vous etes en regle?

41. fijo ( 25/05/2006 19:32)
anan isika eto anie no resahana e,fa tsy isika gasy akory
42. Fanja1 ( 26/05/2006 04:44)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-05-2006 00:32:02

anan isika eto anie no resahana e,fa tsy isika gasy akory

marina mihintsy io:)
43. prime ( 26/05/2006 08:43)
D ahoana ihany izany no hiafarantsika ao an-dafy ao e???!!!!!:-P
44. Fanja1 ( 26/05/2006 10:26)
prime ahoana ahoana? eto aloha de ho hita eo zay fandehany kou :)
45. prime ( 26/05/2006 10:36)
Ka ilay lalàna sarkô ary ity lany ihany, dia ahoana ny tohiny satria raha ny faniriany, izy koa moa hilatsaka dia mody daholo ny étranger, fa hanova fomba fiasa, fanampiana goavana ny frantsay mba hanamoran'ireo ny fiainany rehefa tonga any @ tany niaviany avy. D izay no hoe isika ao an-dafy ao??? sa en règle dia tsy misy atahorana?????:-D:-D:-D:-D
46. fijo ( 26/05/2006 20:01)
prime,marina aloha fa misy ireo namana izay tena ao anaty fahasarotana noho ity lalana ity,za nefa mino,fa ny fampiharana azy io,dia hananosarotra satria,tsy aharaka izany ny polisy sy ny zandary.ny vao hiditra eto no tena hijaly,fa izay efa aty ,mahita fika ihany
47. Fiffi ( 27/05/2006 09:11)
marina mihintsy io ry fijo an! zany hoe izay efa aty an-toerana aloha de mbola afaka mi-debra hiany fa raha sanatria kosa ka tratra de io no tena ho mazana.

Ny mampalahelo fotsiny de ireo zay mbola mikasa ny ho avy , ireo zao no hataon'ry zareo fanaraha-maso , indrindra moa fa ireo mpianatra no tena mijaly.

-De ny zavatra tsara ho fantatra koa de manomboka ny volana Juin de hitombo hatrany ny fisavana ttsy eny an-dalana . Indrindra indrindra rehefa tonga ny volana Juillet nohon'ny vigile-pirates .
48. prime ( 31/05/2006 07:59)
Mazana tokoa izany...:(
Fa aza adino ny aty @ tanàna e! "ny tanàna koa manja ràly e" hoy ilay rahalahiko iray izay...;-)
Ny hianatra ilay vao hanomboka 1er cycle na 2nd cycle angamba no tena tsy hahita mangirana intsony raha ho any...
FA AZA ADINO HO'AHO NY TANANA...:x:x:x:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071