vous etes en regle?
22. Fanja1
(
20/05/2006 07:32)
simpona
de mampiasa tampax ve lery sa seviet hafa . Sao kosa ary chamoisine
vous êtes en regle ouzy fa tsy we "vous avez vos regles"
25. sylvain
(
20/05/2006 10:07)
Marina mihitsy ny an'i Fanja1,ao daholo na ry Ratsiraka na ry Sarko na regle isam-bolana,ary nareo ve mba voavely ny regle tany am-pianarana?:-D::-D:-D
26. ainga
(
20/05/2006 12:15)
Tsy hisy Gasy hanan-jo hialokaloka intsony aty Frantsa, araka ny hevitry ny OFPRA. Sûre hono tsinony i Madagasikara (izany hoe tsy misy fanenjikenjehana na fanitsakitsahana zon\'olombelona)
http://www.lesechos.fr/info/rew_france/4417350.htm
http://www.lesechos.fr/info/rew_france/4417350.htm
31. Fiffi
(
21/05/2006 13:16)
humm!! tena tsy maharaka le resaka tsony fa mivadibadika foana le izy ! :@
hummm! ny refugiés politika ? ahondrana ? resaka resaka hiany fa tsy misy concrétisation io na de pitiny aza ! satria nahoana ? hummm! .......
hummm! ny refugiés politika ? ahondrana ? resaka resaka hiany fa tsy misy concrétisation io na de pitiny aza ! satria nahoana ? hummm! .......
32. Fanja1
(
22/05/2006 05:12)
fa hono wa: ny aty amiko ihany sa any amianreo kou fa miova isan'andro ilay sary napetrako ery ambony? :-D:-D
34. marozevo
(
22/05/2006 19:50)
Ngamba manaraka règle extraordinaire kosa eh... tena miova tokoa ilay izy.
35. toovs
(
24/05/2006 06:29)
fijo:
io mihintsy nno naha izao antsika ko.
mba eritreretinareo tsara ve ny zavatra teneninareo sa de te hanala ny fonareo fotsiny ianareo?
37. prime
(
24/05/2006 09:48)
Vao maika !!!!!=))=))=))=))
Fa inona tokoa aloha no mahasarika antsika ao Frantsa ao e?????:)
Fa inona tokoa aloha no mahasarika antsika ao Frantsa ao e?????:)
38. marozevo
(
24/05/2006 14:04)
Ao manko angamba tsy maninona na tsy "en règle" aza koo... Ny deba taloha no sefo ao.
39. fijo
(
24/05/2006 21:05)
ialako tsiny izay tezitra,fa ny nahatonga ahy hilaza hoe izay no maha izy antsika,dia ilay resak'i fanja hoe "mahay mamadidresaka isika ato".jereo io eo ambonimbony eo.
40. marozevo
(
25/05/2006 07:55)
Angamba kosa tsy hoe izay no maha izy antsika, fa hoe izay no nampianarin'i ... antsika.
