Ny olona efa manambady sy mananjanaka ve..

21. pissoa ( 11/05/2006 06:48)
Sali nambina

Misy resaka tokatrano sy zanaka, sns kah ... misy dinika hoe Fanabeazana ohatra, dia misy Sakafo sns kou. Dia ao amin'ny dinika manokana koa misy hoe Reny serasera ... :-* De misy hatsikana sy lalao :roll::-D:-D:-D
22. mimich ( 11/05/2006 07:08)
xxx:

ari.malala - mba hoe rehefa manambady ange de mipetrapetraka e!:wink: ny vady ihany no jerena sy ny ankizy ary ilay namana indray, ilay namana efa mananjanaka ireny ihany koa, mitovy hono manko ny longueur dondy amin'izay.
Misaotra betsaka daholoe... eritreritra nandalo iny e.. Faly za mahare fa mba efa misy 'zokiny' ihany kay ao, ary misy efa manana 'zanaka' lehibe ny sasany. NAMANA DAHOLOamiko dia natao hifaneraseran'ny olon-drehetra ny trano-kala , ka rehefa atao anaty fifanajana ny serasera dia tsy hitako izay olana , na manam-bady ilay olna na manan-janaka , na efa zokiny, an'ny tsirairay fotsiny no mandinika sy mamakafaka hoe aiza no metimety aminy kokoa ny loha-hevitra idirana sy andraisany anjara.
Tsy ny fananana vady aman-janaka na ny maha zokinjokiny akory no zary sakana ho an'ny mpiserasera tsy hiala voly tsy hanao izay maha miramirana ny sainy eto amin'ny takelaka
Mbola averiko ihany , rehefa ao anaty fifanajana no ifaneraserana eto dia tsy hitako ny olana , fa afaka mandray anjara avokoa ny sokajin'olona rehetra.





23. nambina ( 11/05/2006 07:21)
pissoa - aiza akia no misy izany reny serasera izany? Ilay sakafo sy hatsika sy lalao aloha efa hitako e! Ary mbola tsy nijery ilay fanabeazana indray aloha, eny ary e fa misaotra ny rehetra.
24. mimich ( 11/05/2006 07:41)
oups azafady fa nifangaro ny valiana sy ny valiny ndraso fa averiko eto ilay valiny

Amiko dia natao hifaneraseran'ny olon-drehetra ny tranokala , ka rehefa atao anaty fifanajana ny serasera dia tsy hitako izay olana , na manam-bady ilay olna na manan-janaka , na efa zokiny, an'ny tsirairay fotsiny no mandinika sy mamakafaka hoe aiza no metimety aminy kokoa ny loha-hevitra idirana sy andraisany anjara.
Tsy ny fananana vady aman-janaka na ny maha zokinjokiny akory no zary sakana ho an'ny mpiserasera tsy hiala voly tsy hanao izay maha miramirana ny sainy eto amin'ny takelaka
Mbola averiko ihany , rehefa ao anaty fifanajana no ifaneraserana eto dia tsy hitako ny olana , fa afaka mandray anjara avokoa ny sokajin'olona rehetra.

25. ari.malala ( 11/05/2006 08:29)
nambina:

pissoa - aiza akia no misy izany reny serasera izany? Ilay sakafo sy hatsika sy lalao aloha efa hitako e! Ary mbola tsy nijery ilay fanabeazana indray aloha, eny ary e fa misaotra ny rehetra.


Midira eo am le we dinika rehetra, dia misy lisitra dinika maromaro ao, dia mila mangataka hiditra ho mpikambana enao. Fa angaha enao efa reny? hihihi

26. nambina ( 11/05/2006 09:26)
ye, 2 ny zanako zao:D

Vao nijery ilay fanabeazana za teo 8) fa mbola hijery ilay reny serasera sisa. Misaotra e....
27. pissoa ( 11/05/2006 09:32)
An3, rehefa tsy mbola mpandray anjara ao dia mbola ao amin'ilay hoe Dinika manokana etsy ankavia etsy ilay reny serasera kah, fa tsy eo amin'ny Dinika rehetra. :roll:
28. Fiffi ( 11/05/2006 11:06)
nambina:

pissoa - aiza akia no misy izany reny serasera izany? Ilay sakafo sy hatsika sy lalao aloha efa hitako e! Ary mbola tsy nijery ilay fanabeazana indray aloha, eny ary e fa misaotra ny rehetra.
nambina: etsy ankavianao etsy daholo ny dinika rehetra , azoanao jerena tsirairay ireo.
Ny dinika manokana indray de klikeo eo dia ho hitanao ao avokoa fa maro izy ao. Ohatra: ny reny sera2 , ny resak'olondehibe sns...... de arao ao fa voazava tsara ny fidirana ho mpikambana ao. Dia mahazahoa fafinaretana hatrany miaraka @ sera2 sy ny namana rehetra an! :) :-*:-*


29. ravatorano ( 12/05/2006 04:09)
saika taitra iany za we ny efa razoky v mbola tokony ho eto
anjayyyyyyyyyy
saika very elah ravatorano ah soa fa misy andry fiffi sy ry ari.malala ary ireonnamana tsy manadino mba mamosaka ny hevitra tokony apetrak 'elah
tsy mialon jafy eto eh fa tongava soa fa raisina ampanajana.
30. mimich ( 12/05/2006 04:45)
zoukki ravatorano> hihihi
:-D:-D:-D
31. Fiffi ( 12/05/2006 05:13)
ravatorano: inona indray ary zao ? :-D:-D:-D fa saika very ahoana eh ? eto daholo hiany ny namana rehetra manohana eh! :-D:-D:-*:-*:-*
32. ari.malala ( 12/05/2006 06:39)
Zoky Ravato hihihi, very ahoana ko ennao e! hihihi, eto daolo ny namana fa tsisy very kaaaa :-*:-*:-*:-*:-*:
33. mimich ( 12/05/2006 09:23)
zoukki ravato> ny zanak' i ari.malala ary zao mbola ho avy eto hanohana rehefa teraka avy eo:-D:-D:-D
34. pissoa ( 12/05/2006 09:57)
Hihihi, mampihomehy koa ianareo :-D:-D:-D
Nefa ny kilonga madinika 12 taona tahaka ahy :roll: izao no hitako fa tena vitsy eto, indrindra fa eto amin'ny forum :snif::snif::snif:
35. Fiffi ( 12/05/2006 10:54)
pissoa:

Hihihi, mampihomehy koa ianareo :-D:-D:-D
Nefa ny kilonga madinika 12 taona tahaka ahy :roll: izao no hitako fa tena vitsy eto, indrindra fa eto amin'ny forum :snif::snif::snif:
anjekaky ooooooooo :{:{:{:{:{:{


36. Samoana ( 12/05/2006 12:23)
Soa fa efa betsaka ny mpisolovava teto fa izao vao hitako ity resaka ity! hihi.Saotra e:wink:
Mijaly zahay manan-janaka amam-bady raha tsy afaka miserasoeur eto fa eto no mba hanenjehana ny langeri-dondin'ny tanora kouh !! Miampy ny fampitaha ara-panabeazanan'ireo zokibe toa ray...sy reny:lol:
37. mimich ( 12/05/2006 12:37)
samoana> aza matahotra razoky fa efa ela ianao no narovako teto ee

pissoa> iny njay no tsitako, tena marina zany ka=D=D=D=D
38. ari.malala ( 12/05/2006 13:22)
mimich, hihih, hanohana eto mints ve le zaaz refa tereka? hihih, iny no ts hitako
39. Zina ( 12/05/2006 14:02)
Tsara fisainana daholo ianareo izany.
Fa ity kosa anefa misy hanatra ho an'ny efa manambady:
TANDREMO ARY SOA DIA MAHITA NY AKANGA TSARA SORATRA KA MANARY NY AKOHO TAMAN-TRANO AN.
40. nolalaina ( 12/05/2006 17:03)
Misaotra anao @ conseil !!

Zany ry reto an!! ho antsika efa manambady tandremo mahita akanga eto ka arina ny akoho (tazomy h@ farany na dé voan'ny grippe aviaire aza an) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3934