efferalgan (azafady fa am teny frantsay le izy)

21. mimich ( 12/05/2006 04:57)
wata> marina v fa ny tevi-doha @ mbola kely signe n'ny oll be tosi-drà
za mako an!! mpandeha tevi_doha fona t@ mbola kely denisy nilaza we misy tosi-drà io zaza io rehefa lhb , ary dia izay tokoa no mitranga fa mora miakatra toisi-drà za am zao
22. ari.malala ( 12/05/2006 06:42)
ah bon! soa ihany zany fa efa tsy nomena tsony ra zany! Fa iuo tenenin'i mimich io ndray n otsy arako , fa za ko mpandeha tevidoha tam mbola kely nefa zao ny tension ako ambany foana, inona ny fanazavana? :)
23. toubib ( 12/05/2006 07:13)
mimich>io indray dia tsy mbola fantatra fa dia hodinihina amin'ny ankatoka.

Fa ny fanafody amin'ny ankapobeny raha vao hoe à "metabolisme hépatique" dia mandreraka ny aty foana ka mety hahatonga "insuffisance hépatique", ny fanafody mantsy raha vao ampidirina any anaty vatan'olombelona dia raisiny ho toy ny poizina avy hatrany ka ny asan'ny aty dia manova ilay "structure moléculaire"n'ilay ffody mba ho "inerte" araka izay azony atao, mitaky asa mafy ho azy izany ary raha diso be loatra dia simba tanteraka ireo sela ao anatiny, izay ihany koa no antony anasiana "rythme" ny fampiasana azy fa rehefa tapitra ny "demi-vie-ny" dia lany koa ny herin'ilay fanafody; avy eo ny voa na ny afero no manary azy ho any ivelany. Izay asa izay no ampitandremana ny olona marisarisa aty na voa tsy hihinana na hampiasa ny fanafody toy izatsy na izaroa.
24. mimich ( 12/05/2006 09:42)
tooubib> misaotra betsaka amin'ny fanazavana fa manampy betsaka amin'ny fitandreman-tena izany
25. ari.malala ( 12/05/2006 09:53)
toubib:

mimich>io indray dia tsy mbola fantatra fa dia hodinihina amin'ny ankatoka.

Fa ny fanafody amin'ny ankapobeny raha vao hoe à "metabolisme hépatique" dia mandreraka ny aty foana ka mety hahatonga "insuffisance hépatique", ny fanafody mantsy raha vao ampidirina any anaty vatan'olombelona dia raisiny ho toy ny poizina avy hatrany ka ny asan'ny aty dia manova ilay "structure moléculaire"n'ilay ffody mba ho "inerte" araka izay azony atao, mitaky asa mafy ho azy izany ary raha diso be loatra dia simba tanteraka ireo sela ao anatiny, izay ihany koa no antony anasiana "rythme" ny fampiasana azy fa rehefa tapitra ny "demi-vie-ny" dia lany koa ny herin'ilay fanafody; avy eo ny voa na ny afero no manary azy ho any ivelany. Izay asa izay no ampitandremana ny olona marisarisa aty na voa tsy hihinana na hampiasa ny fanafody toy izatsy na izaroa.



Toubib, ohatran'ny tsy dia mazava maiko ilay fanazavan, raha afaka azavainao beb kokoa azafady, misaotra mialoha.
26. toubib ( 12/05/2006 12:40)
Le oe olona manao tevi-doha mbola zaza dia ho lasa "hypertendu" no tsy fantatro zay fahamarinany fa mbola hodinihintsika eny e!

Fa le resaka métabolism hépatik indray dia ny aty no miezaka mikirakira ireny molekiola avy any ivelany indrindra ireny miendrika akora simika ireny (ohatra alikaola, fanafody, poizina, na ny etona sasany koa aza....)ireo mantsy tsy dia fahita ao amin'ny vatantsika raha ny ara-boajanahary (corps etrangers). Ny aty izany tsy te hahalala an'izany fa raha vao tonga ao ireny (amin'ny alalan'ny rà)dia potehiny iny mba tsy hahavita fanimbana ao anaty tenantsika izay vao arian'ny voa dia mivoaka any am pipi na koa any amin'ny afero (arakarany) dia mankany amin'ny kk (ny ranon'afero no mahatonga ny kk ho mavo na maitso fa tsy mijanona ho fotsy toy ny vary nohanina). Misy cascades de réactions chimik mandritra io asany io ka arakaraky ny asa be ataony no mahareraka azy ka dia harary izy any aoriana. Mety tsy ho vitany indray mitondra ireo fa mandeha tsikelikely dia misy ihany ny tsy voaova ka tonga any amin'ny taova hafa.
27. Fiffi ( 12/05/2006 19:10)
hummm ! aleo aloha harahana tsara ireo voalaza ireo fa ... mampiheritreritra be !
28. watafon ( 13/05/2006 04:46)
ari.malala, mimich : tsy voatery ho marina le hoe raha mandeha tevi-doha t@ fahzazana d ho lasa hypertendu k ! sady tsy hitako loatra aloha izaya tena ifandraisany amzao e!
29. Fiffi ( 13/05/2006 13:34)
wata ahh ! ary ny manao crise d'angoise ve akia hoe niakatra ny TA no nahatonga an'io ?
30. watafon ( 13/05/2006 17:21)
Fiffi: non k ! zavatra samihafa mihitsy zany k ! ny olona angoissé no mety hiakatra ny tension ny !!
31. adidy ( 13/05/2006 18:09)
Ilay nahazo ilay olona dia izy tenany mihintsy no tsy nahazaka an ilay paracetamol. Ary raha manana pb hepatique ny olona dia tsy tokony hihinana.
Izaho efa nanao hepatite medicamenteuse tamin ny paracetmol satria nisy fanafody hafa koa nohaniko dia nanao interaction, ary saika efa maty mihintsy satria nidina b ny taux de coagulation ko tamizay. TP 15 pour cent. Efa saika natao greffe hepatique fa niakatra ho azy teo ihany ilay izy avy eo.
Izao aho nefa rehefa marary an doha tsy zaka dia mba mihinana kely ihany.
32. watafon ( 13/05/2006 18:41)
zany v? tena tsy sahy mihinana intsony za raha izany kle! ary nanana chance anie ndry zany e!
33. adidy ( 13/05/2006 19:32)
Wata; izany koa ange no mahazo an ireny vehivavy bevohoka manao hepatite fulminante amin ny paracetamol e. Fa ny fanafody rehetra anie mety mivadika biby daholo rehefa tsy hety ny hatao ! Izaho izao efa nahita olona betsaka manao AVC sous AVK na sous plavix na nanao hemorragie abdominale. Dia raha nieritreritra mialoha izany dia hoe avelao izany ilay olona hiaraka @ arythmie ve?? Tsy hay intsony e. Na ny olona manao hemorragie digestive miaraka @ aspirine na AINS...
34. fijo ( 13/05/2006 20:26)
hono hoa ry izay roa lahy,
maninona no misy olona misotro toaka be,nefa tsy maninona,nefa za raha vao vera roa ny visiky,dia marary loha be aho avy eo?????
35. Fiffi ( 14/05/2006 12:16)
fijo: hummmm !! hay tsy zah rery no manazo an'io raha vao misotro zava-pisotro misy alikola an ? ny ahy indray de tsy miandry 2 vera zany fa raha vao 1 gorgée de zay !!! marary an-doha ary miakatra ety @ épaule le marary sady lasa mavesatra be ! efa nanontany ny mpitsabo hiany zah fa de niteny fotsiny izy hoe "comme ça , vous ne serez jamais alcoolique" fa na de 1 vera champagne ve rangaha de tsy lasa mihintsy an!
36. watafon ( 14/05/2006 14:12)
adidy: isika roa lahy oziz fijo :-D:-D:-D:-D
fijo: sao d mbo nisotro b elà taloha d efa saturé le rà ,
37. vale ( 14/05/2006 14:54)
ikalakintina: ohatry ny tsy mampite-hinana efferalgan ntsony rah zany, zaho manko mparary an-doha lava sns, ka tonga dia io foana, ary tsy avelako ho tapaka an'io mihintsy ato an-trano satria mahavonjy!(tsy mila ordonnance) fa raha izany toa:?:? ho sarotsarotra ihany ny hiala @ mahazatra nefa :(
38. watafon ( 15/05/2006 03:47)
vale: tsy d tokony hisy hampatahotra anao zany k ! raha manana pb hepatique vao mety hisy olana ny fihinanana efferalgan k!
39. Fiffi ( 15/05/2006 04:41)
wata: saturé ahoana koh akia zany ? fa zah akia de tsy mba mahatanty na 1 vera fotsiny aza an!
40. mimich ( 15/05/2006 07:37)
fijo> hors sujet mintsy enao zany , nivadika alcool v rangà ny effefralgan.hihi
de fanafodiny zany de tsy misotro tsony de am zay sur fa tsy hisy ny aretin'andoha vokatr'izay hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9779