Ny olona efa manambady sy mananjanaka ve..
1. nambina
(
10/05/2006 07:40)
Mahazo mandray anjara ato @ serasera ve ny olona efa manambady sy efa niteraka? Mieritreritra ihany aho manko so de natao hoany olona mbola jeune, mpianatra sy ny tsy manambady izy ity.:oops:aleo manontanitany fona toa zay manaonao fona.
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 18:50
2. sipagasy
(
10/05/2006 08:16)
????, hihihi saika gaga aho fa ity tranonkalantsika ity anie ka tsy mialon-jafy e! ary tsy mifidy saranga, na finoana, na mari-pahaizana, na fiainan-tokantrano sns....:-* namana daholo izany rehetra izany raha mbola 1 firenena nihaviana ihany e!
ary FALY MANDRAY ANAO HO NAMANA AHO E! TONGA SOA
ary FALY MANDRAY ANAO HO NAMANA AHO E! TONGA SOA
3. Fiffi
(
10/05/2006 08:17)
nambina: hihihihhi ho an'ny rehetra tsy hakanavaka ny serasera kah! zah zao efa manambady sy manan-janaka nefa be resaka ato ! :-D:-D:-D ny zanako zao mbola tena jeune ary tsy mbola mananbady fa ato koh!
Seraseran'ny Vahoaka malagasy eran-tany tsy misy fanavakavahana fa de :) de ampy :) de mazotoa miserasera eh! :):)
Seraseran'ny Vahoaka malagasy eran-tany tsy misy fanavakavahana fa de :) de ampy :) de mazotoa miserasera eh! :):)
4. hery
(
10/05/2006 08:32)
Be dia be ny manambady sy mananjanaka eto kah :-) (aleo izy hiteny ny tenany :-p)
Ary betsaka koa ny efa lazondazony (zah zao efa zokiny ihany)
Ary betsaka koa ny efa lazondazony (zah zao efa zokiny ihany)
6. rapala
(
10/05/2006 10:40)
fa nga rehefa manambady sy miteraka de tsy mahazo manao namana? Izay ange no mahatsara any serasera e... namana daholo ary tsy misy havaka, na antitra na tanora , na dadabe:lol:aza. Rehefa mahatsiaro fa malagasy enao de izay no zava-dehibe.
7. ari.malala
(
10/05/2006 11:20)
nambina:
Mahazo mandray anjara ato @ serasera ve ny olona efa manambady sy efa niteraka? Mieritreritra ihany aho manko so de natao hoany olona mbola jeune, mpianatra sy ny tsy manambady izy ity.:oops:aleo manontanitany fona toa zay manaonao fona.
fa maninona moa ny olona manambady no tsy ho afaka mandray anjara ry nambina? fa nga ny jeune sy ny mpianatra ihany no afaka manana namana? :)
8. xxx
(
10/05/2006 11:34)
ari.malala - mba hoe rehefa manambady ange de mipetrapetraka e!:wink: ny vady ihany no jerena sy ny ankizy ary ilay namana indray, ilay namana efa mananjanaka ireny ihany koa, mitovy hono manko ny longueur dondy amin'izay.
Misaotra betsaka daholoe... eritreritra nandalo iny e.. Faly za mahare fa mba efa misy 'zokiny' ihany kay ao, ary misy efa manana 'zanaka' lehibe ny sasany. NAMANA DAHOLO O....
Misaotra betsaka daholoe... eritreritra nandalo iny e.. Faly za mahare fa mba efa misy 'zokiny' ihany kay ao, ary misy efa manana 'zanaka' lehibe ny sasany. NAMANA DAHOLO O....
10. nambina
(
10/05/2006 12:53)
fiffi kouou, :twisted:tsy niafina za ka, io ary za io fa faly be mihintsiny.:):wink::
11. ari.malala
(
10/05/2006 13:11)
ari.malala - mba hoe rehefa manambady ange de mipetrapetraka e! ny vady ihany no jerena sy ny ankizy
tsy azoko, fa mipetrapetraka ahoana fa tsy azoko?:roll: fa angaha moa ny fananana namana midika fa hanitsaka tokantrano sa hiridana hoaiza? tena tsy azoko alo fa hazavao ny hevitry ny mpanoratra kle!:roll::roll:
13. nolalaina
(
10/05/2006 13:47)
nambina:
Mahazo mandray anjara ato @ serasera ve ny olona efa manambady sy efa niteraka? Mieritreritra ihany aho manko so de natao hoany olona mbola jeune, mpianatra sy ny tsy manambady izy ity.:oops:aleo manontanitany fona toa zay manaonao fona.
oudryyyyy!! za zao aky tena voaray ho namana ato mitsy ary tsy nisy olana an!! :wink:
14. nolalaina
(
10/05/2006 13:50)
xxx:
- mba hoe rehefa manambady ange de mipetrapetraka e!
fa refa eto ve tsy efa mipetrapetraka mitsaty sns... eo @ devant-ny ordi é?? :wink:
:-* doly ny namana retra!!
15. Fiffi
(
10/05/2006 14:29)
oudryyyyy!! za zao aky tena voaray ho namana ato mitsy ary tsy nisy olana an!!^:^^:^=D=D
16. diamondra27
(
10/05/2006 17:13)
ka tsy hoe: serasera v no eto?
Na lebe na kely de serasera doly zany
raha resak'olodebe d'efa misy natokana anareo olondebe ao
Na lebe na kely de serasera doly zany
raha resak'olodebe d'efa misy natokana anareo olondebe ao
17. sakaizakely
(
10/05/2006 19:49)
za kou dia toa anao izao mihintsy fa dia faly mandray anao ho namana eto @ serasera izany e !
nambina:
Mahazo mandray anjara ato @ serasera ve ny olona efa manambady sy efa niteraka? Mieritreritra ihany aho manko so de natao hoany olona mbola jeune, mpianatra sy ny tsy manambady izy ity.:oops:aleo manontanitany fona toa zay manaonao fona.
20. nambina
(
11/05/2006 06:18)
De misaotra @ namana rehetra eto @ serasera aza e...
ari-malala - ny nahatonga ahy nanontany io fanontaniana io de mba mijery ireo lohahevitra za ary de tena tsy misy resaka momba ny ankizy (zanaka) na ny tokontrano izany. Dia tonga saina aza za hoe natao hoan'ny olona tokana na mpianatra angamba ity serasera ity.