Thé mampahia

21. miantra ( 16/05/2006 05:58)
Dia ahoana indray izany methode vinaigre de cidre izany ry Pitchou?

Ny fantatro aloha dia ny hoe mazoto mihinana légumes vert fa io manampy amin'ny famoahana ny maloto rehetra e!
Fa andeha handramako indray izany poireaux izany.

Ny thé vert ve na ilay amidy any amin'ny grande surface aza dia mety sa mila mankany amin'ny magazay spécialisé?

Merci dia bonne journée daholo indray!!!:wink:
22. kally ( 16/05/2006 06:11)
Tsy hoe ravin-kazo dia ho tsara fa tandremo ity voa e! (reins ho an'izay tsy mahazo).Mihinankinam-poana sy misotrosotro ravin-kazo io ihany no matetikamahatonga ny olona ho simba ny voany,marina fa efa misy voa omena sy amidy:lol: fa na izany aza!!
23. diamondra27 ( 16/05/2006 09:11)
vale: hakàna ranony le poirô(tahony 1) sasana tsara de tsy alàna ny fakany , de tapatapahana de atao anaty rano hangotraka, de iny sotroina avy eo, calculer-na mba ho 1L le ranony refa avy mangotraka
Fa ny an'ny sasany hono ataony tahony maromaro satria bebe ny poids ahena

fa ny ranona laisoa fotsy iray kelikely sy jus de pamplemousse Iray koa nge mampahia e: de iny atao fisotro
lasa misy sakafo tsy tianao ho azy izany rehefa avy eo
; ohatra hoe: chocolat tena tsy nisy tsirony intsony refa nisotro an'io afaka 3semaines 'za
24. kalou974 ( 16/05/2006 09:54)
Bonjour miantra,

Izaho dia efa nampiasa ny thé, teo @ amin'ny 4kg teo no very, fa Thé vert ihany no manome izay résultat izay, dia tsy azo sotroina @ harive koa fa tsy mampatory.

Mazotoa ary.

25. Jessimi ( 16/05/2006 10:40)
"Romarin" no fanoratra azy ry Vale. Fa io romarin io calmant no tena nahafantarako azy fa mbola izao vao reko izany effet minceur izany.
Ankoatra izay, tandremo ilay ranona poarô fa hypotenseur be mampidi-doza io:!: raha tsy hoe manana tendance hypertendu angaha ianareo. Sady ratsy tsiro be koa ange e:lol:
26. vale ( 16/05/2006 12:56)
jessimi; misaotra t@ le "fanoratana"azy:wink:,,, donky tsy mampahy zany ny romarin?:-w ok, merci e:-*
27. diamondra27 ( 16/05/2006 12:59)
ok ok jess
28. vale ( 16/05/2006 13:00)
pitchou:

vale> raha razno no betsaka ilaina esorina @ndry d tsara ny jus de poireau, fa raha tavy d le cure na vinaigre de cidre aza no mety kokoa
pitcho; mba azondry homena ve ny ny fomba arahina @ lay vinaigre de cidre :oops:?m'ci:wink:


29. cutie ( 16/05/2006 23:56)
the vert my favorite tea:P
30. rapala ( 17/05/2006 12:37)
pitchou: efa ela no niandrasanay io vinaigre io, taiza foan i pitchou? atao ahoan hoy izahay no fanaovana an'io ary aza miafina indray an:wink:
31. vale ( 17/05/2006 18:29)
:-D:-D
32. labomba ( 19/05/2006 16:16)
Fa firy kg miantra?
33. Fiffi ( 19/05/2006 16:23)
zah aloha tsy de matavy fa mba te-hanandrana an'io zah fa le thé vert hitako ao @ magazay sinoa toa tsy misy vokany mihintsy amiko , sa ve zany no tena hatao hoe ; samy manana ny métabolisme-ny ?
34. miantra ( 19/05/2006 19:45)
Labaomba: ooooouu!!! aoka rangahy fa mahamenatr'olona ny lanjanay ah!
15 kg en plus tao aorinan'ny niterahako ny zanako roa au moins izany 10 na 12 eo izany no tokony miala e!

Fiffi: Ilay thé yunnan tany @pharmacie aho no nividy fa ohatran'ny mba maivamaivana izany aho.
35. IDEALY ( 20/05/2006 10:13)
marina daolo ny voalaza teo fa ny an'i pitchou no tena amafisiko momba ilay hoe tsy manao gym raha tsy mihena fa manjary lasa nofo mafy be le tavy
ny ranona poireau tandremo sao be loatra
fa ireto misy sao mety aminareo
1- mety efa fantatrareo ihany : soupe mange graisse,
1 chou , 2 oignons, 3 poireaux, 3 tomates , 2 poivrons , cube jumbo na maggi na sira de ampy
lundi: regime
mardi: regime + autres legumes sauf pommes de terre
mercredi: regime + autres legumes+fruits sauf bananes
jeudi: regime + fruits
vendredi: regime + viande grillée
samedi: regime + viande
dimanche: regime + fruit
tsy voatery hohanina mivaingana fa azo mixer-na ihany koa ; izay tianao anaovana azy; tehirizina ao anaty frigo ka hohanina mangatsiaka na azo hafanaina
azo hakana kely de asiana citron sy menaka kely (1/2 cuillérée à café) na soloina vinaigre ny citron ; ny ranony sotroina

2-pendant trois semaine (21 jours)
lundi: matin :café ou thé sans pain ni riz
midi : steack + salade (grillé)
soir :2 tomates crues + 1 oeuf dur
mardi matin : le même
midi : filet grillé + salade
soir : 1 tomate crue + 1 oeuf dur
mercredi : matin: même
midi : poisson grillée + concombre
soir : rien
jeudi : matin : même
midi : filet grillé + 1 bol de carottes râpées
soir : 1 tranche d'ananas
vendredi : matin : même
midi : 2 tranches d'ananas + 1 pot d'yaourt nature
soir : rien
samedi : matin : même
midi : steack grillé + salade
soir : 1 tomate crue +1 oeuf dur
dimanche : matin: même
midi : ce que la famille mange en moderation
soir : rien
ireo rehetra ireo de azo atao citron na sauce vinaigrette fa tsy atao be menaka
apres 21 jours et 10 jours successifs :
5 jours : légumes (carotte, salade , pommes de terre , pâte jaune ... ) pas de sauce mayonnaise fa sauce citron na vinaigrette ary ny mayonnaise azo soloina jaune d'oeuf @ pâte ohatra
5 jours manaraka : fruits ( 2 bananes , 2 tranches d'ananas , 5 fraises , 5 tranches de papaye , pommes , 1 avocat .....)
azo atao ny manao gym avy eo sao miroraka ny nofo
fa ireo rehetra ireo hatrary ambony de aza adino ny rano fara faharatsiny 1,5 l par jour
zavatra azo atao ireo fa mila saina vonona fotsiny sady tsy de lafo
tapitra izay de atao ara-dalana @ zay ny sakafo : ny maraina no tena atao complet tsara , ny antoandro sy alina lanjalanjaina , ny rano tsy adino
andramo ho an'izay mazoto e ary misaotra ho an'izay mamaky fa lava loatra


36. miantra ( 22/05/2006 06:31)
merci Idealy :-*
37. Fiffi ( 26/05/2006 05:56)
ny zavatra tsotra indrindra ry zareo dia ny fitandremana fotsiny @ sakafo an! evitena fotsiny ny mihinana charcuterie , ny hena matavy , ny menaka (ny menaka de le colza no hampiasaina) hahena ny quantitén'ny sakafo ho haninana , raha noana de voankazo ho hanina fa tsy biscuit na gato reny . Dia manao sport de mandeha ho azy io.
38. isrine ( 26/05/2006 12:42)
Be tokoa aloha ny milaza fa mampahia ny thé.
Fa ny tena tsara koa aloha dia ny misakafo adiny 2 farafaharatsiny alohan'ny hatory, fa tsy hoe rehefa hamonjy fandriana vao mikaly hariva. 45 mn farafaharatsiny aorian'ny mifoha vao tokony hisakafo maraina. Inoako fa vitsy ny mahalala izany, na mahalala aza moa dia odiana fanina fa rehefa avy eo mitady izao rehetra izao hanaovana regime.
Tsy misy sakafo mampatavy izany fa raha hanina be loatra dia mazava ho azy fa hitombo lanja ianao, ary mety hisy aretina hiseho aza.
Misy ilay atao hoe " besoin quotidien", fa ny olona ankehitriny no tsy mahalala izay intsony. Ireny nianatra teny @ ecole menagere na ny mitovitovy @ izany no mahalala tsara ny @ izany. Misy ny sakafo tokony ho hanina isan'andro, na koa isan'kerinandro.
Ny tena mahavoa ny olona ankehitriny dia ny maika lava ka mihinana izay hita, na koa hoe rehefa fety de mihinana betsaka...
39. dadin ( 31/05/2006 07:24)
Indrindra ny vehivavy anie no mpanao ity regime ity. Ary ny hitako fa mampitombo lanja dia ny sira be loatra. Ohatra ny sira am charcuterie sy fromage, nefa dia ny ankabeazan'ny olona dia mihinana betsaka an'ireny, ary eo koa ny tsy fisotroana rano.
Misy milaza hoe ny tisane avy am menthe hono manampy am fandevonan-kanina, zany hoe hanina isaky ny avy misakafo atoandro sy hariva.
40. HESHA ( 31/05/2006 07:24)
Tena mahaliana ahy ireo resakareo ireo fa izaho ko efa nanandrana karazana dite sy regime maromaro ihany fa toa tsy dia misy fiantraikany. Eo noho eo aloha izy mampihena fa raha vao mi-relache kely ianao de miverina daholo le kilo very. Ianao kosa ve tsy mba hanao fety ?
Ilay methode weight watchers iny no tiako andramana saingy ny olana de tsy mba misy an le animatrice eto amintsika, sa efa misy ve any ho any ? raha misy de mba teneno za hihaonana e
Za manko sportive be talohan ny niasana sy niterahana ka nony avy eo tsy nanao intsony de lasa le vatana, efa miezaka ihany fa tena misy difference be ny vatana fahiny sy ny ankehitriny an, ny ahy zao efa 20 kgs ny difference ra miohatra am mpianatra sy ny mpiasa, tao anatin ny 10 taona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2129