en règle :-D :-D
Miteniteny faona indray aho nefa ny olona mba miresaka sérieux :oops:
Miteniteny faona indray aho nefa ny olona mba miresaka sérieux :oops:
14. marozevo
(
19/05/2006 20:27)
Na en règle io na tsy en règle tsy sahin'i Sarkozy kasihina koo... Mampalahelo ny mahazo ny Malagasy noho ny nataon'i le anona io.
16. naughtyboy
(
20/05/2006 01:11)
ho masika kely aho aminao le nanotany ra miteny we en regle @ ninn io, ttsy ,fiainana,sa te ahalala ny oul sasany za mantsy naughtybou ka naotany2 foana draindray..???? tsy mazava
18. Fiffi
(
20/05/2006 03:56)
[quote=marozevo]Na en règle io na tsy en règle tsy sahin'i Sarkozy kasihina koo... Mampalahelo ny mahazo ny Malagasy noho ny nataon'i le anona ./quote]normal raha tsy sahin'i sarko kasihin'tanana io satria tsy sarko no nahazo tombontsoa , sarko mpanadio ny asany , raha tsy mahazo teny avy @ sefony izy inona no azony hatao eo ? ho very seza eo koa ?
Fa ny tena mampalahelo de ny Malagasy , aty anie le anona io , inona no hamakiany loha @ zany ? miadana ny fiainany , chateau , appart mahatratra firy metra , ny fety isakin'ny iray minitra izao , sns.. fa misy valiny daholo ny zavatra natao rehetra. Mbola misy ny fanjakan'ny lanitra raha tsy vitan'ny tany eh!

19. Simpona
(
20/05/2006 05:53)
Diso hevitra miitsy za tam le namaky le lohateny teo.
zao tsisy azoko miitsy le resaka fa tô resak en règle nefa sarkozy no resahina. Efa hafa miitsy zany fandrosoana any am-pita zany. Fadnrosoana tkou moa zany???:-w :-w . de mampiasa tampax ve lery sa seviet hafa :-P:-P . Sao kosa ary chamoisine
=))=))=))=))