efferalgan (azafady fa am teny frantsay le izy)

61. watafon ( 23/05/2006 18:47)
mihatery k ! d le marary an-doha zany avy @ le ethanol mihitsy e! misy karazany mantsy izy io k izany no mahatonga le oe arakarak'ilay toaka koa io e! misy tsy mamparary an-doha mihitsy : J&B ohatra !
62. Fiffi ( 24/05/2006 07:22)
wata: hummm fa nahoana no J&B ? nga tsy mitovy daholo ny consistant-ny alikola ?
63. watafon ( 28/05/2006 15:14)
Fiffi: tsy mitovy k ! samy manana ny additif ny atao aminy izy ireo e! fa le J&B aloha tô tsy mba mankarary andoha kle !
64. Fiffi ( 29/05/2006 07:02)
soahiany fa tsy tia misotro zava-pisotro misy alikola aloha zah an! na na izany aza aloha efa nanandrana hiany fa le narary be ny ampitso de inona no hanohizana an'io ?
65. watafon ( 30/05/2006 18:15)
mihinana paracetamol d afaka iny e! na miverina misotro toaka kely ndray e! hehe!
66. Fiffi ( 31/05/2006 06:28)
wata: ountsss ! raha tsy fijo zah koh !! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6217