Ny olona efa manambady sy mananjanaka ve..
44. xxx
(
13/05/2006 20:16)
diamondra27:diamondra: fa manomboka @ firy taona aloha ilay antsoina hoe olon-dehibe eh? ndry angaha mbola "ado"? :lol:
ka tsy hoe: serasera v no eto?
Na lebe na kely de serasera doly zany
raha resak'olodebe d'efa misy natokana anareo olondebe ao
45. vale
(
13/05/2006 20:20)
nolalaina:nolalaina> hihihi :-D, na dia misy "grippe aviaire" aza ve dia mbola hohanina ihany? mahita tenenina ko akia ndry kah!:-D:-D:-D
Misaotra anao @ conseil !!
Zany ry reto an!! ho antsika efa manambady tandremo mahita akanga eto ka arina ny akoho (tazomy h@ farany na dé voan'ny grippe aviaire aza an) :°)
49. nolalaina
(
17/05/2006 07:03)
:-D :-D :-D :-D
io kou aky milay an!! sady lava ranjanana bé!! hihihihihihi!!
io kou aky milay an!! sady lava ranjanana bé!! hihihihihihi!!
51. bellla
(
17/05/2006 18:58)
misaotra anjy ky nambina a!aleo hono manontanintany foana toy izay manaonao foana. Saika ho nanontany kou zah fa kay ny anao no tonga alou. Toa mitovitovy moa ny ka ntsika ka dia aza misalasala ary! mpinamana daôly zany refa ato e!:-*