efferalgan (azafady fa am teny frantsay le izy)

1. ikalakintina ( 09/05/2006 12:01)

MERCI DE LIRE ET DE PARTAGER CECI AVEC MOI.

INFORMATION TRES INPORTANTE
Ne jetez pas ce mail lisez le jusqu'au bout (il ne
vous sera rien demandé ni argent ni effort) juste
une lecture attentionnée. C'est très important et
même vital, en lisant ce mail vous pourrez sauver
des vies de plusieurs personnes dont vos proches.

Malheureusement je n'ai pas eu la chance que vous
avez actuellement d'être informé, et c'est déjà trop
tard pour moi. Je voudrais vous faire part d'un
accident très grave survenu la veille de Aïd El
Idhha à la personne la plus chère que j'ai dans ce
monde, MA MERE :

Je me prénomme Ahmed, j'ai 29 ans, je suis l'aîné
d'une famille de sept enfants vivant grâce à
l'amour, l'affection et la chaleur de notre défunte
mère Fatma (50 ans), une maman pleine d'énergie et
en très bonne santé. Ma mère nous a quitté la veille
de l'Aïd

(Le Mercredi 19 Janvier 2005 à 21h) (Allah yarhmek
ommi lahnina) nous laissant subitement seuls et
orphelins. Jusque là tout paraissait normal et on
croyait que c'était une mort naturelle. Ce n'est que
grâce à la curiosité et l'étonnement de son médecin
qui a demandé une autopsie immédiate que nous avons
pu connaître les causes réelles du décès :
Insuffisance hépatique brutale (baisse des
plaquettes dans le sang), et atteinte irrécupérable
du foie (taux de sels dans le sang exagérément
élevé). Tout ceci pour avoir pris une dose normale
de ce maudit médicament si commun à tous, ce
comprimé effervescent (le fameux tube bleu
EFFERVESCENT : L'EFFERALGAN Vitamine C).

Le fameux médicament que nous avons presque tous à
la maison n'est finalement rien d'autre qu'un POISON
que nous donnons inconsciemment à nos propres
enfants, et que nous consommons, nous adultes, sans
modération, qui est la cause cachée de plusieurs
décès de personnes en Tunisie et à l'étranger, et
qui en fait ne soulage les malades que de leur
propre vie DEFINITIVEMENT. D'après son médecin
scandalisé : les méfaits de ces médicaments et
comprimés EFFERVESCENTS ont été exposés ouvertement
à l'étranger et la mise en garde a été publiquement
communiquée face aux menaces de ces maudits POISONS
effervescents.

Alors qu'en Tunisie, nous restons toujours
silencieux quand aux causes de décès par prise de ce
genre de médicaments (effervescents et extrêmement
riche en sel) tant prescrit par la majorité de nos
médecins et toujours présent et distribués sans
ordonnance en pharmacie et ceci pour ne pas soulever
un problème de confiance entre médecin et patients
et bouleverser toute une tradition de consommation
abusive et démesurée.

Ma douleur n'a pas de remède et ma perte est
irrécupérable et inestimable.

Mais pour MA MERE, il est de mon devoir de faire
passer ce message douloureux et de vous mettre en
garde pour ne pas subir ce que je vis aujourd'hui,
un sentiments de peine profonde mais aussi de mépris
face au manque d'information à travers les médias.
Passez ce courrier à tous vos amis, informez vos
proches, imprimez ce document pour vos collègues de
bureau, je suis sur que la plus part des gens comme
moi préférerait recevoir ce message 100 fois que ça
n'atteigne une personne très proche de vous.

SVP envoyez ce message à toutes les personnes qui
vous sont chères, vous aurez la chance de sauver des
vies.

bon week-end
Site Web: http://edemakoli.populus.ch

Le monde ne vaut que par les ultrats et ne dure que par les modérés
Edem K.AKOLI
Croix-rouge Togolaise
Centre de Documentation
BP:655 Lomé-Togo
Tel:2212110/2211296 poste 132
Cel:9022459
E-mail: edem0002@yahoo.fr
akeemo2@yahoo.fr
edem.akoli@laposte.net


novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:28
2. mamzelkely ( 09/05/2006 12:32)
hummmmmmmmmm gravy zany klé fa anagah mo ts à base de paracetamol ny efferalgan ee:roll:
3. ari.malala ( 09/05/2006 12:43)
:?ts haiko fa za ts mahita tenenina!
4. Fiffi ( 09/05/2006 12:46)
Mampalahelo tokoa raha nisy loza tahak'izao ny fihinanana io fanafody io , saingy tsy généralisena angamba ilay izy satria tsy ny olona rehetra no hoe tsy mahatanty io fanafody io an!

-Raha toa manko ka misy danger @ olona io fanafody io dia efa nalana ny fivarotana azy eny @ pharmacie.

-Mety ilay olona nihinana azy no tsy mahatanty an'io ka nahatonga ny loza .

-Mety koa hoe ny fanafody dia efa lany daty na hoe tsy nihidy tsara ny boite-ny , satria misy soratra mazava tsara hoe hidina tsara ary hatao lavitrin'ny hafanana na hamandohana ohatra.

-Na izany aza aloha dia mampalahelo izao . Izany hiany no mahatonga ny pub foana milaza hoe: ny fanafody izay mety @ nao , mety tsy hety @ olon-kafa fa dia aleo mijery mpitsabo .

-Misy fahazarana koa manko hoe : marary ny andoha , tonga de andeha hihiana an'izao fanafody izao . Fa ny hialana @ zany loza izany dia aleo hiany manantna mpitsabo.
5. Fiffi ( 09/05/2006 12:48)
Hamariniko eto aloha fa mbola mivarotra tsara an'io fanafody io ny eny @ pharmacie @ izao fotoana izao an!
6. toubib ( 09/05/2006 13:03)
Zah kosa klou tsy miombon-kevitra amin'i kalakintina e' miombon-kevitra tanteraka am' fiffi zah: ny tsara ho fantatra dia tena "paracetamol" ny Efferalagan, itsy farany ange ka "hépatotoxique" e! raha vao mahatratra 10g (ie: 20cp am le 500mg) indray mihinana izy io dia tonga dia "insuffisance hépatique aiguë irréversible" avy hatrany . Raha mamaky ny prospectus koa ianao (na Vidal)na dia dose normale aza dia efa misy fampatsiahivana ao fa mety ho tratr'izany izay mihinana azy, saika ny ffody rehetra dia misy fampitandremana hatrany tsy ho azon'ny olona manao "insuffisance hépatique" na "rénale" ihany koa. Nandritra ny "essai clinique" nanaovana ireny fanafody ireny dia efa misy "statistika" milaza ny tsy fahazakana isan-karazany ilay fanafody dia raketina avy eo (jereo ny Vidal), raha 0.1 na 0.2/1000 ohatra no nitranga io zavatra iray io dia mbola azo ampiasaina tsara ihany ilay fanafody raha hita fa tena misy ny vokatra ilàna azy.Raha misy mitory io Dr io dia efa azo raisina ho "référence" miaro azy ny voalazan'ny Vidal. Dia aza atao "safobemantsina" toy izany ilay izy: raha nitranga ilay afera 3josacine" tany Frantsa tany am taona 90 tany. Tsy milaza akory izany fa ny "josacine" no tena poizina fa nisy fanahiniana nataon'olona "sans scrupule" tao ambadikany. Mety mba ho ratsy vintana toy ny accident rehetra ihany io olona io.
7. ravatorano ( 10/05/2006 07:04)
ka reefa ny toubib no manazava d hitako ilay fahamarinana satria izy no sipesialista
Ny fanafody reetra reefa hanina amin 'ny tsy tokony doziny d norimaly tsara be raha lasa poizina ,izay anie ilay hoe mamono tena amin ny nivaquine eh mila dozy antonona anazy tsara ny vatan ny tsirairay :wink::wink::wink::wink:
8. mimich ( 10/05/2006 10:13)
manaiky ny voalazan'ny toubib aho,
fa na izany aza , t@ za nandeha dokotera indray mandeha za nandeha dokotera de ozy we aza mihinana paracetamol na efferalgana sy ny mitovitovy aminy raha manana prb -na foie
9. Fiffi ( 10/05/2006 10:32)
ravatorano: ka soahiany fa manana dokotera mahay isika ato an! :)
10. toubib ( 10/05/2006 12:05)
Raha ny teto Madagasikara klou an (ho ahy manokana hatram zay fa ny hafa tsy fantatro )tsy mbola nahare za hoe nisy loza ka nahafaty vokatry ny fihinanana azy io (na ireny efa namono tena tam paracetamol ireny aza ka tratran'ny lavage gastrique haingana tao am "Urgence"), ankoatry ny "allérgie" tsotsotra an (tandimerina na ireny mivoaka tasy menamena ireny). Nefa ny "accident" vokatry ny chloroquine, gentamycine, phenobarbital, diazépam... dia efa tena sendra tokoa na tao am réanimation médicale tao na tany am toerana niasanay.
11. Fiffi ( 10/05/2006 13:00)
tena par curiosité no nandehenako tao @ pharmacie ary nataoko photocopie ity fa tena gaga ary zendana ny pharmacien namaky azy ka nilaza izy hoe tsy possible mihintsy hono io satria hatramin'izao dia mbola mivarotra ara-dalana io fanafody io ry zareo ka nampisehoany ahy mihintsy .
Ary nilaza koa ry zareo fa ilay olona niarahan-doza no nety tsy nahazaka ny fanafody na nanafangaro azy t@ fanafody hafa fa na izany aza raha vao misy zavatra mahazo an'olona @ effets indisérables de tsoahina aloha io fanafody io alohan'ny hamerenana azy en vente , nefa à ce jour hono , mbola tsy nisy na iray aza .
12. watafon ( 10/05/2006 18:06)
za aloha mino fa tsy ilay efferalgan mihitsy no nahafaty ilay oul io k ! matina fa raha olona marary aty d tsy mety loatra aminy ny mihinana mdcts à base ba Paracetamol ! ny autopsie eto d milaza fa insuffisance hépatique brutale no nahafaty ilay ramatoa, nefa hatrizay d mbola tsy nahare alou za oe intoxivation mortelle avy aminà paracetamol e!
ny fieritreretako azy d accident io nahazo azy io ! ary mety produit hafa no nitarika ny fahafatesana fa tsy ilay Efferalgan velively !
13. Fiffi ( 10/05/2006 18:32)
wata: ka zay indrindra manko !
Mahafanttra ramatoa zay zah fa isan'andro izy dia mihinana ny hatsasak'io comprimé io hoe mba hahatonga ny rà-ny ho liquide tsara , hatramin'ny efa ela tokoa izy no mihinana an'io ka hatramin'izao . Mety aminy aloha io ka notohizany foana hatramin'izay . Ny dokotera koa tsy niteny taminy mihintsy hoe aok'izay na aza mihinana an'io isan'andro zany . Efa 85 taona zao io ramatoa io fa tena salama tsara izy an!
14. watafon ( 10/05/2006 18:41)
zany an ? sao d mbo aspirine lesy no hohaniny fa tsy io ?
15. Fiffi ( 11/05/2006 03:57)
wata: :oops::oops: marina ny anao fa vao nahita io olona io aho teo de tsy io fa "aspro" ka miala tsiny.
16. mimich ( 11/05/2006 06:00)
fiffi> hihihi
17. watafon ( 11/05/2006 08:17)
fiffi! tsisy tsiny akia zany an!:-*
18. ari.malala ( 11/05/2006 09:28)
ary ny aspirine v ry reto dangereux? ra olona mande tevidoha v d inona ny fanafody andoha tokony haniny? ts zany manko fa le zanako mande tevidoha, d ts haik owe avy @ aspegic nohaniny talo v satri talo zanyn y fampidinankafanana nomen'ny dr anay aspegic e, d taty aoriana io mande tevidoha io le zaza. Za reniny koa de mpandeha tevidoha fahiny fahazaza, ka tsy haik ohoe manaranaka ve io sa ahoana? (Miala tsiny ra mivaona kely an)
19. Fiffi ( 11/05/2006 11:21)
ari3.malala: aleo indray aloha hiandry ny mpitsabo hamaly an'io fa manana mpitsabo tena mahay ange isika ato eh! :)
wata: :):-*
20. watafon ( 11/05/2006 18:37)
ari.malala: raha mande tevidoha ny zanakao d tsy tokony omena fanafody à base na aspirine (aspegic, advil,sns) satria vao maika mampandeha ilay rà ireo fnfd ireo! misy ilay toetra iray oe: anti-agrégant plaquettaire zay mantsy izy io d tsy tsara omena olona manana olana ohatran'io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1668