Thé mampahia

41. isrine ( 31/05/2006 12:04)
Mahereza @ regime re nareo e.
42. Fiffi ( 02/06/2006 04:58)
fa tandremo hiany ny fahasalamana.
43. miantra ( 02/06/2006 06:18)
Marina akia ny andry ry Fiffi ah!

Rehefa salama tsara dia izay no zava-dehibe.
Misy fanadramana nataoko ity ho tohin'ny dinika natao teto ka sao mahasoa ny hafa dia zaraiko aminareo:

Nahenako ny fihianana hena , menaka, sy siramamy .

Tsy mihinana hena intsony aho amin'ny hariva.

Ary dia miezaka koa nampandroso ny ora fihinana amin'ny hariva dia ohatran'ny mety.

Nampitomboina ny fandehanana an-tongotra.

Dia ohatran'ny niha-nifintina aloha na dia tsy dia betsaka aza ny poids niala.




44. rhaingo ( 07/06/2006 08:04)
Ny ahy aloha rehefa @ hariva : zavatra tena maivana legumes fotsiny matetika, dia ny sport 2fois/semaine (tsy voatery hoe hi-cross fa na dia hoe manao séance na gym ao an-trano dia efa mety). Mazotoa daholo
45. Fiffi ( 10/06/2006 07:17)
ny misakafo be loatra @ hariva aloha tena tsy lasa satria ny alina de tsy miasa ny vatana , tsy mihetsika de io no tena mankatavy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2842