Thé mampahia

1. miantra ( 15/05/2006 10:55)
Hono ho aho ry ireto mba tena efficace ve ireny thé minceur ireny. Misy effet sécondaire ve?.

Misaotra mialoha e!!
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 07:17
2. Fiffi ( 15/05/2006 11:40)
miantra: hummm ! andremo hiany fa tena mamporitra be ireny an! sady mankarary kibo fotsiny nefa ny kilao tsy hita akory hoe very! Tsy mbola nanandrana aloha zah fa mahafantatra olona nisotro an'io , ka thé vert le izy , eny @ magazay sinoa no misy azy. nefa aloha samy manana ny métabolisme-ny ny tsirairay ka tsy aiko an!
3. ainaheri ( 15/05/2006 11:43)
Fiffi>> mamporitra:?::-D:-D
4. Fiffi ( 15/05/2006 11:45)
ainaheri: ie ! tena miporitra be fosiny ! ary tandremo sao dia misotro an'io raha tsy hoe mijanona ao an-trano sady akaikin'ny gaboné an! tena sérieux io an!
:oops:(miporitra moa eh!)
5. fasaly ( 15/05/2006 11:54)
tsy mamley reny e! try efikasy akory fa vola very fotriny:wink::-D
6. fasaly ( 15/05/2006 11:55)
miantra: try misy afa try ny regime ihany aky manena ny sakafo hanina sy mifady hanina mapatavy no efikasy njinja aza, marina e! vola very fotriny ireny:wink::-* de asio sport fanampiny:°)
7. xxx ( 15/05/2006 12:01)
nena ilay phito minceur n'ny homeo pharma fa oh mety ilay izy tamiko alou e. izay effet secondaire no tsy haiko fa mbola tsy nahita za h@ zao alou
mimich
8. ainaheri ( 15/05/2006 12:12)
nanin natao xxxx nefa nasiana sonia mimich???
O ry zavavy mba tandremo iany fa mamy ny aina fa ndrindra reo zvtr avy @ Pharmacie reo,resaka an'io iany fa tsy 1mois akory zay nisy pharmacie niditra fitsarana sy nasaina nanidy trano nohon'ny fahitana tsy mahatomombana an'lay fanafody!!
Aleo iany mifady hanina ry reto d mazotoa manao spaoro!
9. pitchou ( 15/05/2006 12:35)
efficace ihany le thé minceur fa tsy hoe misotro an'io d hisesika kosa klou e! fa misy karazany maro an! misy ny mampoiritra manala rano (drainage) misy mamporiritra manala menaka any @ rà sns ny base klou d misotro an'io fa tsy asiana siramamy mintsy!
hoy kou le dokotera zay hoe café tsisy siramamy tsisy ronono maraina tsy asiana mofo koa anisany fanaovana regime mampahia! d tena nety tokoa tamiko klou!
ny spaoro indray hoy ny dokotera dia rehefa mihena enao vao manomboka manao spaoro satria raha tsy izany d lasa mivadika nofo d d lasa bokony be fotsiny ary lasa sarotra esorina be le tavy avy eo, sahala @ "viande persillée" no famaritany azy! ary reefa manomboka hita hoe lasa izao @ ny habe d tsy maintsy manao spaoro hitandremana ny nofo tsy hiroraka
10. mimich ( 15/05/2006 12:42)
ainaheri> hihihi
misaotra amin'ny toro hevitra ee
11. miantra ( 15/05/2006 13:04)
Tena tsy lasa aloha ilay sport fa tena marina io bokony be lazain'i Pitchou io.

Fasaly: ka sao ary indry mba manana methode tsara e?

Ilay dité izany toa mampisalasala???
12. hery ( 15/05/2006 14:35)
Zah koa alou mahita hoe tena efficace le thé vert. Nosakanako indray aza fa mitady hahia loatra :lol:
Rehefa mirindra tsara fotsiny ny sakafo (mahay misakafo) dia inoako fa milamina koa ny habe
13. Zina ( 15/05/2006 14:41)
"Thé vert" tena tsara ka.. Tsisy effet ratsy satria natoraly..
14. vale ( 15/05/2006 16:05)
miantra:

Hono ho aho ry ireto mba tena efficace ve ireny thé minceur ireny. Misy effet sécondaire ve?.

Misaotra mialoha e!!
miantra< raha tsy dia be ny kilo esorina dia efficace io, fa raha ohatra ka te hanena h@ 5kg et + ianao dia mazotoa aloha fa ho ela tokoa vao ho hihintsana an!!
ny effet secondaire tsy fantatro fa miala tsiny(hafa-tsy ny mampip.. io lazain'i fiffi io)
courage:)


15. vale ( 15/05/2006 16:09)
naheno koa aho fa ny fisotroana thé avy @ "romarain" (azfd fa tsy haiko ny fanoratra azy!) hono mampahia, mbola tsy nanandrana aho, fa manararaotra eto raha misy mpampiasa an'io méthode io ato raha afaka misy manome valiny? m'ci:wink:
16. diamondra27 ( 15/05/2006 17:23)
marina io voalazan'i fiffi io fa arakaraka ny métabolisme ny tsirairay

'za nanandran fa tsy nisy niporiritra akory

jus de poiro aza no mety kokoa tamiko, very 5 kg
17. Fiffi ( 15/05/2006 18:28)
mba tandremo hiany koa ry zavavy fa io phito minceur na homeo-pharma io dia à base de proteïne ka mila fanaraha-maso avy @ dokotera fa manimba foie sy rein izy io an! Fa zay eh! ny tsirairay samy manana ny métabolisme-ny , raha mety @ diamondra tsy midika zany hoe mety hety amiko fa aleo mitandrina fa mandalo fotsiny ny fiainana eh! ireo marary aza efa tsy fidiny. Fa ny fanaovana sport , mitandrina @ zakafo , ny charcuterie tena ratsy indrindra , ny hena matavy koa! sao die hoe miheritreritra hoe rehefa manao henakisoa sy ravitoto de mila hena matavy raha tsy izany de tsy mivoaka ny tsirony an!
18. vale ( 15/05/2006 20:03)
diamondra: jus de poireaux ve akia mampahia? dia misy dôziny arahina ve ? ahoana ny fomba fampiasana azy? merci :wink:
19. pitchou ( 15/05/2006 20:29)
vale> raha razno no betsaka ilaina esorina @ndry d tsara ny jus de poireau, fa raha tavy d le cure na vinaigre de cidre aza no mety kokoa
20. Fiffi ( 16/05/2006 03:41)
pitchou: koh tsy ho masaka ao ve ny estomac akia @ io vinaigre io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3683